Tanindrana sy ny fitondrana Merina.

21. bozyboleta ( 09/06/2009 09:09)
O zama a! aza manao an'io fa komplekse. :roll: :roll: :roll:

Mamaky tsara ve? :?:
Apetraho any ny kompleksa rehefa midinika.
Zava-misy sy tantaram-pirenena no resaka eto fa tsisy resaka raciste na manambony tena eto.
Vao manomboka ary @ mpametaka lohahevitra ka hatraty ambany aty dia tanindrana vs merina ny resaka.
Matoa ampitahaina ireo dia misy itoviany sy tsy itoviany izany ka tsy tokony harary fo rehefa voalaza ny marina.
Ary resaka nisy, misy ary hisy foana io fampitahana io eo @ tantaran'i Madagasikara ka tsy hitako ny hisafosafoana foana azy fa tsy hitrandrahana ifotony ny olana.
Sa inona no tian'nympametaka lohahevitra ahatongavana @ fametrahana io lohateny io???
22. xxx ( 09/06/2009 09:13)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/moumousse/video/xucib_moumousse-tsaiky-metisy
23. xxx ( 09/06/2009 09:14)
faites l'amour mais pas la guerre e
24. Annie2006 ( 09/06/2009 10:00)
Ity resaka Tanindrana sy Merina io dia tsy olona na foko fa toe-tsaina, ka nahatonga ny fiteny hoe: Tsalo .
Ato no nahitako izany fandalinana momba an'izany: http://gasikarasahy.blogvie.com

Mampieritreritra.
25. xxx ( 09/06/2009 10:16)
O zama a! aza manao an'io fa komplekse.

Mamaky tsara ve?
Apetraho any ny kompleksa rehefa midinika.
Zava-misy sy tantaram-pirenena no resaka eto fa tsisy resaka raciste na manambony tena eto.
Vao manomboka ary @ mpametaka lohahevitra ka hatraty ambany aty dia tanindrana vs merina ny resaka.
Matoa ampitahaina ireo dia misy itoviany sy tsy itoviany izany ka tsy tokony harary fo rehefa voalaza ny marina.
Ary resaka nisy, misy ary hisy foana io fampitahana io eo @ tantaran'i Madagasikara ka tsy hitako ny hisafosafoana foana azy fa tsy hitrandrahana ifotony ny olana.
Sa inona no tian'nympametaka lohahevitra ahatongavana @ fametrahana io lohateny io???


Bozyboleta! tena mbola boletaka marina ny sainao zany, 50taona lasa letsy no lamaody izany toe-tsainao izany a! mila manenjika ianao fa tara e!
26. hery ( 09/06/2009 10:29)
xxx 24.> Angmba tsy resaka merina sy tanindrana ilay resaka fa resaka fianakaviana. Satria io voalaza io fa 32 taona teto tanindrana foana no nitondra kanefa hatraiza ny fandrosoan'i Madagasikara... dia 7 taona indray merina no nitondra dia hatraiza ny fandrosoana. Ny fitiavan-tena dia samy nanana fa ny maha-fetsy ny merina (tahaka an-dRavalo) dia na tia tena aza izy dia nomeny potipotiny ihany koa ny faritra hafa (izay odian'ny mpanohitra tsy hita).

Koa averiko indray, tsy resaka merina sy tanindrana ilay izy satria tsy foko roa ihany akory i Madagasikara fa ilay resaka toe-tsain'izay mitondra mihitsy. Karazana coincidence fotsiny izany ny naha-tanindrana sy naha-merina azy.

Misy merina tsy vanona mihitsy ary misy tanindrana vanona be dia misy koa ny mifanohitra amin'izay.
27. ifiona ( 09/06/2009 10:43)
ra8enforce:

tanidrana sy ny merina e
http://www.dailymotion.com/relevance/search/njakatiana/video/xputo_njakatiana-antsika-jiaby_music



michael scofield leazaaahhhhh
:/
28. patrick2002 ( 09/06/2009 10:53)
na inona filaza na inona @ resaka cause cotiere ,sy hegemonie merina dia hita fa mbola raiki-tapisaka io hatramin`izao ao madagasikara ,hita izany eo @ fanomezana toerana ,tsy toe-tsaina mirefarefa mihintsy ny fitenenana an`izany ,fa kosa mba hisiany ala-sarona hahalalana ny olana ,hiniana tsy noresahina ,nefa tou ny vay an-kandrina.
Rehefa nitondra i Ratsiraka dia samy nahatsapa ny fitotongany fiharian-karena isika samy tonga saina t@ izany ka dia naleo nepetraka Ravalomanana ,izay olona nambinina t@ fihariana nataony ka nanatena ny malagasy maro fa hitondra soa ho an`i firenena .
Inona anefa no nataony Ravalo ,Fandrobana ,sy fangalarana tsotra izao ,ny afa tsy havela hitady ,na sakanana fotsiny izao (trois freres, le quartrz, STAR,Henry Fraise , KOBAMA, HILTON hotel), Tsy nisy Tanindrana nahavita an`izany ,ary aoka hazava fa io olana ara-pihariana io no nahatonga an`i Andry TGV hanohitra an`i levalo .
Mitombina izany ny ahiahiny Tanindrana @ merina hoe,aza mahatoky merina fa tia-tena ireo be fialonana, Etsy andaniny ny merina milaza ny cotier be fialonana .
Ka aoka isika samy handinika fa tsy hifanilika oe ianareo cotier no tsy lasa ,na ianareo merina no tsy mamely. :lol: :lol: :lol:
29. Annie2006 ( 09/06/2009 11:10)
http://gasikarasahy.blogvie.com/2009/05/22/histoire-des-%C2%AB-tsalo-%C2%BB-merina-et-la-destruction-de-madagascar

