AVADIO NY TAFA (omeo ny hevitrao tsy misorona )

1. endrika01 ( 08/06/2009 09:52)
Ajanona kely aloa ny adilahy politika,fa taritina aminity ndray ny saina.Tsy maintsy hisy ny fifidianana filoham-pirenena.Mba tanisao we ny hetahetany tsirairay,aminy adidy tsy maintsy totosan izay filoha voafidy eo ,mba hampisy ny fiainana hanjakany filaminana sy fitiavan-tanindrazana,fandrosoana.Satria raha afepenina manko le hetaheta fa lasa manara-drenirano izay lazainy hafa,de refa avy eo vo tonga saina tampoka de avy eo mikorotana de tsy mety izay.Aza ampidirina aminy valin-teny ny we,raha ranona no filoha de zao no tokony ataony,fa valio am-pitiavana,we na iza na iza no ho filoha eo.Dia ireto ny hetahetanay. ka arosoy ary na ho lava be azany ny lisitra :roll:
novalian'i endrika01 ny 08/06/2009 10:42
2. xxx ( 08/06/2009 09:56)
Ny anay TIM aloha dia tsy misy fantatray afatsy ny fiverenan'i Dada e!!!Izay ihany no fantatray! Mazava???
3. xxx ( 08/06/2009 10:00)
Dada sy i Neny malala miverena woa fa manina izahay tadiavin' ny TGV potehina angeh ny tanintsika e!
4. ndenn ( 08/06/2009 10:22)
Ilaina aloha:
1) ny mijery ny toem- pahasalaman- tsain' izay hilatsaka eo .
2) ny fanetrehan- tenany hiasa ho an'ny malagasy rehetra eraky Mada sy izay aty ivelany tsy vaky volo .
3) mila azy hamintina ny toe-draharaha politika misy an' i Mada @ izao fotoana izao manoloana ny fiaraha- miasa @ ny aty ivelany .
4) mila ny heviny momba ny fampiharana sy ny filàna ny politika rehetra ampiharina ao madagasikara hatramin' ny nanjanahana an' i Mada 1896 , farafaharatsiny nanomboka t@ 1960 .
5) mila ny fitsarany ireo olona mpanao politika sy antoko politika nitondra sy nitarika an' i Mada nandritra ireo vanim-potoana voalaza teo ambony ireo .
6) mila ny heviny hisorohana ny fahantrana mianjady @ malagasy sy ny vahaolana mety ho hitany momba ny hanatsaràna ny fiainan' ny malagasy rehetra eran' izao tontolo izao .
7) ny sisa dia ho hita @ manaraka .
8) ..........
9) ...........
8) 8)
5. endrika01 ( 08/06/2009 10:42)
ndenn:

=D=D=D tohizany namana hafa njay!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.039