Tsy nisy lanjany akory ilay fanamelohany an-dRav8
21. sakaymena
(
05/06/2009 09:08)
rah ten mbola mitazona ilay BAIBOLIN INY i dadanareo ratsy hadino ao ambon ny sezany ao mbohitsirohitra ao lay izy ka tena nahafoy ny ainy ho an'i GASCAR tokoa izy
de hoy ny voasoratra ao raha tena fahamarinana marina tsy mitsoaka fanenjehana fa:SAMBATRA IZAY ENJEHINA NOHON'NY FAHAMARINANA;
ka na niala moramora de nivavaka satria inona moa no tsy bhain ny tompo atao raha tsy verbal toko lay teny filamatra hoe
MANANA FINOANA nakoa ny hoe MINOA FOTSINY IHANY
fanotaniana manitikitika ny saiko hoe:
MINOA AN'IZA KAY le nolazain'ny DADANAREO
TIKO,sa MAGROsaNY TOMPO AO AMBONY
tsy haiko ny valiny kahhhhhhhhhhhhhhh

22. xxx
(
05/06/2009 11:17)
sakaymena:

hain'Andriamanitra daholo ny zava-drehetra e, ary samy manana ny fotoanany, fa tsy hoe tsy mifanaraka t@ fisainan'olombeolona dia lazaina fa hoe fa aiza ihany izy ty e, zao e zao e, manana ny fandaharam-potoanany Andriamanitra fa tsy antsika no mitsara an'izany fa aleo ho avy zay ho avy eeeEEEeeee
23. Onjakeli
(
05/06/2009 15:28)
Tsy misy lanjany io ry Andrywi foza a,
Aza be saina enao fa fanjakana tsy misy dikany. I Monja anareo anie ka efa nanaiky fa tsy misi dikany iny e!Taiza ry ise no nisy fitsarana ka tsy fantatra ny fisian'ny fitsarana zavatra heverin-dry foza oe zava-dehibe otrireny. De iray andro de mivoaka ny didy. Efa tsy mahita fika hisakanana an'i ra8 hidirana eto de foronina avokoa izao atsanga tsy aman'orana izao. Koa ra tsy de dondrona otra azy avokoa ny olona ka tsy hahatakatra ny zavatra ataony. Aza de manao avocat de diable e!
Rehefa tsy mahavita oa de lazao de miala fa aza mandeha mitorona otran'ny foza eo.
Fa io Minisitra otran'ny bevohoka lava io koa aloa rehefa tonga ny farany de hahita izay tsy fahitany. Miseho milay nefa tsy hainy fa ny fanjakana ne mandalo e

24. ravonjison
(
05/06/2009 16:27)
Ao dago hoa dia tsy maintsy misy zavatra sampotsampona foana. Ny fitsarana toy irey dia ataon' ny olona fihomehezana fotsiny.
25. Noue
(
05/06/2009 17:26)
sady taiza koa no mbola nisy affaire nandalo fitsarana oatrizao dia raim sy valo dia vita ?? :-D :-D :-D :-D :-D