10 000€

1. fijo ( 02/06/2009 21:43)
dia mahereza mandoa hetra ry naritsimba sy ny namany ,fa toa tsy hoampy ny saosy raha 10 000€ ny kaly indray alina an.hummmmm milay le revy ka.
tsy manao ratsy izy fa rehefa voky ve izy tsy handrezatra ny vahoaka tgv e.
novalian'i fijo ny 04/06/2009 21:25
2. xxxy ( 02/06/2009 22:11)
ary mialy nga tsy tao eee sa tsy nahalevokanina

:^) :^) :^) :^) :^)
3. Veloo ( 03/06/2009 01:49)
zany no tena atao hoe bandy tsy hafa taim-body, fitiavan-tena no betska, volam-bahoka no azony sisa ampiasaina...
4. Mandefitra ( 03/06/2009 04:43)
Ko ny akamany aty @ tanana efa mangalatra tsotra zao :
Une dizaine de gendarmes saisis par la Commission de la sécurité et de la défense nationale, présidée par l'homme fort de la Haute autorité de la transition, Alain Ramaroson, ont été dépéchés sur place, munis d'un mandat de perquisition.
De source émanant de la commission, les éléments envoyés sur place avaient pour ordre d'effectuer la saisie de marchandises suspectes entreposées dans les locaux de cette grande entreprise de travaux publics. Celle-ci appartient à l'ancien président de la République, Marc Ravalomanana. «Les militaires se sont précipités au dépôt pour forcer 13 conteneurs», souligne un gardien. «Ils ont fait venir trois camions qu'ils ont chargés de feuilles de tôles, de ciment et de fers ronds pris dans les conteneurs», enchaîne ce témoin oculaire.
http://www.lexpressmada.com/index.php?p=display&id=26898

Rehefa avy eo zao de hoe nisy fitaovam-piadiana tao e etc .... nefa teo vory ny fokonolona tsy naseho ho hitam-bahoaka ....

Momba ihany nareo ry zalahy momba an ty HAT ty ka ....
5. naritsimba ( 03/06/2009 04:54)
hihihihihi! izahay indray ange tsy mba matahotra ny mandoa hetra izany, tsy ampahafirin'ny vola lasan'ny ra8 ange izany eh!
aleo himenomenona eo fa tsy ho vizana ihany ve ianareo ny farany! ny asa aty mandeha tsara.
6. naritsimba ( 03/06/2009 05:26)
Taloha aza olona firy no asaina vokisan-kanina teny Iavoloha isak'izay mahatsiaro, manina ny tongolon'Egypta angaha ra-fijo izany, efa lasa tokoa ny zavatra taloha an, aiza ity fireharehan'ny dadanareo moa fahiny t@ ity vola halatra, ny hetra tsy naloa sns...! Aleoko mandoa hetra satria izao ny hetra aloa dia mazava fa omena tantanan'ny commune @ izay, fa tsy aloa any @ perception intsony mba hisy fiatraikany mivantana @ fiainan'ny mponina, sy hanatsarana ny foto-drafitr'asa ampiasain'ny vahoaka.
Taloha ireny noraofin'ny dada(rabeosy) sy ny forongony. Izao tsy misy intsony izany fandraofana ny volam-bahoaka ho tantanan'ny prezidansa izany.
Tsara fa tohizo ry HAT ny mangarahara an!
7. essera ( 03/06/2009 05:35)
Ireto mpiondana ireto ange d efa miaina fotsiny am honohono sisa, ary tsy vitan'izay fa fialonana tena gaigy be fa mahita inspiraka tsy eritreretinao izany.
Na d be aza ny alahelo an'i Dada ry reto toneo ihany ny fo tsy hilaza mihoatra ny mety fa i Dada efa nahavita nihoatra lavitra noho ny mety a.

8. Noue ( 03/06/2009 06:17)
"naritsimba":
izahay indray ange tsy mba matahotra ny mandoa hetra izany
dia mazotoa aza kooo ! dia aza be taraina rehefa hikatona ny orin'asa misy anao, dia aza be taraina rehefa lany ny saosy hanaovan'tgv dj
9. bozyboleta ( 03/06/2009 06:45)
Ireto mpiondana ireto ange d efa miaina fotsiny am honohono sisa, ary tsy vitan'izay fa fialonana tena gaigy be fa mahita inspiraka tsy eritreretinao izany.

