mila filaminana ny malagasy
21. xxx
(
08/06/2009 09:55)
tsisy hahalalan'izay ambasadaoro an'izay tena nitranga anie e, izy nga moa tany Iavoloha ny alin'iny, nefa Ra8 nilaza hoe ny alin'iny ireo capsat dia efa tonga nananika teny Iavoloha, ary be ireo ex gp afaka nanaporofo an'izany.
ny any fantatr'iny ambasadaoro iny dia zay hitany ny androtr'iny, dia ny 17 martsa, ny ankoatr'izay, tsy misy fantany !
ny any fantatr'iny ambasadaoro iny dia zay hitany ny androtr'iny, dia ny 17 martsa, ny ankoatr'izay, tsy misy fantany !
22. xxx
(
08/06/2009 10:00)
Raha tena voarahona sy nambanana basy i Ra8 ka manana porofo mazava dia tsy maintsy hitatatata be mihintsy , fa lainga nafafiny iny resaka iny mba hisintomana ny firaisam-be international.
Maninona no tsy alainy any Afrika any ireo vavolombelona mba hanaporofony izany???
mavandivandy avao
Maninona no tsy alainy any Afrika any ireo vavolombelona mba hanaporofony izany???
mavandivandy avao
23. milamm
(
08/06/2009 10:01)
tena ianao mihitsy no fanina ka raha io no tsy mbola mazava aminao,adihadio tsara ny dikany famindram-pahefana izay tokony andalo any @ parlemanta iantsorohany lehiben'ny atenimiera roa tonta nefa dia noterena i Ravalomanana hanao sonia hamindra izany any @ lehiben'ny tafika izay tsy nanaiky koa,izany akory tsy milaza fa miala izy @ toerany maha-filoha azy
24. milamm
(
08/06/2009 10:09)
ny amaranako ny resako aminao ry mihitsy dia aza manao toa an'i bazylou sy ireo akamany raha tianao ny filaminana sy Tanindrazana ka hihorakoraka @ firenentsika very hasina hoe ho ela velona ireo mpanongam-panjakana fa tsy mendrika ny olompirenena malagasy izany,teny tsy misorona fa tsy ady ilaina akory
25. dapiste
(
08/06/2009 10:15)
Mandreraka be nareo am'ity dadadadanareo ity dada tysy mandray andraikitra fa mpandositra adidy fotsiny mampanantena poakaty ny zanany koa ho avy tsy ho ela aho hoe nefa ny aina any am-b........... marina lay hoe mila filaminana ny gasy e :lol: :lol: :lol:
26. mihitsy
(
08/06/2009 10:35)
milamm:
ny amaranako ny resako aminao ry mihitsy dia aza manao toa an'i bazylou sy ireo akamany raha tianao ny filaminana sy Tanindrazana ka hihorakoraka @ firenentsika very hasina hoe ho ela velona ireo mpanongam-panjakana fa tsy mendrika ny olompirenena malagasy izany,teny tsy misorona fa tsy ady ilaina akory
tena mampalahelo le toe-tsainao e, tsy hay na azon'ody mihitsy nareo mpomba andra8 reo, na very fihinana fa de hafa mihitsy e! na zazakely aza ve tsy ho kopy tam nataondra8?
27. reeves
(
08/06/2009 12:29)
Tsy hisy mihitsy filaminana raha mbola misy MANDROMBAKA FAHEFANA AMIN`NY ALALAN`NY BASY SY NY HERISETRA . Ny FAHEFANA manko dia ny FAHAZOAN-DALANA omen`ny VAHOAKA MAROANISA amin`ny alalan`ny FIFIDIANANA ihany ho an`izay mendrika hitantana ny Firenena . Rehefa tsy izay no tanteraka dia tsy maintsy hikorontana foana isika ary io tsy hoe resaka " fiverenan`i Dada " fotsiny fa tena fitsipika iombonan`ny iraisam-pirenena mihitsy . Izay no mahatonga ity HAT ity mitoka-monina h@ zao , tsy nahazo ny tso-dranon`ny maro an`isa . Diso hevitra ny HAT sy ny TAFIKA raha mihevitra fa hoe rehefa mahay mamoritra ny iray firenena aminy amin`ny alalan`ny basy dia hoe MARIN-TOERANA sy EKENA zany .Tsy mbola nisy teto ambonin`ny tany MPANAO DIDIJADONA sy RAMATAHORA ka hoe nateza teo amin`ny fitondrana ary ny olona toy izao dia tsy mendrika omena fahefana fa tena fanetriben`ny Firenena . Tsy misy afatsy ny FIFIDIANANA handraisan`ny REHETRA ( tsy misy fanilikilihana ) anjara no afaka mamaha ny olana fa raha tsy izany dia ADY AN-TRANO no MIANDRY AN`ITY FIRENENTSIKA ITY atsy ho atsy .
