Hevitra fahazoana VOLA eto amin'ny internet
1. LibrePenseur
(
08/06/2009 14:24)
Ity misy fomba iray tena mahomby, maimaimpoana ny fisoratana anarana, tsy mila diplaoma, tsy mila traik'efa, ianao ihany no patron-nao ary ianao ihany no mametra ny ora tianao hiasana amin'ny internet.
Mandefasa mailaka amin'ny rado.andri@gmail.com raha te hahazo ny antsipiriany sady maimaimpoana fa halefa fichier attaché any aminao io fanazavana io.
Raha misy manana hevitra hafa dia arosoy ho an'ny namana rehetra

novalian'i LibrePenseur ny 13/06/2009 09:53
2. mketsa
(
08/06/2009 18:41)
Tena m'lay lé hevitra fa io 'zao lé fika tany Frantsa,hevitra bobaka sy be lazao dia alefaso any ny vola hampitomboiny fa tsy miverina!hihihihi....fa raha voarainao ity ttasy ity dia avereno in-20 dia omeo ny namanao fa hahazo vola iray kitapo manga voho ianao... 8O 8O 8O hahahaha
3. hana
(
09/06/2009 11:36)
nisy fampitandremana ny toy izao nalefan'ny fanjakàna.
1- na resaka mamoafady no ampanaoviny anao, anjaranao na hiditra na tsia;
2- na tena fitaka be: ny volanao indray no lasany, misy foana mihitsy ny compte bancaire ary tsy misy ahazoana mamerina azy satria virtuel hatr@ ilay ifandraisana. Fa ilay vola lasany no tsy virtuel

4. LibrePenseur
(
09/06/2009 12:24)
-io fomba io dia tsy misy vola alohanao mihitsy na ariary aza
-io fomba io dia tsy mampaniraka anao hanaonao foana tahaka ny voalaza etsy ambony
-io fomba io dia tsy toy ilay filàza amin'ny teny frantsay hoe MLM, na vente à pallier multiple, na vente pyramidale
Tsy misy n'inoninona asaina hamidinao, tsy misy n'inoninona asaina varotanao

5. Papoose
(
10/06/2009 15:56)
raha tena mahasoa, maninona raha tonga dia atao copy paste be eto @ dinika dia samy mandray zay interessés, toy izay mbola asiana procedure hoe mandefa mail any @ rado andri??? :wink:
6. LibrePenseur
(
11/06/2009 09:27)
Ka lava be ilay izy sady sao dia tsy azo atao eto sao ho lazain'ny admin hoe pub dia vao maika ho foanany
7. xxx
(
11/06/2009 13:54)
Sao dia mba any @ Bizna serasera no mety asiana azy? Nefa tsy fantatro aloha e!
9. LibrePenseur
(
13/06/2009 09:53)
Marina mihitsy ny an'i xxx, fa efa ao amin'ny bizna serasera anie ilay izy e! saingy amin'ny maha-eritreritra mandalo ny lohahevitra an'ity dinika ity dia nampandalovina tato aloha ilay izy! ary ilay boky anie tsy hoe ngeza b tahaka ny hoe encyclopédie ireny fa sady amin'ny teny malagasy, no zara raha misy 20 pejy, sady tsy vidiana akory anie hoa ilay izy e!