MONJA ROINDEFO, profil d'un président

1. ndaty ( 05/06/2009 09:45)
Ca c'est bien, ny olo toan-dry MONJA izao no ilain'ny firenena,

Franc, Ferme et Feno (3 F)

Mahazo ny anjarany iaby, raha vao mibolila, na:

Ny ambassadeur ny Etats-Unis( tsy mataho-bazaha)
Na ny HAT Ramaroson (Tsy matahotra havana sy ekipa)
http://www.lexpressmada.com/display.php?p=display&id=26952
Na Ravalomanana, condamné à 4 ans (tsy matahotra mpananm-bola

tu es le digne heritier de notre Monja jaona national;
ary tadidio:
Monja Roindefo: Fils biologique de Monja jaona
Manandafy Rakotonirina (Ex Monima) : Fils spirtuel de Monja jaona
Lalatiana ravololomanana(Ex Monima)Fils spirtuel de Monja jaona
novalian'i fijo ny 05/06/2009 22:24
2. xxx ( 05/06/2009 09:47)
TSY MIVOLAMBOLA FAHATANY RE TY CYRIL SOCRILY TY FA MIALA TEO RE FA MIDOBO AVAO LE GAIGY VATA TOY

IHA NDATY SOCRYLY IHA CYRIL NEHE MAFY RE MIBOAHA AMIKO ATOY RE
3. essera ( 05/06/2009 09:49)
Kalma lisany ltia fa in ar ty ???
4. xxx ( 05/06/2009 09:50)
TSY ANAOVA RESA AJAJA RAHO KAHE FA NE TE HIVOLA AMIKO RE KAHE LE

SOCRYLY FA ZAHO TSY HIGEGEGEHA RE FA TSY BABAHO RAHO KAHE

IHA NDATY BADO REHE TSY MAHAY RAHA

GAIGY AVAO TY RAHA HAY , TSISY SAI RE FA MANAO SAIN SOCRILY AVAO RE
5. sakaymena ( 05/06/2009 09:55)
xxx a ny panao politika no miady seza
ko nareo sy ndaty ty hiady ino
socryl ?RAHARAHA HEJANA HOTRAN NY SOCRYL TOKOA NY ANAREOOOOOOOOO
6. essera ( 05/06/2009 09:58)
Iz mtsam d tena clown mits alo fa aza miteny ratsy leroa fa in ary ty ?
Mba ahoana nareo mitsam refa mifakaita vatana ka micombat

7. Mirananirina ( 05/06/2009 10:25)
mila olona vaovao izahay e,
8. andrywui ( 05/06/2009 10:30)
mila olona vaovao izahay e,


Hery ve lanin'i Mirana ?

--angamba de ho esorinlery grady daholo ndray ny manamboninahitra rehetra ze tsy mitovy hevitra aminy !!
-- ataony otran fanala PS ato ! ha ha ha
9. Mirananirina ( 05/06/2009 10:49)
Hery ve lanin'i Mirana ?

--angamba de ho esorinlery grady daholo ndray ny manamboninahitra rehetra ze tsy mitovy hevitra aminy !!
-- ataony otran fanala PS ato ! ha ha ha

Mbola tsy nasoriny kosa aloha andrywui hatramin'izao sa ahoana :)
Raha mifanaraka amin'ny saiko moa mampaninona,
10. essera ( 05/06/2009 11:19)
Ts poinsa Rahery fa mitady ho hafahafa be alou ra za manokana sy na tsy nanontanian lah aza a ry Andrywui.
11. andrywui ( 05/06/2009 11:26)
Mbola tsy nasoriny kosa aloha andrywui hatramin'izao


--Za tsy ho esorina eo mihitsy ry Mirana rah tsy oe miteny ratsy angah ah !! --oaiaka be eo kou lery vao mikitika ahy eo ry Mirana !
- tonga de mazava be ity serasera.org ity fa TIM be otran'ny site TIM rehetra zara raha velona ireny vao bevaka aminay TGV ato reo io !!

-- ka izy rehetra samy TIM reny ihany ary no mifandrotsirotsy sy mifanafosafo ao kou iza kou no hiditra ao !

-otrizay kou ny site TGV ny samy TGV ihany ve no hifanabosy sy hifandangolango ao !!!

--fa de aleonay eto, fa eto velona tsara ny adi-hevitra na de misy tsy mahatanty aza ka manala ny diniky ny sasany ny hafa !!
-samy manana ny lohany sy mokondohany eto !

-Ka raha hiditra amlé kilalao "ana ty touuu !! "" i hery de anazy ny azy !!


12. xxx ( 05/06/2009 11:57)
Ca c'est bien, ny olo toan-dry MONJA izao no tsy ilain'ny firenena,

Vendrana, Vinany et Valaka be (3 V)

Mahazo ny anjarany iaby, raha vao mibolila, na:

Ny ambassadeur ny Etats-Unis( mataho-bazaha fa eny alavitra eny ihany no mihorakoraka)
Na ny HAT Ramaroson (matahotra sao hivadihany)http://www.lexpressmada.com/display.php?p=display&id=26952
Na Ravalomanana, (mampanofy ratsy azy isan'alina)
tu es le digne heritier de notre Monja jaona national;
ary tadidio:
Monja Roindefo: Fils biologique de Monja jaona
Manandafy Rakotonirina (Ex Monima) : Fils NATUREL de Monja jaona
Lalatiana ravololomanana(Ex Monima)Fils spirtuel de Monja jaona
=D> =D> =D> =D>

mersi lesy ah OK an zany ka bandy be analizy
(taiza mo no nahitako an'izao stilina izao????)
13. Onjakeli ( 05/06/2009 15:11)

Olona otran'i Monja ve no tena ilainao hitondra ny firenena?tsssssssss
Adinona ve le section provisoire nataony ireny.
:twisted:
14. xxx ( 05/06/2009 15:34)
Olona otran'i Monja ve no tena ilainao hitondra ny firenena?tsssssssss
Adinona ve le section provisoire nataony ireny.


salama tsara ve ianao ?
15. Noue ( 05/06/2009 17:14)
ndaty:
Ca c'est bien, ny olo toan-dry MONJA izao no ilain'ny firenena,
aoka marina eee ! mitadiava oa olom-baovao fa tsy ireny efa teo sy goaika ireny eee ! izay efa teo dia tokony tsy ho eo intsony ! zay no tena atao oe democratie sa ahoana ??


16. xxx ( 05/06/2009 21:18)
ndaty bôka @ nakahy io leroa ,olo tsy manjary avao hatao prezidà!!!
anao ty sao olo fôka zalah :evil: :evil:
17. fijo ( 05/06/2009 22:24)
tsy lany io ry ndaty an,aleo olona hafa fa tsy mamely raha i monja izany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1004