10 aout 1991 sy 07 février 2009 , an iza ny hadisoana ?
1. lemenakely
(
08/06/2009 13:06)
Raha vao mitonona ireo daty ireo dia ao antsaitsika ny voalohany Iavoloha ary ny faha 2 Ambohitsirohitra , ny iraisany dia ny vono olona , izay tsy asiana teny lava ...
Fa ny fanontaniana mipetraka ankehitrio dia ny hoe an iza ny fahadisoana :
-ny andian olona( tsy hiteny hoe vahoaka aho) voasarika ho teny ve?
-Sa ireo mpitarika
-sa ireo miaramila izay nitifitra
-sa ireo Filoha
????

novalian'i endrika01 ny 09/06/2009 08:42
2. andrywui
(
08/06/2009 13:10)
-sa ireo Filoha
ireo filoha mbola nitondra no tomponkeloka farany !! = ratsiraka sy ravalomanana zany = asssassin !!!! mendrika ho tsaraina tanteraka ireo !!!
--ratsiraka nahafaty amanjatony tam 1991 fa ravalo nahafaty farafahakeliny 5000pers hatramin 2002 à 2009 fotsiny !!
3. sakaymena
(
08/06/2009 13:20)
amiko dia ny filoha am-perin'asa satria nahoana:
ny tolon'ny vahoaka MALAGASY hatramin'ny zay dia vahoaka tanapolo no mirohotra an-dalambe.fa iza no nampmono?iza no nitifitra?an'iza ny fitaova-mpiadiana? aniza ny fahefana?
amiko tsy ho raraka an-tany tsy hisy valiny zany reny ra mandriaka ireny fa rah tsy avy androany ny valiny ,tsy ho zakan'izay nanao azy amaray

4. tafondro
(
08/06/2009 13:33)
Hoy i Andrywui hoe:
" ravalo nahafaty farafahakeliny 5000pers hatramin 2002 à 2009 fotsiny !! "
Tsy exageré kosa ve izany ry Andrywui ? Tena mahalasa saina marina ny hevitra tahak' izany !!
" ravalo nahafaty farafahakeliny 5000pers hatramin 2002 à 2009 fotsiny !! "
Tsy exageré kosa ve izany ry Andrywui ? Tena mahalasa saina marina ny hevitra tahak' izany !!
5. lemenakely
(
08/06/2009 13:44)
io moa izany mety samy manana ny eritreriny , fa amiko tokony entina eny @ resaka lalana fototra ilay izy , izaho moa tsy nianatra droit , fa mety ça va dans les 2 sens ,samy nanana ny responsabilités avy na ny olona nankeny izay tsy noterena, ireo mpitarika, ireo miaramila izay avy dia nitifitra fa tsy nampiasa bombe lacry, dia ilay chef exécutif nanome baiko ihany koa ...
6. lemenakely
(
08/06/2009 14:04)
mbola tsaroako ilay teny iray t@ 1991 hoe :visez bien les jambes !...hoy ingahy Rainy !
7. patrick2002
(
08/06/2009 14:06)
zao eh ! @ code criminel dia misy foana ny victime jerena aloha izay ,dia misy ny accusé ,Ny victime izay dia victime izay no anarany ,ny accusé kosa dia izay auteur ny acte ,mialoha ny hanambarana ny jugement dia tsy maintsy analysé -na ny nahatonga ilay accusé hanao anìlay acte ,sy ilay victime ,tafiditra tao aminìlay fait ,miankina aminìzay no hanapahana ny jugement .
Raha jerena ny raharaha 10 Aout ,sy ny 7 fevrier ,victime ny vahoaka ,accusé izay nitifitra dia ny RESEP sy ny garde presidentiel sy ireo olona nibaiko azy tao .
Izay mpanao politika nitondra dia ny herivelona ,sy ny TGV t@ ny 7 fevrier ,maivana ny responsabilité ny satria ,olom-pirenena efa majeur no nitaomina fa tsy hoe akory mineur ,ary tsyt antery fa fangatahana ,
misy responsabilité a partager ao izany fa tsy egal ary tsy azo atao ao anaty ny banc des accusés mihintsy ny herivelona sy ny TGV ,
Misy miteny fa izay nampaniraka olona hilahatra no diso ,tsy haiko aloha ny hoe diso (politiquement ),fa resaka droit, na justice dia ireo no fanazavana nomeko anao teo ireo .
ohatra misy vehivavy iraY nanao mini-jupe decolleté ,nisy ni viol avy eo ,fantatra fa accusé ilay lahilahy ni-viol azy ,fa kosa metty hampihena ny sazy hazony ny fanazavana ankanjo ohatry ny izao no nanaovany ,ary ny-invité azy izaho hiditra ny chambre tsy ankaterena ,mbola azo atao ihany koa hoe mbola nijery film porno izay
:-D :-D :-D
,izay izy vao ni violer-ko

