voatery milela paladia an dratsiraka ra8
1. bazylou
(
02/06/2009 23:22)
Mafy ty be hambom po fa lasa humilié ho azy ihany. Ny vava tsy atao be ny mamerina azy no tsy laitra. Aiza re le vava nataon ny tim tamin dratsiraka sy ny arema e, zao lasa manambitamby azy. Lavitra be le tena atao hoe fitiavan-tanindrazana fa manipulé fotsiny le vahoaka malagasy .
nefa ideba frantsay à fond!!!!!
:-D :-D :-D :-D
nefa ideba frantsay à fond!!!!!
:-D :-D :-D :-D
répondu par fijo le 03/06/2009 21:25
3. essera
(
03/06/2009 05:22)
Andray ra 1.xxx. Raha vao tsy mifanaraka amin'ny fomba fijerinareo ve raBazylou d lazainareo fa inona. Io lazain'lery io no zava-misy izao. Anontanio ihany i Fetison fa niteny mazava izy hoe :
"Raha tsy eo ny mouvance avy am Ratsiraka d izahay tsy hifampidinika." Haaa, ianao izany mitady tsy hanaraka ny tenin'i Fetison nefa izy efa miezaka mafy manaraka ny tenin'i Dada.
"Raha tsy eo ny mouvance avy am Ratsiraka d izahay tsy hifampidinika." Haaa, ianao izany mitady tsy hanaraka ny tenin'i Fetison nefa izy efa miezaka mafy manaraka ny tenin'i Dada.
4. naritsimba
(
03/06/2009 05:33)
Izany tokoa ilay hoe: miverina @ naloany ko, sa manao fahateran'...... ka antitra vao misary gaigy.
hihihihihihihi
esy aho e ry zanaky dada(rabeosy)
hihihihihihihi
esy aho e ry zanaky dada(rabeosy)
5. Noue
(
03/06/2009 06:05)
dia raha marina zany ry bazylou dia ampisehohy eto iaraha-mahita oeee eee
6. xxxy
(
03/06/2009 06:48)
bazylou:
Mafy ty be hambom po fa lasa humilié ho azy ihany. Ny vava tsy atao be ny mamerina azy no tsy laitra. Aiza re le vava nataon ny tim tamin dratsiraka sy ny arema e, zao lasa manambitamby azy. Lavitra be le tena atao hoe fitiavan-tanindrazana fa manipulé fotsiny le vahoaka malagasy .
nefa ideba frantsay à fond!!!!!
:-D :-D :-D :-D
i de ba frantsay a fond:?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: fa iza no nandroaka franysay t@ andron i deba???????? 100%??????? ty tena miteniteny foana par interet daholo reo ry le bazy vendrana aaa mbola ho avy koa ny handroahana gasy bedebe eto madagasikara raha izao no mitohy
8) 8) 8) 8) 8) 8) 8) 8) 8)
7. fijo
(
03/06/2009 21:25)
ngaha eto misy sahy maneho porofo izany e???manelisato no ataon'ny HAT eto.izay no lesona azo avy any,de mandoa vola holaniandry zalahy aty
