MISY MITADY HAMONO NDEFO

1. xxx ( 07/06/2009 18:01)
HTRAMIN NY NANANKIANAN I NDEFO NY HAT DIA MISY MAMPIHOROHORO AZY HONO SATRIA TSY TOKONY HANAO IZANY IZY FA ZAVATRA HAFA NO TOKONY NOLAZAINY

:( :( :( :( :(
novalian'i papala ny 09/06/2009 08:26
2. ragonza ( 07/06/2009 18:49)
aleo hifamely ao e! ny akamanay maty novonoin'ny HAT sy ny miaramilany angaha vita mora.aleo hifanamboatra ao.
3. Noue ( 07/06/2009 20:24)
dia misy valiny daholo koa ny atao eee
4. essera ( 08/06/2009 04:43)

Noue:
dia misy valiny daholo koa ny atao eee


Atomboka an am Dada
5. dadabe ( 08/06/2009 05:17)
:-D :-D tsy mbola vita ihany ny fandrangitana la hahaha
6. essera ( 08/06/2009 05:33)
Zah zao tsy mandragitra fa i Noue no niteny teo d tratran'ilay hoe retour à l'envoyeur
7. rakaroka ( 08/06/2009 05:36)
essera:

Zah zao tsy mandragitra fa i Noue no niteny teo d tratran'ilay hoe retour à l'envoyeur

Izay mihitsy e , ny tody tsy misy fa ny atao no miverina

:-D :-D :-D =)) =)) =))
8. Noue ( 08/06/2009 06:08)
essera a ! fantatr'ialahy fa na inona atao na inona dia tsy maintsy misy valiny avokoa zany ! sa izay zavatra ataon'lah tsy mba misy valiny ??
9. essera ( 08/06/2009 06:30)
Noue:
essera a ! fantatr'ialahy fa na inona atao na inona dia tsy maintsy misy valiny avokoa zany ! sa izay zavatra ataon'lah tsy mba misy valiny ??

D'accord am lah a amin'iny. Ary somary ampiako mits aza wé aleo zé bevaka rehetra hihinana daholo n'iza n'iza io.

Na ts d tian'i Dada loatra aza ity anatra iray ity sy ts tian'ny mpiondana d http://tononkira.serasera.org/hira/rossy/oay-reto-isika fa mahatonga saina ihany a.
10. Noue ( 08/06/2009 06:39)
essera:
. Ary somary ampiako mits aza wé aleo zé bevaka rehetra hihinana daholo n'iza n'iza io.
eto kosa indray aloha aho dia tena dakoro @ lahy eee ! sur leitsy aa !


11. ravalotgv ( 08/06/2009 07:46)
tsssk tssk ra ndefo ve tsy manao fanafody bala ee ry zareo avy antsimo any mantsy mahay raha amin io. Raha misy mitifitra izy dia lasa rano ny bala

sniff
tcroufff

miakatra be izy zany androany maraina

12. essera ( 08/06/2009 08:14)
ravalotgv:
ndefo ve tsy manao fanafody bala ee

Aona koa aza zan adn'lah zan, ohatran'ny hoe zaky tchan no mahay karate d ny sinoa reetra karateka tampoka ono.

13. xxx ( 08/06/2009 08:28)
aleo lety mba ho faty tsara alo vao resahana eto a. :-w :-w ela koa le mpamita iraka
14. xxx ( 08/06/2009 08:34)
xxx:

aleo lety mba ho faty tsara alo vao resahana eto a. :-w :-w ela koa le mpamita iraka


Hita koa
15. dapiste ( 08/06/2009 09:58)
:lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :x :x
DE MANINONA E???
nga izy tsy manana mpiaro? shshshshshshshshsh
16. xxx ( 08/06/2009 10:27)

Ideràko an'i Ndefo ny fahasahiany nilaza hevitra. Raha ny fitiavan-tanindrazana marina no nanosika azy hanaiky ny andraikitra nankinina aminy de tsy maninona, fa raha fitiavan-tenany kosa de tsy ho zakany tokoa ny alahelom-bahoaka fa nanaiky hatao fitaovana izy. Izay nitarika azy ho amin'io asa io anefa no meloka kokoa.
Ny "tody tsy misy , fa ny atao no miverina" ary rehefa hiady anaty "tahaka ny taind-delo", sy hifanipaka anaty tahaka ny valala an-karona ary hifaniotra tahaka ny ombilahy am-bala ao ireo HAT ireo de izay vao hipoitra ny marina".
Tsy kianiko izay programan'asany mety hahasoa ny vahoaka.......... fa tsy d'accord kosa aho amin'ny fisian'ny vono olona manabotry firenena.
Ho maro anie ny olona sahy hanakiana izay tsy nety tahaka an'i Ndefo.
17. halloween ( 08/06/2009 12:27)
Ho maro anie ny olona sahy hanakiana izay tsy nety tahaka an'i Ndefo.


TSY MAHALALA POLITIKA AVO LENTA MARINA RETO TIM RETO FA ZE VAKIAN'NY MASONY SY HENONY IHANY NY AZY

Zao zo velombolo ery nareo fa hoe miady ve ny HAT sady mankiana i roindefo ?? de falifaly be zan zao ny TIM ? de mora ambakaina reto zaza ireto kay !!
18. xxx ( 09/06/2009 04:59)
TSY MIRAHARAH!!!
19. papala ( 09/06/2009 08:26)
avelao hifamely ao , fa tena marina izany : resaka volabe fotsiny ny an'ireo fa tsy fitiavan-tanindrazana zany!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2619