28. halloween
(
08/06/2009 12:45)
Tsy hisy mihitsy filaminana raha mbola misy MANDROMBAKA FAHEFANA AMIN`NY ALALAN`NY BASY SY NY HERISETRA . Ny FAHEFANA manko dia ny FAHAZOAN-DALANA omen`ny VAHOAKA MAROANISA amin`ny alalan`ny FIFIDIANANA ihany ho an`izay mendrika hitantana ny Firenena . Rehefa tsy izay no tanteraka dia tsy maintsy hikorontana foana isika ary io tsy hoe resaka " fiverenan`i Dada " fotsiny fa tena fitsipika iombonan`ny iraisam-pirenena mihitsy . Izay no mahatonga ity HAT ity mitoka-monina h@ zao
--hadinon'ingah anga sa mody hadino ! fa ravalo sy ny TIM anie cno nanao fandrmbahampahefa tamin alalan'ny basy amantafodro voalohany tam2002 e!!
-- tsy hitanao anga ireny olona amanarivony novonoindravalo tam 2002 ireny ?? sa odianao fanina ve ?
29. reeves
(
08/06/2009 14:07)
Sao hadinon`i Halloween ary sa mody hadino fa Ra8 tam`2002 dia nisedra FIFIDIANANA ary NITARIKA tamin`ny isam-bato , fa i TGV 2009 anie ka tsy kitay tsy varimaina e fa tonga dia Coup d`Etat e , samy hafa be izany ! Ary na atao hoe voaporofo aza ohatra fa tsy lany 1er tour Ra-8 tamin`ny 2002 , ny fifidianana Solombavam-bahoaka anticipée naha-majoritaire ny TIM dia efa karazana 2eme tour miteny ho azy . Ho fiarovana izany safidim-bahoaka izany no nahatonga ny volontaire marobe ( Reservistes) sahy nijoro hitana basy hanohitra ireo Tafika Mpamono olona voabaikon-dRatsiraka izay tsy iza fa ireto CAPSAT ireto ihany tamin`ny fotoan`androny ary efa fantam-poko fantam-pirenena ny habibiana izay nataony ka legitimes defenses no natao tamin`izany fa tsy massacre araky ny filazanao azy . Au contraire , tany amin`ny côte Ratsiraka no tena nisy ny massacre . Ny tsy azoko fotsiny dia inona no atahoran`i TGV fifidianana raha hanala an-dRa8 nefa nedala miambo fa ny VAHOAKA MARO AN`ISA no mitaky izany , izany hoe azo antoka fa tsy ho lany intsony Ra8 . Famotehana ny firenena no ataony amin`izao fotoana izao ka azo inoana fa tsy hisy filaminana eto atsy ho atsy ary ny indicateur economique sy social rehetra dia efa manambara ny fiavin`izany loza mitatao ho an`ny firenena izany . Io tsy hoe resaka Pro X sy Pro-Y araka ny fahita matetika eto fa tena zavatra lojika fotsiny izao an !
30. milamm
(
08/06/2009 16:26)
tsy azony mihitsy ny atao hoe hasiny tanindrazana,io lazainy reeves io dia ataoko fa tsy misy valaka ny nambarako ka aza miziriziry @ tsy marina,tsy hoe rehefa momba ny ara-dalana dia pro-ra8 ,samy tsy ilaiko na izy na ratsy iraka izay nandringana ny merina amam-polo taonany fa aleo hiverina ny filaminana @ alalany famerenana fanjakana nangalarina tsy hoe hiandry ho roasina akory vao andeha eo
31. milamm
(
08/06/2009 16:28)
efa mazava ange fa tianao ry mihitsy dia avela ho lasany mpangalatra ny firenena izay izany no atao hoe filaminana???mbola tsy novalianao hatrizao ,ary io no tsy ekeko fa tsy izay nataony ra8 na ratsy iraka
