dia hanorana sa hanavandra hono ny tim and co??

1. bazylou ( 08/06/2009 21:21)
«Hisy zava-hiseho amin’ity herinandro ity»

Nanindry mafy sy nampiomana ny «zanak’i Dada» ihany ity mpitari-tolona ity fa tsy hampiady azy ireo amin’ny miaramila akory ny mpitarika ny hetsika
Mitohy ny hetsiky ny mpitaky ny ara-dalana etsy amin’ny Magro. Mitombo hatrany ny olona tonga eny an-toerana na dia vao manomboka aza ny herinandro fa tsy toy ny mahazatra hoe rehefa faran’ny herinandro vao maro ny tonga manohina ny antso amin’ny fitakiana ny famerenana an’i «Dada». Mbola ankamatatra toy ny mahazatra ihany koa ireo ambaran’ny mpitari-tolona fa hetsika goavana hotanterahina mandritra ny fihetsehana saingy tsy tanteraka izany na tsy nisy tohiny mihitsy noho ny antony maro samihafa rehefa tonga amin’ny fotoana tokony hanatanterahana azy. Omaly indray dia nanambara ny Depiote Zafilahy Stanislas fa hisy tanjona lehibe hotratrarina atsy ho atsy ary amin’ity herinandro ity no mety hisehoan’izay. Tsy nambara indray io tanjona hotratraina io fa nilaza tamin’ireo vahoaka mpitolona kosa Ing. Depiote fa raha misy toromarika homena dia tokony arahin’ireo mpitaky ny ara-dalana. Nanindry mafy sy nampiomana ny «zanak’i Dada» ihany ity mpitari-tolona ity fa tsy hampiady azy ireo amin’ny miaramila akory ny mpitarika ny hetsika rehefa tonga ny fotoana hanomezana ilay toromarika. Efa mamaraparana ny tolona isika izao ka mila malina, mila atambatra ny hery, hoy izy.
Ankoatra izay dia efa somary hita eny amin’ny Magro ny rivotra fampielezan-kevitra amin’ny fifidianana. Nanambara ny Depiote voafidy tany Betafo fa raha misy ny fifidianana dia tsy hifidy olona avy amin’ny HAT mihitsy ny vahoaka any an-toerana fa tsy maintsy olona avy amin’ny «Dadany» no hofidiana. Dia ho hita eo ihany ny fandehan’ity hetsiky ny «zanak’i Dada» ity.
Ny Tahiry R.

Apoahy fa efa vonona ny aty e!!! :-D
novalian'i xxx ny 09/06/2009 21:03
2. xxx ( 08/06/2009 21:25)
elahy rabazy no nanimba ny ambasady gasy aty paris tena kanosa elahy sa efa mandray vola ambony ao @ Hat ao elahy dia manambany
3. bazylou ( 08/06/2009 21:29)
aza miala bala hoaho!! izahay letsy olona manakatao fa tsy mpitaty rmi ohatran'dry gtt a!! ry lerony aza kerisahy, ze ambasady kely io atyfrance no hilelafany fa tsy manao ray sy ray ao mahamasina rha amahery!! amin'izay tsy sahy akory fa manao va et vient ohatran'ny .... nomba herin'izy mianakavy!!
vive tgv!! :-D :-D
4. milamm ( 08/06/2009 23:38)
piss off bazylou U're the last shit we want to hear...
5. milamm ( 09/06/2009 00:15)
ho hitan'ela less bazil tsy ampy fisainana ny tihiny fa aza maika a =))
6. essera ( 09/06/2009 04:28)
Zah ry leron manomana campagne fa voalavo efa an-tanan-tsaka ve no andrasana. Fanampin'izay, tsy hisy mihitsy firenena vahiny sahy hanohana an'i Ravalo hamerina azy eto am zao fotoana izao. Tadidio ange izay e !!!
7. xxx ( 09/06/2009 08:01)
mety miakatra indray ny taux de consultation madagascar amin ny internet raha misy gera kely ary mety hidina indray ny taux de l argent ariary mety milay ka asaivo manao gera kely bazylozitra aaaaa
8. andrywui ( 09/06/2009 13:28)
nisy ihany lety Essera saika hiditra hanohana an'iRavalo tamin volao a!! fa vao naheno oe ni demisssion anie lery no nampiala azy teo de nihemotra daholo !!! ohatra : Sadc , Ua , Ui , ....
9. xxx ( 09/06/2009 21:03)
Ary tena mihavendrana isan'andro reto tgv???? :evil: :evil: :evil:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2014