8. Noue
(
08/06/2009 14:20)
lemenakely:ny ahy indray aloha dia ny raharaha t@ 1991 tsy dia nanaraka loatra aho
Fa ny fanontaniana mipetraka ankehitrio dia ny hoe an iza ny fahadisoana :
-Sa ireo mpitarika
raha ny raharaha t@ 07 Février indray dia tokana ihany ny azoko lazaina arytsy miova hevitra @ io aho
[size=70]raha tsy nisy ny MPITARIKA ? tsy nisy iny zavatra niseho iny![/size] ka amiko dia an'ny mpitarika ny hadisoana voalohany
9. ndaty
(
08/06/2009 14:23)
io koahy hifanilike andraikitra foana, fa une question se pose,
Qui était le présidsent ????
C'est lui le responsable.
Sahala t@ vono olo nisinisy teny ambohijatovo t@ mouvement ny Pro-TIM
samy nifanilika andraikitra.
Noraisin'ny CHARLES si LILISON sy ny CNME ny andraikitra, ils ont arrété Ralitera, Manandafy, Théophile, Constant WANTED, de nilamina ny tanana, tsy nisy sasy ny faty olo teny ambohijatovo.
Tsy niandry zato maty indray mipalaka vao haandramby decision.
C'est ça la responsabilité
mavandivandy avao

10. xxx
(
08/06/2009 14:29)
ssssssssssssshhhhhhhhhhhhh Mbola @ izany foana ve ? Hifampitorotoroka eo , tsy handroso mihintsy
Fanontaniana hafa apetraka
Fanontaniana hafa apetraka
11. Noue
(
08/06/2009 14:30)
na inona kitranga na inona kidona, rehefa tsisy ny mpitarika dia tsisy ny zava-miseho eee
12. rakaroka
(
08/06/2009 14:31)
Mitombina ny fijerin'i Patrick2002,
Rehefa misy "tranga" iray anie, tsy hisian'ny antsoina hoe préjugé fa fakana
ambolony dia tsy azo atao ny mitsaratsara fahatany hoe izatsy na iroa no meloka raha tsy misy ny fanadihadiana. Dia mbola mitombona koa ny hoe
Nisy poitran'ny fahatafitohinana tokony ho meloka . Ny "blem" raha hanenjika fahatany ny mpitarika t@ 07 iny, dia milaza 'zareo fa noho ny "droit de l'homme fondamental voahosihosy no nanesika an-drizareo hanao iny !
Donk mifotitra @ fitondrana sy rafitra nisy nanosihosy izany "droit fondamental tokony ho notandrovina izany ny hadisoana!