Nareo reto raha hisora-tena otran'ny voatango!
Mijere r'ireto fitaratra fa ny sarinareo daholo no redirediredenareo ato a! :-D :-D :-D
10. essera ( 03/06/2009 07:28)
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4a2612895e79c am fitaratra eto ange ny tarehin'i Bozyboleta e.
11. bozyboleta ( 03/06/2009 07:48)
Mampalahelo nareo ry essera fa fitaratra avy de tsy voavidinareo nefa ny lehibenareo leladelafinareo io mizesta @ sakafo hanimpitoloha any parisy
:-D :-D :-D

Hividiananay fitaratra ve? Fa rehefa hijery ny endrikareo eo dia esory aloha le solomaso mainty be feno vovoka iny fa manjary tsy hitanareo ny tena izy aminareo e!
Dia zao koa, esory iny kaska @ sofina iny fa manjary ny matrakazy lainga afafin'ny lehibenareo foana no henonareo dia tsy fantatrareo mihitsy ny TENA MARINA.

Mba namana ihany dia aleonay tsy mijery harina an-tava fa mba manoro hevitra. :lol: :lol:
12. essera ( 03/06/2009 08:32)
bozyboleta ity koa reveko mits a. Zah aza efa manome fitaratra azy koa mbola hividy ahôôôôôna koa ary.
Zao ange ry bozy e, zay tsy very seza tam Andry na tam Ravalo. Ka tsy mis mits zan am reo oul ireo tokony holeladelafina. Izay very seza sy tombotsoa tam fitondrana teo aloha izao no tafiditra am zany sokajin'oul
- misolelaka
- manao solomaso be foana
- mihaino kaska

Zay lou zan tsy manana idole ohatranareo fa refa tapa-tenda bain d efa sava
13. xxx ( 03/06/2009 08:55)
hihih , i Nadine Ramaroson njay izany tsy miala solomaso mainty be zany ! hihihih
14. halloween ( 03/06/2009 09:11)
RESA-PIJO = RESA-DAINGA


FIJO = LAINGA amin'ny teny majunga
15. naritsimba ( 03/06/2009 09:36)
hoy Noue:
dia mazotoa aza kooo ! dia aza be taraina rehefa hikatona ny orin'asa misy anao, dia aza be taraina rehefa lany ny saosy hanaovan'tgv dj


hihihihi tsy hampikatona azy mihitsy izany, sady angaha moa ato ihany no andoavana hetra, misy maro² mihitsy ny andoavako hetra fa tsy IGR na IRSA ihany akory, sady mandoa hetran-trano ny aty no mandoa hetran-tany, satria izay no fitiavan-tanindrazana, ny anao aza mandoa mihitsy fa inona moa no olana. Aleoko aloa ny hetra hampandrosoana ny tanindrazana, sady ny anay koa ange tsy miankina @ hetra ny karama raisina. Teo no saika maty ny orinasa nisy anay fa soa ihany niala ilay dadanareo dia izao izy efa mandeha tsara satria tsy misy intsony izany fampitahorana sy fampihorohoroana ny mpiasa izany, mbola teo ary dada(rabeosy) tsy natahotra izahay, maika izy efa tsy eo intsony. Ny mpandikodim-bola izao no matahotra tora-kovitra mihitsy raha ny ato aminay.
Saingy omenay Tsiky dia ampy fotsiny rehefa hanao vacance any Antanimora.
TSIKY DIA AMPY HO AN'NY ZANAKY DADA(RABE) REHETRA EH!
16. halloween ( 03/06/2009 10:01)
TSIKY DIA AMPY HO AN'NY ZANAKY DADA(RABE) :-D :-D :-D REHETRA EH!


aza asina tsiky tsony Nary a

17. fijo ( 03/06/2009 21:16)
di amahazotoa mando ahetra ry zalahy,fa mil avola holanian any HAT an,lanian aamin'ny revy io fa tsy ny fanalana ny fakonareo an.an ana,le fako anareo iny ka avelao nareo ho ao,fa n azy kaly be ihany.
18. naritsimba ( 04/06/2009 10:01)
aza dia mialona ilay bandy kely vao 35 taona ra fijo an!
Hatramin'izao aloha dia izy no nahavita nampandositra an'i dadanareo.
19. xxx ( 04/06/2009 14:28)
naritsimba:

aza dia mialona ilay bandy kely vao 35 taona ra fijo an!
Hatramin'izao aloha dia izy no nahavita nampandositra an'i dadanareo.


Mazava be izany fa izay ilay tanjona
Lasa izy iny ka mba asehoy hoe izay vitanareo, tsy mila mangalatra izay lazainareo fa "nangalariny" hijerena azy !!!

20. fijo ( 04/06/2009 21:25)
ka ngah amisy zavatra hay sy vita fa dia fankahalana fotsiny e,amin'ny anara'andriamanitra daholo izany an.maty aho andriamanitra le.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0713