fa inona marina

21. tess ( 12/06/2009 13:24)
io kou arakaraka ny toerana hanaovana azy ihany, raha mande plage kosa zao tsy olana mitsy ny manao micro jupe satsia misy maillot ao anatiny :^)
22. RATOVOARY ( 12/06/2009 13:25)
mi style am vam ihany io na dia horera aza de mi style ihany

Mba mahagaga tokoa fa de na dia efa mapaneno korintsana aza le vam mbola hi-zestevana ihany.
23. tess ( 12/06/2009 13:44)
ka mba te hi seduire sipa eeeeeeeee :-D
24. vale ( 12/06/2009 13:54)
Lainga kosa aloha ra ohatra ka hoe ny vehivavy mahota lehilahy manao pataloha "moulu" ka mibontsina be ny devant ka tsy ho taitra e.LOL

ountssssssssssss :^) :^) :^) tsy mba zà koa alou ny ho taitra amin'izany eee, ny torse klou ny ahy no jereko volou raha @ vatan'ny lhl fa tsy ny entany mintsy! :-D :-D :roll:
25. tess ( 12/06/2009 13:57)
ary raha fe feno selilita ve de mbola hanaovana mini ihany tsy manaitra mitsy izany , aleo afenina ihany :)
vale ny ahy ndray tsy de ny tratra na ny muscle fa ny fefesy ihany no jereko vlou sy manaitra raha eny am bandy :-D :-D :-D
26. tess ( 12/06/2009 13:58)
raha fenofeno ny pataloha de mahavarina ny mijery azy fa raha vao mikobana be otran'ny lany tsoka de savy de tsy manitona :roll: :-D
27. vale ( 12/06/2009 14:03)
...sady faran'ny tsy tiko mintsy ny ny anah ny mijery lhl manao patalou tery be nefa be etana , otran'ile mpanao striptease ireny, tsssss
28. tess ( 12/06/2009 14:28)
zà ndray tsy de tia lehilahy manao jean moulant reny dainnnnnn
29. ni81 ( 12/06/2009 14:34)
ountssssssssssss tsy mba zà koa alou ny ho taitra amin'izany eee, ny torse klou ny ahy no jereko volou raha @ vatan'ny lhl fa tsy ny entany mintsy
vale ny ahy ndray tsy de ny tratra na ny muscle fa ny fefesy ihany no jereko vlou sy manaitra raha eny am bandy
...sady faran'ny tsy tiko mintsy ny ny anah ny mijery lhl manao patalou tery be nefa be etana , otran'ile mpanao striptease ireny, tsssss
zà ndray tsy de tia lehilahy manao jean moulant reny dainnnnnn
=)) =))
30. Papoose ( 12/06/2009 15:00)
ny ahy lhl bokonozatsa kely feo no halako ny mijery azy :-D
31. tess ( 12/06/2009 15:07)
papoose :-D :-D :-D :-D mba contrast kosa aky ah! :-D :-D :-D :-D
32. vale ( 12/06/2009 15:10)
vale ny ahy ndray tsy de ny tratra na ny muscle fa ny fefesy ihany no jereko vlou sy manaitra raha eny am bandy

tess: :lol: mitovy tsika 2, ny ahy koa mahafinaritsa anah mijery an'le fefesse somary bomée kely iny, hihihi!
33. tess ( 12/06/2009 15:11)
Misy koa zany le sipa vô tsikariny fa hoe manaramaso azy ny pok'n de vao maika jefika ery nefa indraindray le haratsiny mihitsy no ijerevan'ny kil azy maharitra.
:-D :-D :-D :-D :-D
34. vale ( 12/06/2009 15:11)
bombée manko e,lol
35. vale ( 12/06/2009 15:12)
Papoose:

ny ahy lhl bokonozatsa kely feo no halako ny mijery azy :-D




:-D :-D :-D :-D otsan'ny pelaka ve kia? hihihihi!
36. ikaretsaka ( 13/06/2009 02:52)
Papoose:

ny ahy lhl bokonozatsa kely feo no halako ny mijery azy :-D

Mike tyson


37. ikaretsaka ( 13/06/2009 03:03)
Fa fikanay t@ mbola kely niala sakany koa...taloha le nisy an le trousse boribory ireny dia sesefo taratasy..de mangala ba kiraro le faux bas ireny de rouleo.. dia manaova cycliste de asisio eo aloha dia doubleo sorta kely le an'ny mpanao athletisme ireny..dia mandehana amzay any @ maria manjaka sy gallieni sy la sainte le alohan'ny @ 2 iny le mboa bebe mpianatra alohan'ny vavahady iny... fa tsy ny bandy indray no mijery fa ny sipa an..... sady tonga de any ny masony...
Mo raha mba tsy te hi sorta de le jeans tery sy basikety be sofina ireny anaovana fa hmmm mi garantir aho fa anyy @ trousse nafenina ao anaty pataloha anoloana aby ny mason' ireo sipa mpianatra...
38. Papoose ( 14/06/2009 15:38)
tess, vale, tena sady halako no mampime ahy ka!!! ny pelaka moa dia efa mampimehy foana @ zay hita be zay le contrast!!! na ko le be vata be nefa matahotra bibikely!! aaagggrrhhh!!
39. ari.malala ( 15/06/2009 06:28)
papoose, ie, za akia tena pour mon plaisir à moi alou a!

ika, hihihi zany an! ataovy we andramana raha aiza ny masoko na aiza? :^) :-D :-D
40. Papoose ( 15/06/2009 16:19)
lol
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4643