Tonga ndray hono ny menaka

21. locl ( 09/06/2009 18:40)
raisonnement tsy mamely andrywi a! aiza koa hianao indray ity faly manindrahindra ny an'ny hafa. Aiza le fitivantanindrazana e??Tsy mba nanana fierté ve nareo hoe nisy vita Malagasy teo sady tena tsara.

Dondrona elah andrywi
22. Noue ( 09/06/2009 19:54)
ianareo ve nahita ilay article anaty gazety oe nisy olona nahatratra 40 nahiditra hopital fa narary daholo ? dia noho ny menaka io
23. andrywui ( 09/06/2009 20:09)
aisonnement tsy mamely andrywi a! aiza koa hianao indray ity faly manindrahindra ny an'ny hafa. Aiza le fitivantanindrazana e??Tsy mba nanana fierté ve nareo hoe nisy vita Malagasy teo sady tena tsara.

Dondrona elah andrywi


io zao elah LOCL manaonao ahy de refa ataoko mendy de mibabababa mitady sekoro eran'ny serasera a!

--fa angah raha PPN avy amin arabo de ratsy zay !! sady zay ahitana mora takatry ny sarambabembahoaka nefa tsara kalitao izao no tanjona e !! mividy mora ny malagasy izay defa mitraka aloha ny isambaravarana !! avy eo hita ndray ze atao !!ny hevitry locl zany de avela hijaly ho faty ho azy eo cny pokna na asaina mividy vokatra lafobe na tsy misy mihitsy aza ?? zany ve de fitiavantanindrazana ?? mitovy ihany nareo sy ravalo rah izany
24. cyril ( 09/06/2009 20:59)
Kah efa hita fa dondrona elah ry andrywui ,
saika tsy holazaiko fa miala tsiny :-D :-D
25. tsiafoi1 ( 10/06/2009 08:01)
Andrywui a elà ty leisy manapaka mihitsy leaza!! :D :lol: :-D nataoko ihany ny tsy hihomehy k'leity e! Mba hain'là moa izany resaka partenariat izany, resaka commerce foana no ao ambadik'io. Loi de l'offre et de la demande - achats et ventes. Tsy maintsy misy resa-bola mivoaka sy miditra ao. Ka ny firenen'elà no mila sy mividy dia ny firenen'elà izany no mamoaka vola..., resaka reseau commercial fotsiny le arabo, fa io volan'ny firenena foana no tsy maintsy mivoaka @'ny farany, na achat direct io na par crédit, na partenariat. Niveau 3è leisy zany de tsy takatr'io atidohan'là io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.191