10 aout 1991 sy 07 février 2009 , an iza ny hadisoana ?

21. xxx ( 08/06/2009 16:41)
I Andry Rajoelina dia marionety fontsiny fa alahelon- kanina daholo ny rehetra e! taora mila sosy i TGV dia ny firenena no hatao biznan ry Adrywiwi dia tsy hitako intsony izay ho lazaina momba anao
22. lemenakely ( 08/06/2009 16:50)
endrika01:

Raha zah manokana no hametraka ny fijeriko am fo tsy miangatra (tsy mba nandray anjara tamny fifidianana,na fitsapan-kevi-bahoaka ny tenako hatr@taona maromaro satry tsy teto Mada,nefa na izany aza,manaraka hatrany ny zava-nisy na misy eto am firenena) ka ny avaliko amle dinika napetraka de we efa tetika maty paika ny ireo zay tsy mila ny filoha Ra8 ho eo am fitondrana intsony ireny trangan-javatra namoizana aina maro teny Ambohitsirohatra ireny.Satria raha tsy misy ny ra latsaka teny dia ho sarotra be ny argument hanonganana anlery teo.Azonareo ny tiko hahatongavana! Mety we Andry Rajoelina no nanao ny plan,na mety we Andry Rajoelina nataony sasany fitaovana ,hanongana anR8 de avy eo hoavy moramora izy ireo haka ny toerana





Oui ity moa izany ilay Tanjona , izany hoe ny anton iny vono olona iny !

23. milamm ( 09/06/2009 00:30)
mangina ela ry menakely fa ataony olona indraty mandrapaka =))
24. endrika01 ( 09/06/2009 08:42)
lemenakely:
endrika01:
Raha zah manokana no hametraka ny fijeriko am fo tsy miangatra (tsy mba nandray anjara tamny fifidianana,na fitsapan-kevi-bahoaka ny tenako hatr@taona maromaro satry tsy teto Mada,nefa na izany aza,manaraka hatrany ny zava-nisy na misy eto am firenena) ka ny avaliko amle dinika napetraka de we efa tetika maty paika ny ireo zay tsy mila ny filoha Ra8 ho eo am fitondrana intsony ireny trangan-javatra namoizana aina maro teny Ambohitsirohatra ireny.Satria raha tsy misy ny ra latsaka teny dia ho sarotra be ny argument hanonganana anlery teo.Azonareo ny tiko hahatongavana! Mety we Andry Rajoelina no nanao ny plan,na mety we Andry Rajoelina nataony sasany fitaovana ,hanongana anR8 de avy eo hoavy moramora izy ireo haka ny toerana
Oui ity moa izany ilay Tanjona , izany hoe ny anton iny vono olona iny !
Fa tiko ho tsindrina ihany kou de we,raha miara-miasa ny filoha Ravalomanana sy i Andry Rajoelina dia hisy rivotra vaovao hafinaritra eo am firenena.zany we samy mametraka ny blem famille-ny any ivelany raharaham-pirenena mba tsy hisiany lolom-po sy valifaty :D Tsiky ngezabe de zay !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0924