13. yuka
(
08/06/2009 14:46)
Maro ny aina nafoy,ezahinareo takonana ve ireo lasa maskita ampolony maro
Iza no tomponantoka :roll: :?:
Nisy koa ny nahantona iza no tomponandraikitra :?: :?: :?:
Ny maty voahitsaka teny tanjombato sns tsy teny amin'ny ZONE ROUZE
Iza no tomponantoka :roll: :?:
Nisy koa ny nahantona iza no tomponandraikitra :?: :?: :?:
Ny maty voahitsaka teny tanjombato sns tsy teny amin'ny ZONE ROUZE
14. xxx
(
08/06/2009 14:47)
Mbola azo ambara ihany koa ny fisian`ny zone rouge , ny sommation verbale efa nomena ny mpilahatra fa hisy fitifirana raha mihoatra ny faritra efa napetraka kanefa dia nisy ny fihoarana izany faritra izany . Lava be ny resaka raha hitanisa an`izay . Ny zavatra azo lazaina dia tsy misy madio tànana ny rehetra ao anatin`ity afera ity ka raha hisy fanagadrana dia tokony higadra daholo ( Ra8 , TGV , CAPSAT , Alain Ramarson ..sns) ary ireo izay navoaka ( Pety , Voninahitsy , Coutiti , Ratsiraka , Pierrot ..sns) tokony haverina any indray fa tsy omena amnistie . Amin`izay madio ny tanàna , afaka manao tetezamita milamina isika mianakavy ka olom-baovao mihitsy no aroso amin`ny fifidianana .
15. yuka
(
08/06/2009 15:02)
Marina io hevitry i xxx saingy hogadrainareo koa zany dadanay :roll: :-P :( :wink:
16. rakaroka
(
08/06/2009 15:09)
Le zone rouge aloha efa "derivée" fitandrovana ny sezan'ny mpitondra fa ilay fanitsakitsahana ny lalàna fototra zo maha olona dia lalàna fototra miantoka ny paix sns...Ka raha ny fototra no dikaina dia aza manantena fa ho voatandro ny seza e! :oops: :oops: :oops:
17. patrick2002
(
08/06/2009 15:10)
xxx:
Mbola azo ambara ihany koa ny fisian`ny zone rouge , ny sommation verbale efa nomena ny mpilahatra fa hisy fitifirana raha mihoatra ny faritra efa napetraka kanefa dia nisy ny fihoarana izany faritra izany . Lava be ny resaka raha hitanisa an`izay . Ny zavatra azo lazaina dia tsy misy madio tànana ny rehetra ao anatin`ity afera ity ka raha hisy fanagadrana dia tokony higadra daholo ( Ra8 , TGV , CAPSAT , Alain Ramarson ..sns) ary ireo izay navoaka ( Pety , Voninahitsy , Coutiti , Ratsiraka , Pierrot ..sns) tokony haverina any indray fa tsy omena amnistie . Amin`izay madio ny tanàna , afaka manao tetezamita milamina isika mianakavy ka olom-baovao mihitsy no aroso amin`ny fifidianana .
ka raha izany ve lesy ra XXX tsy higadra daholo izay nitondra ,
mbola azo ampiana ,koa ny malagasy tsy vaky volo ,tokony hogadraina satria tsy misy mandoa hetra ,tsy misy manara-dalana ,ny sasany mampiasa soalafa ,tsy declarer-na any @ cnaps sy tsy manaraka ny code de travail,
ka inona fa tsy ny madagasikara no lasa fonja ngeza-be ohatry ny nosy-lava
=)) =)) =))
18. lemenakely
(
08/06/2009 15:31)
Marina tokoa fa io remarquen i RaPa io izay mitovitovy @ lazaiko ery ambony , no mety afaka mamaly ilay fanontaniana e!..
19. lemenakely
(
08/06/2009 15:38)
xxx:
ssssssssssssshhhhhhhhhhhhh Mbola @ izany foana ve ? Hifampitorotoroka eo , tsy handroso mihintsy
Fanontaniana hafa apetraka
Ahoana koa ary izany? Ka napetrako io fanontaniana io satria , afaka hino ve i xxx fa tsy hiverina indray io afaka taona vitsivitsy ?Satria efa film hain ny mpanao politika malagasy ?
Ahoana isika no handroso raha misy izao fiverimberenana izao ?
20. endrika01
(
08/06/2009 16:35)
Raha zah manokana no hametraka ny fijeriko am fo tsy miangatra (tsy mba nandray anjara tamny fifidianana,na fitsapan-kevi-bahoaka ny tenako hatr@taona maromaro satry tsy teto Mada,nefa na izany aza,manaraka hatrany ny zava-nisy na misy eto am firenena) ka ny avaliko amle dinika napetraka de we efa tetika maty paika ny ireo zay tsy mila ny filoha Ra8 ho eo am fitondrana intsony ireny trangan-javatra namoizana aina maro teny Ambohitsirohatra ireny.Satria raha tsy misy ny ra latsaka teny dia ho sarotra be ny argument hanonganana anlery teo.Azonareo ny tiko hahatongavana! Mety we Andry Rajoelina no nanao ny plan,na mety we Andry Rajoelina nataony sasany fitaovana ,hanongana anR8 de avy eo hoavy moramora izy ireo haka ny toerana