Resaka sérieux: HILATSAKA HO FILOHAMPIRENENA NY TENAKO

21. rakaroka ( 05/06/2009 18:08)
Draiiiiiiisy :lol: :lol: :lol: , Ny namana ato 'ndray ve no manana "bonne initiative" toa izao dia mbola hanao an'izao :{ :{ :{ Tsssss koa raha tsy lany olona tokoa ny gasy koa tsa hahita afa tsy TGV sy Ra8 sy 'reo mpanao politika efa mankaleo lava ireo 'zao foana no mba volanina eto 'zao!
'lay tokana ny safidy (aza asiana hoe mihemotra fa "mandroso !" izay ihany!
Dia manohana mihitsy ny aty fa kourazy e! :-* :-* :-* :-D :-D :-D
22. Rajakoo ( 05/06/2009 21:08)
Tsy mila kidoro zany ny tgv sao maty aty an-tanin'olona aty ty valovotaka frantay ty fa tonga dz arefotro etsy Ivato elah :twisted: :twisted:
23. xxx ( 05/06/2009 21:36)
Izany mihintsy rajakoo a! ary taiza ianao no tsy hita za efa niandry hoe aiza ianao
24. AndriambyII ( 06/06/2009 10:11)
kidoropamba:

Hafaliana tsy homby tratra no hilazako anareo eto tapaka sy namana fa hilatsaka ho kandida amin'ny filoham-pirenena izay ho avy ny tenako. Ny soritr'asa ho tanterahina moa dia ho lazaina aminareo mian-dalana eo ihany. Fa ny priorité aloha dia ny handresy an'i HAT sy Ra8 raha milatsaka eo ry zareo.

Mivonona àry izay hifanandrina amiko fa roso ity ka tsa mimpody koa.
Eto amin'ny serasera aloha ny hanombohana ny deklarasion dia avy eo ho hitanareo any @ gazety indray afaka volana vitsivisty. Ilay "exclusivité" izany dia mba nomena ny sehatra"serasera" na dia tsy nangatahana vola aza. Omena maimam-mpoana izany.

Lazaiko eto miandàlana ny rafitra tiako aroso. Ka manomboka androany tsy miresaka hafa tsy ny fifidianana ihany ny tenako.

Ny vola hanaovana propagande dia efa hita, hisaorana an'Andriamanitra. Mitentina eo ho eo @ 20 miliona dolara (amerikana io fa tsy zimbabweana an) eo dia ampy tsara.

Eo ampanomanana ny ekipa aloha izaho izao ka somary sahirankirana ihany. Saingy kosa dia ny filoham-pirenena no tanjona ka rariny raha homanina tsara.

Ity izao ny slogan (an'isany amin'ny maro) efa hita: "Tokana ny safidy: na handroso, na hihemotra". Efa misy copyright io ka izay te haka tahaka dia ho sazian'ny lalàna.

Misaotra Betsaka.



Hin hin hin zah koa hilatsaka ho filoha , dia ahoana izany?
25. kidoropamba ( 08/06/2009 11:03)
Manomana ny terrain ingahy TGV. voaporofo izao fa kely sisa dia higadona ny fifidianana.
650 izao ny miaramila, zandary ary polisy miaraka amiko. Izay mikasa hanao ankeriny ny fitondram-panjakana dia mety ahita faisana.

Miomana fa tsy maintsy tonga izahay. KPB
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0067