Penguin, ahoana le hotely d vily

1. essera ( 05/06/2009 05:18)
Nikôzy i Andry omaly fa atao ilay ôtely d vily mandritra ny fotoana tetezamita (12 mos) d ho tezitra b zao nareo e. Ary ny tena comble d ilay hetran-tany noforsen'i Ravalo naloa tany am perception d miverina amin'ny CUA manomboka eto. Nanantena mantsy tam zany fotoana hoe élah boay kely io Dada ihany no mitantana ny volan'lah. Lé boay kely anefa manana ny volan'manokana sad miasa fa forsena ho toy ny fitaizana fahiny hoe tsy maintsy aterina eo am ray aman-dreny ny vola d izy no mitantana ny tokantranonao.

Izay les lé oé aza mi-sous bandy kely fa mipetraha ho tena ray aman-dreny sy tena Dada tsara am sisa.

Kalma fotsiny twa a.

novalian'i sapele ny 05/06/2009 17:07
2. penguin ( 05/06/2009 05:53)
Vorona andanitra efa misy sira hoy ny tgvoud.
3. essera ( 05/06/2009 06:02)
Zao le ts mahazaka. Penguin, vao resaka ifamalianay sy Hery ange ilay resaka teny ratsy e. Rah tsy zaka le resaka d azo atao ny tsy miteny ratsy nefa mamoaka teny mitovy valera aminy mihaja raha olona nipetraka teny ambony dabilio.
Raha mahita an'ity moa izany Rahery d mbola voahaja ihany ve Mr Hery ilay hoe tsy akiteny ratsy.
4. penguin ( 05/06/2009 06:14)
Asio sira ary arosoy hanina ny vorona andanitra hoy aho ry tgvendrana a. Voudihazo ngah teny ratsy sa voudy trano teny ratsy ? =)) =)) =))
5. essera ( 05/06/2009 06:22)
Enao tsy mahazaka resaka ianao rapenguin nefa mafana fo loatra. Tsy azonao angaha ilay kôzy eo ambony hoe :

azo atao ny tsy miteny ratsy nefa mamoaka teny mitovy valera aminy mihaja raha olona nipetraka teny ambony dabilio


Raha miteny vendrana ange ianao tsy teny ratsy izany amiko. Tsy koï mitsy. Fa izao d midika mazava wé mbola misy ny miaina ambonin'ny fitsipika. Tsy d ampy loatra le solaitra nénaranao rapenguin fa na ny olona niaina tany anaty ala aza mbola manana fahendrena kokoa noho ianao.



6. penguin ( 05/06/2009 06:28)
Ianao no tena tgvendrana marina satria mazavabe fa tsisy tabilao nianaran'ny penguin izany koa inona no mahalasa adala ny sainao ? =)) =)) =)) . Lazao koa fa teny ratsy ny voadonan'ny voudin'ny taomobillll na voakapokin'ny voudi-basy. =)) =)) =)) . Asio sira dia arosoy hanin'ny vahoaka ny vorona andanitra ry tgvendrana aaa =))
7. xxx ( 05/06/2009 06:30)
Essera> Irariako ho tanteraka izany fa ny atahorako sao dia foto-drafitr'asa ratsy fototra ohatr'ilay teny @ zaridainan'Ambohijatovo moa iz iny, vao tratry ny orana dia vita, sadytsy vitan'ny rava fa mbola nadratra olona koa. Ka sao dia tefimaika indray ka hamoizana ain'olona indray. Raha mba izy moa no hianjerany ka haninona fa voan'ny nataony fa raha ny hafa no mampalahelo, ianjadian'ny zava-tsy fidiny.
8. essera ( 05/06/2009 06:35)
Tsy nisy nino ange hoe boay kely ho lasa maire e. Ny tanjon'ny mpanaraka an'i Dada d atao izay hahatapitra ny prolongation (teteza-mita) d gafiana tsy avela hanao zavatra. Fa soa ihany fa efa tsy tafavoaka ny magro rehefa manara-dalàna. Ary sahirana koa e, raha vao tsy eo mits Dada...
9. mmmhh ( 05/06/2009 07:06)
tsara kosa zany koa
10. essera ( 05/06/2009 07:19)
Penguin:
Ianao no tena tgvendrana marina satria mazavabe fa tsisy tabilao nianaran'ny penguin izany koa inona no mahalasa adala ny sainao ?

