isaorana i Mialy

1. bazylou ( 07/06/2009 12:45)
http://www.dailymotion.com/search/malagasy/video/x9ihm4_fetinny-reny-malagasy-2009_people
novalian'i papala ny 09/06/2009 08:18
2. locl ( 07/06/2009 13:52)
Fa iza kay io? Misandoka ho reny ny vahoaka Malagasy rehetra, nahita an' Lalao Ravalomanana omaly dia mba maika koa nanao.
3. bazylou ( 07/06/2009 14:24)
vive mialy e!! le anareo mbola any andakira nendasin'ny rsa sy ny zimbabwe!! tsy efa arivo izay nonitaingina azy ?? sinon plus! :-D :-D
4. Noue ( 07/06/2009 14:59)
nangalatahaka ndray ve eee ??? ity aza ho fisaorana anao eee

[URL=http://img197.imageshack.us/my.php?image=farine.jpg][IMG]http://img197.imageshack.us/img197/3209/farine.jpg[/IMG][/URL]


=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
5. bazylou ( 07/06/2009 15:42)
toa hoe produit de beauté ankafizin'ny kalalao hono io sarinao io ry noue!! izany angamba no nampisehoanao azy eto !! tsooo, aza manambe !! mafyizany manatena tsy misy izany!! :-D :-D
6. xxx ( 07/06/2009 17:13)
ani mialy io ka , nga tsy tadidinao le taty paris? ra bazy ô? :-D :-D :-D noravahany mialy mihitsy io farine io,nanenika ny tavany!! :-D :-D
7. ravalotgv ( 07/06/2009 17:43)
voa nday noue tamin iny 8O 8O 8O 8O 8O
8. Ratoa ( 08/06/2009 13:30)
Iza koa io? Io zaza tsy ampy taona sy saina io ve no ho reniko? Izaho izay efa 60 taona?
Mifototra mihitsy izay manaiky an'io mpangala tahaka io
9. papala ( 09/06/2009 08:18)
MISOLAN-TSOLANA ohatry ny alika vavy ho eny an-tsena! :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.063