nakaiza i Jentilisa?
1. rdmy
(
05/06/2009 11:57)
Ombay mitady i Jentilisa sao sanatria nisy nanjo azy fa elaela iany izay no tsy tety ambonin tanin ny seraseranterineto
novalian'i Noue ny 05/06/2009 17:09
2. xxx
(
05/06/2009 12:08)
Ka i jentilisa anie no Gariste e! Vao nidoboka sady nahazo asa anterivozona 20 taona i lery
3. naritsimba
(
05/06/2009 12:27)
Aza ataonareo an'izany kosa i Jentilisa e! Bandy akama ange ireny eh, na samy manana ny firehan-keviny aza, izy dia miaraka amin'ny bandy foana rehefa misy zavatra hafa ivelan'ny politika tanterahina.
xxx> tsy mpanodikodim-bola kosa Jentilisa no tsy voasazy izany.
Raha toy ireny ny olona tohanan'ny TIM dia tohanako.
xxx> tsy mpanodikodim-bola kosa Jentilisa no tsy voasazy izany.
Raha toy ireny ny olona tohanan'ny TIM dia tohanako.
4. kidoropamba
(
05/06/2009 12:40)
Miandrahandra CV an'i Jentilisy aho handinihana izay mety ho toerana sahaza azy ato anatin'ny ekipako: Ao @ ministeran'ny fampahalalam-baovao no hametrahana azy. Ary miborosy ka miborosy ny fitondrana no hilako azy. Mahafa-po kosa ny karama omena azy satria hampiakarina daholo ny karaman'ny mpiasam-panjakana.
"Tokana ny safidy: Na handroso, Na hihemotra". KPB
KPB: Kidoropamba (fa hiova anaran'antoko atsy ho atsy. )
"Tokana ny safidy: Na handroso, Na hihemotra". KPB
KPB: Kidoropamba (fa hiova anaran'antoko atsy ho atsy. )
7. jentilisa
(
05/06/2009 13:51)
Misaotra antsika rehetra nahatsiaro e! mbola velona aho ary tsy migadra fa sahirana dia sahirana, sady mbola miasa tsara sy miasa mafy e! Aza manahy ianareo fa raha misy ny sanatria tsy maintsy misy ny mampilaza na dia ny eto amin'ny serasera aza!
8. Noue
(
05/06/2009 17:09)
xxx:dia maninona nefa no mamorona tahakizao eee
Ka i jentilisa anie no Gariste e! Vao nidoboka sady nahazo asa anterivozona 20 taona i lery