Hita am zao ange hoe oul tsy nampidirina nianatra fa tabilao aza tsy fantany. Manaova recyclage kely mihitsy alou enao mba tsy hiverina amin'ny alphabetisation ka hahamenatra b rapenguin.

Tsy ampy solaitra ve ltia penguin d tsy takatry ny sain'lah io manam-pahaizana be io. Rehefa misy miteny aminao am manaraka an'io hoe tsy ampy solaitra io d tadidio tsara hoe : tsy nianatra loatra no dikany. Averimbereno matetika io sao adino indray ka miara-mitakiky amin'ny oul maneso anao.
11. reeves ( 05/06/2009 07:36)
Opération de charme ho an`Antananarivo indray ity . Mihena andro aman`alina ny cote ka tsy maintsy manao dokam-barotra toy itony . Efa oviana moa no tsy naloto be teto Tanà , zao vao mody hoe manome baiko hanadio azy , toa te hilaza hoe miasa mafy sy matsilo , kanefa anie izany fanadiovana tanàna izany tsy hoe asa exceptionelle fa tafiditra ao amin`ny asa andavan`andro ka tokony handeha ho azy e ! Tany am-boalohany raha " Contre-pouvoir" ( arofanina) no tena antony nifidianan`Antananarivo an`i TGV ho Maire , izao vao tonga saina ny rehetra fa hay nampiasain`ny Frantsay entina manongam-panjakana fotsiny kay ity izy ka tafalatsaka tao anatin`izany vovo izany ny rehetra , indrindra fa ny vahoakan`i Tanà . Ka ataoko fa indraimandeha ihany ny vahoaka no mety ho voafitakao toy izany fa tsy possible hoe voafitakao fanindroany intsony .
12. ravatorano ( 05/06/2009 07:46)
essera < hitako tokoa ny sary nalaina tamin'ny tv+ momba iny fitisdihana nataon'ny filohanan'ny HAT/FAT teto andrenivhitra iny ka nilazany fa ho vitaina ato anatin'ny heritaonaa ny hotel de ville ary "ny fanjakana no hiantoka tanteraka ny fahavitany" fa tsy ny CUAntananarivo akory .
eo no mampanahy ahy satria efa nisy vola nangonina sy nomanina hanaovana an'io ary efa nisy nandrotsaka tamin izany.Efa nisy partenariat koa nisalahy tamin 'io nefa amizao indray dia lazaina fa ny fanjakana no hiantoka azy tanteraka.Efa nilaza ombieny ombieny ingahy andry rajoelina fa hataony mangarahara ny fitanana nefa mitady hifanophitra amin'izany indray izao no miseho.Enga anie ka ho fanahiana ihany ny ahy fa ny irariako dia ny hahavitan'io soa aman-tsara dia amizay koa tsy hisy intsony ny fitsangana ankianjan'ny 13 mai fa efa misy tranom-panjakana eo anoloanay ka ho zone rouge d'office io toerana io !
13. essera ( 05/06/2009 08:21)
Yé, zay mits ravatorano. Ny fanampiny kely ange d tadidinareo ilay namboarin'i Dada ny classe misy ny TANA ville ho kilasy mitovy am Ambanivohitra. Ny foibe no mitantana tanteraka ny volany. Tsy haiko raha azonareo ilay politika. D arakao ho azy ny tohiny avy eo...

Rehefa mbola mihizingizina ange i Dada am ty mitety firenena wé aza mi-reconnaitre an'io d afaka manohy izy fa ny bandy koa manohy miasa e. Azonao le adklé...
14. sakaymena ( 05/06/2009 14:49)
essera TSIPATSIPAKY NY MIALA AINA NY AN'I DADANDREO ko dia miandry pandray tanana mandra-paha tapitra ny ainy tanteraka eeeeeeee
15. sapele ( 05/06/2009 17:07)
mba aleo aloha jerena sy andrasana indray izany fa otrany tsy ratsy ka!fa tsy de de hoe vendrana foana no hipoitra eo,raha i dada ra8 aza no hiverina eo mbola hamerina ny very sy ny potika aloha izy vao hijery an-tsika,de aleo ndray aloha jerena ny an'i bandykely fa sao mba,,,,,,,,,ihany leiry.I davida aza anie namdresy an'i Goliata no lasa mpanjaka e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0497