aiza ny sary sy video ao dakar sy tao mercure

1. xxxy ( 02/06/2009 20:23)
tsy misy nanome sary nefa nande tammin ny tvm an i tgv le izy

fahafahambaraka hono
hahahaha
=)) =)) =)) =)) =)) =))
novalian'i halloween ny 03/06/2009 10:05
2. essera ( 03/06/2009 05:19)
xxxy:

tsy misy nanome sary nefa nande tammin ny tvm an i tgv le izy

fahafahambaraka hono
hahahaha
=)) =)) =)) =)) =)) =))


Fa ngah nareo tsy nijery tv plus omaly hariva s androany maraina nandeha foana.
3. Noue ( 03/06/2009 06:18)
dia nanao ahoana hono izy tao ry xxxy???
4. xxxy ( 03/06/2009 06:50)
efa hita wa le izy fa hoe fahafahambaraka ho an ny malagasy hono tsy hay tsony na ny malagasy na i tgv na i tim no afabaraka :^) :^) :^) :^) :^)
5. essera ( 03/06/2009 07:47)
raxxxy koa sarotra anazavana zavatra be http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4a2612895e79c
6. halloween ( 03/06/2009 10:05)
Essera a! reraka eo elah manazava resaka amireo fa tsy ho ekeny mihitsy zany fa ny azy foana xno asesiny eo ! nefa anie letsy de zavatra tsotra e ! mijery TV PLUS araky ny teninlah izy de basy fa ny lohany sy ny sainy mhitsy cno efa sarcoxtra hazavana resaka !! donto be
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0446