30. ratavao ( 09/06/2009 12:18)
Aza mirediredy
31. milamm ( 09/06/2009 12:51)
samy nijaly ihany ny malagasy na tsalo na ndatilahy no teo fa io fandrosoana io no tsara resahina @ izy roalahy dia hita aloha fa tsy nilahabary ny olona t@ androny ravalomanana ary nitombo ny asa ho an'ny vahoaka,niha nivelatra ny sehatry famokarana,fanabeazana ary fahasalamam-bahoaka nihena ny trosa tany ivelany nitombo ny mpamatsy vola,
ratsy iraka no tena nandetika ny firenena tao anatiny 26 taona nitondrany namono merina be indrindra araky ilay fiteniny hoe"apres-moi le chaos",ireo elite rehetra mpifaninana aminy moa raha tsy miaraka taminy de matimaty foana na manamboninahitra io na mpandraharaha ara-toekarena na mpanao politika na mpitarika fivavahana,i ravalomanana tsy mbola namono sy nandatsak'aina ny elite na ndaty na tsalo fa efa nanagadra
Nisy ny hazalambo nataon-dravalomanana t@ 2002 ,tsy inona akory izany fa nanenjehana ireo governora nampihorohoro sy namono vahoaka tahaka andry soaline,mpioko tia an'i coutity sns,nefa tsy nisy dikany izany raha oharina @ nataony ampy augustin portos minisitry ny ati-tany taloha sy raveloson mahasampo momba ny "chasse aux merina" mpiavy tany anindrana,inona no hiseho tsy maintsy hiverina i Ravalomanana satria tsy hilatsaka intsony ratsy iraka ary tsy misy hahasakana izany
32. xxx ( 09/06/2009 13:21)
inona no hiseho tsy maintsy hiverina i Ravalomanana


:-D :-D :-D :-D :-D Andraso eny Ivato na any Toamasina e!!! :-D :-D :-D :-D :-D
33. tsiafoi1 ( 09/06/2009 16:23)

Inona koa aza ity resaka vohizin-dRaPatrick ity

Merina + Tanindrana = Malagasy monina ao @'ny Nosy Madagasikara.

Ka raha misy olana na tsy metimety ny maha-Merina na maha-Tanindrana anao, dia roa ihany ny vaha-olana azo atolotra anao :rehefa tsy te ho Malagasy

1- na maka nationalité hafa, ary tsy manelingelina ny fiainan'ny Malagasy Ray sy Reny.
2- na mitsoraka any anaty ranomasina ho sakafon'ny trondro, malalaka be ny canal de mozambique na ny océan indien...
34. andrywui ( 09/06/2009 16:50)
Jereo anie ny gvt n'i ravalo tamin'ny vao nahalany azy fa nisy tanindrana 50% !! fa rehefa lany 3taona teo fotsiny lery de nosoloiny malama loha daholo ny tanindrana !! inona no antony ??
--mpanavakavaka fiaviana 100% lery !! tsy azo lavina zay !

ary izay no nampipoaka azy voalohany teo amin'ny sezany ! tsy fahaizandraha sy avonavon-kevitra sy avonavon-tsaina !!

zao vita petsa tsara !!
35. xxx ( 09/06/2009 21:20)
Patrick2002

Tena mivaona mintsy le kôzy é
Raha ny ao an-dohan'elah zany dia tsy hiova ny Malagasy fa resaka foko fôna no jerena refa ady hevitra
Ary tsy zay mintsy no hevitr'elaha taloha fa refa tsisy ho lazaina de FERME LA!!!
Zay compétent aleo hanao,un point c tout!!!
36. milamm ( 10/06/2009 12:41)
andrywui > toerana ifandimbiasana ny andraikim-panjakana anie ry lety tsy midika ho fanavakavahana ary ny asa vitany na ratsy no itsarana azy satria zo-ny lehibeny governemanta ny misafidy ny iara miasa aminy isaky ministera,ary ratsy iraka tsy notenen\\\\\\\'ela satria 26 taona izy teo,ireo elimination nataony t@ ireo elite mananamboninahitra merina ankoatran- Itpkl isany izay niaraniasa t\\\\\\\" governemantan-DramanatsoaRatsimandrava,Joel Rakotomalala fanagadrana anAndriamaholison(StCyrien no sady nivoaka @ hautes etudes politika raha tsy ho tanisaina Itpkl Sibon Guy...dia nanomboka teo ny fankahalana ny merina nataony ratsy iraka ary tsy mijanona hatrizao,izany no tokony resahin\\\\\\\'ela raha tsy miangatra ny saina\\\\\\\'ela
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0433