innn no hiraharahiann'ny comesa sy ny amerikann e!!
1. andrywui
(
08/06/2009 12:04)
Efa hitan'ny firenena rehetra anie fa izy Ravalomanana Marc mihitsy no nanolotra ny Fitondrany , Nidemission, zany hoe niala tsy ho Filohan'ny Malagasy intsony !!
fantatry ny firenendehibe rehetra izany ka mbola innn ihany ary ty fanalambaraka tena ataon'ny dadanareo amin M/car eran'ny tanana ity e!!
Mugabe zany ve hiditra amin'io e !!
--ananan'olona sy ny firenena rehetra anie ny rakipeo rehetra nilazany ny Fialany madiodio amin'ny Fitondrana de mbola oe hiverina ndray ve !!::
--de iza no firenena hiditra amzany !!

novalian'i nyavo2000 ny 09/06/2009 16:39
2. andrywui
(
08/06/2009 12:12)
tetsy amin’ny Magro no nilazan-dRavalomanana fa any Zimbabwe manatrika ny fivorian’ny COMESA izy izao satria nasaina tamin’ny fomba ofisialy. Raha ny nambarany dia ny hijerena manokana ny toe-draharaha eto amintsika no antony nanasan’ny Filoha Robert Mugabe azy amin’ity fivoriana ity. Ny loharanom-baovaon’ny AFP no nahalalana fa teo am-pahatongavana teo amin’ny seranam-piaramanidin’i Victoria Falls dia nilaza ny Filoha fa mila ny fanohanana sy ny fanampian’ny COMESA.
------jereo anie e! nasaina hono izy?? nefa nagataka mba hivory ao fa milaza ho mbola filoha !!
-----ny olona hivory amin'ny zavatra hafa no mahamaika !!ny azy de ny hijerena manokana ny fitiavantenany no mahamaika azy
----mbola eny amin'ny aeroport def mitalaho sy milela paladia amin'olona rehetra zao !! zany de tena efa manambany tena mihitsy !!iza tsony no hiraharaha anao eo amzany na hibabababa eo aza !

3. yuka
(
08/06/2009 12:24)
Mba mangina rawui wui sao marary andoha eo a! :-D :-D :-D
voahasa izy matoa makany,sady filoha mamimbahoaka fa tsy mitovy amin'ny TGV anareo :D

4. 08051972
(
08/06/2009 12:26)
andrywui:
Efa hitan'ny firenena rehetra anie fa izy Ravalomanana Marc mihitsy no nanolotra ny Fitondrany , Nidemission, zany hoe niala tsy ho Filohan'ny Malagasy intsony !!
fantatry ny firenendehibe rehetra izany ka mbola innn ihany ary ty fanalambaraka tena ataon'ny dadanareo amin M/car eran'ny tanana ity e!!
Mugabe zany ve hiditra amin'io e !!
--ananan'olona sy ny firenena rehetra anie ny rakipeo rehetra nilazany ny Fialany madiodio amin'ny Fitondrana de mbola oe hiverina ndray ve !!::
--de iza no firenena hiditra amzany !!
andrwuiy a! Tena mahagaga anà mintsy ny toern'elà eo @ sehatra Malagsy ! Tena elà rery ve lesy no jamba ka tsy mahita fa tsisy intsony firenena matoky ny fitondrana any Dago eto ambonin'ny tany? ty misy lahatsoratra sao mba mety hampiova hevitr'anlà:
http://mydago.com/2009/06/france-vs-madagascar/[url]http://
5. xxx
(
08/06/2009 12:31)
Tena manalabaraka fa atao ahoana fa manana ny adala isika Gasy ka tokony hotafin-damba. I MUGABE ve letsy no hisolelahana!!!! mba misy saina noho iny rangahy be tsy mataho-tody iny kosa ny ankamaroatsika Gasy. Ny taniny aza tsy vitany ka we handamina an'i M/car awe!!!
6. halloween
(
08/06/2009 12:31)
raha ny iray na ny roa manakiana tsy maharava fanjakana zan !!-- fa ny firenena rehetra angaha no efa tsy mety intsony fa misy genocide mihitsy i M/car
-- de mety handefa kask bleu any izy handamina !! misy foana ny mpanakiana ry 045805726 a !! tsy mahataitra zany !! efa mijoro ny antsika de mijoro sady be ko ny mpanohana sady mahafantatra fa efa nidemission tamin'ny Fitondrana lé dadanareo !!

7. xxx
(
08/06/2009 12:43)
08051972:tsy atao mahagaga zany e ! hita fa efa tena jamba tanteraka Andrywui
andrwuiy a! Tena mahagaga anà mintsy ny toern'elà eo @ sehatra Malagsy ! Tena elà rery ve lesy no jamba ka tsy mahita fa tsisy intsony firenena matoky ny fitondrana any Dago eto ambonin'ny tany? ty misy lahatsoratra sao mba mety hampiova hevitr'anlà:
8. halloween
(
08/06/2009 12:48)
tsy atao mahagaga zany e ! hita fa efa tena jamba tanteraka Andrywui
zay no toetran'ny TIM zay !! ref tsy mitovy saina amlé hevitra taingina sy vendrana kely de jamba zay le olona !!
--fa ny azy de le mihogahoga olona tsy hiverina tsony etsy am Magro isan'nandro no olona hendry sy nahita fianarana sy tena vahoaka !!
9. halloween
(
08/06/2009 15:58)
tena ref tonga le andro anio ry hery de tsy nisy nipoitra teto mihitsy le tompo menakely nareo tato a !! nahagaga mihitsy hoah !! nataoatra daolo ry zalah nefa za ary lasa gentil be !! ha ha ha
11. milamm
(
09/06/2009 00:12)
ny lohan'ela ry andrywui mifanmgaro @ vodiny alohany iresaka ela,fantaro tsara izay aloha tsy nisy nanolotra fitondrana na nametrapialana ,@ teny vahiny "where about do you live and who are you????"
12. nyavo2000
(
09/06/2009 16:39)
JEREO LEITSY NY PV n'ny COMESA, iza no mpivory ary in no titre nentinyhttp://www.madatimes.com