Tsy ny Malagasy ihany kay no milaza oe fozaorana

1. Noue ( 02/06/2009 07:18)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D

[URL=http://img168.imageshack.us/my.php?image=fozaorannnnnnnnnnna.jpg][IMG]http://img168.imageshack.us/img168/7674/fozaorannnnnnnnnnna.jpg[/IMG][/URL]
novalian'i xxx ny 02/06/2009 14:44
2. xxx ( 02/06/2009 07:28)



=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
3. Mirananirina ( 02/06/2009 08:16)
hihihi aza mampihomehy moa ry Noue a,ten mety tsara kosa an
4. xxx ( 02/06/2009 09:09)
mitady noue ? ataonay tsy tafajanona eto ianao raha mitady ,,

tsisy resaka afisy fa tonga dia ny aminao mihitsy no avandravandra eto ,

ok d'accord ,

Mirananirina koa angaha mitady ?

andraso fa ho avy ny anareo roa vavy ,
5. essera ( 02/06/2009 09:35)
Hodorana ireo fa aza matahotra. Manala azy am alahelo an'i Dada ange reo sisa e
6. Mirananirina ( 02/06/2009 09:36)
Mirananirina koa angaha mitady ?

andraso fa ho avy ny anareo roa vavy ,
Aza mora misavoritaka hoa,mbola ela anie ity lalao ity vao ho vita e
7. naritsimba ( 02/06/2009 10:29)
Na fozaorana na inna dia filoham-pirenena Malagasy foana izy, milaza tsy tia anefa aty @ Governemanta sy ny HAT ihany no mangataka Passeport ireto zanaky dada(rabeosy)rehefa ho any ivelany. Maninona no tsy any @ ministra izay tianareo raha mahavita.
hihihihihihi
Tsiky dia ampy :D
8. essera ( 02/06/2009 11:01)
Mirananirina:
Aza mora misavoritaka hoa,mbola ela anie ity lalao ity vao ho vita e

Efa milam ny tanana zao ka, fa ny mpiondana no somary misavorovoro ao am Magro ao. Mahafinaritra alou ry zalah mahavita mandany andro tao efa ho amam-bolana izao nefa tsy misy fivoarana fa ny teo ihany no teo.
Miharatsy aza ny toe-draharaha satria i Dada zao no efa nilaza ny ho tonga haingana dia haingana nefa d mbola sasatra mitady MPANATITRA . 8O 8O 8O 8O
9. Mirananirina ( 02/06/2009 11:26)
milaza tsy tia anefa aty @ Governemanta sy ny HAT ihany no mangataka Passeport ireto zanaky dada(rabeosy

fa tadiavinao aiza hono no hangataka pasipaoro?eny Analakely aminy mpivarotra ?
10. Mirananirina ( 02/06/2009 11:27)
Hoy i Mirananirina:
Aza mora misavoritaka hoa,mbola ela anie ity lalao ity vao ho vita e

Efa milam ny tanana zao ka, fa ny mpiondana no somary misavorovoro ao am Magro ao. Mahafinaritra alou ry zalah mahavita mandany andro tao efa ho amam-bolana izao nefa tsy misy fivoarana fa ny teo ihany no teo.
Miharatsy aza ny toe-draharaha satria i Dada zao no efa nilaza ny ho tonga haingana dia haingana nefa d mbola sasatra mitady MPANATITRA .

essera a,enga anie ka hilamina tokoa ,izay no hirina
11. naritsimba ( 02/06/2009 11:52)
Mirananirina> ao @ Magro angaha tsy misy governemanta? ianareo ange no milaza fa tsy mùila HAT na FAT, hay ve mila azy ihany e! Bravo RAJOELINA Andry Nirina
Tsiky dia ampy foana eh! :D :roll:
12. reeves ( 02/06/2009 12:02)
Tena mitombina aloha iny hoe " fozaorana , biby mi-tourne" iny satria dia tena mihemotra tanteraka ny ekonomian`ny gasy ankehitriny ary efa mby an-koditra ny krizy . Angamba mety tsy ilaina ihany ny TAFIKA MAMPANDRY TANY fa amin`ny fotoana tsy andraisan`ny mpiasam-panjakana vola , amin`ny fotoana hikatonan`ny orinasa maro ( ireo miankina amin`ny AGOA ) , dia azo antoka ny hisian`ny explosion sociale indray eto amintsika . Amin`izao fotoana dia efa mihamahantra ihany ny classe moyenne , tsy afaka manome asa intsony ny classe ambany , ny classe ambany etsy andaniny diso fanantenana ( tsy nitohy ilay vary miracle 500 ar sy ilay diloilo 12500fmg) rehefa tsy mivarotra eny amin`ny arabe , dia lasa mangalatra sy mangarom-paosy ary mamono olona mba hihinanana . Izany zao ny sary hita eto Antananarivo . Potika mihitsy ary tsy misy maha-renivohitra azy intsony . Ny loton`ny tanàna tsy lazaina intsony . Ity izany ilay RENIVOHITRA FOZAORANA .
13. Noue ( 02/06/2009 12:02)
"Mirananirina":
fa tadiavinao aiza hono no hangataka pasipaoro?eny Analakely aminy mpivarotra ?
dia mba gaga akia aho eee ! dia hita miteniteny foana mahintsiny io Naritsimba io ! ny azy dia entin'ny fony feno fankahalana ny zavatra lazainy eto sady hita fa tsisy raisonnement !
14. Mirananirina ( 02/06/2009 12:25)
Mirananirina> ao @ Magro angaha tsy misy governemanta? ianareo ange no milaza fa tsy mùila HAT na FAT, hay ve mila azy ihany e! Bravo RAJOELINA Andry Nirina
Tsiky dia ampy foana eh!

Iza anefa no manakana ireo tsy hiasa eeeeeeeeeee??????????????????
tsy mila HAT mihitsy aho ka,ary tsy azy ny fanjakana fa any vahoaka,tsy ry zareo mihitsy no angatahan'ny olona pasipaoro fa ny fanjakana malagasy
15. Mirananirina ( 02/06/2009 12:28)
a tadiavinao aiza hono no hangataka pasipaoro?eny Analakely aminy mpivarotra ?
dia mba gaga akia aho eee ! dia hita miteniteny foana mahintsiny io Naritsimba io ! ny azy dia entin'ny fony feno fankahalana ny zavatra lazainy eto sady hita fa tsisy raisonnement !

izany mahitsiny,
Mizesta ery hoe tsy mila HAT naro koa no mangataka ?????Fa ny fanjakana anie no angatahina e,dia na iza na iza no eo dia io no angatahina?
Ary izy ihany no nanakana ny 1 tsy hiasa
16. Noue ( 02/06/2009 13:01)
tena mivaralina oa ny zavatra lazain'i Naritsimba akia ry Mirana aa ! :-D :-D :-D :-D :-D
17. xxx ( 02/06/2009 13:48)
hoy noue

tena mivaralina oa ny zavatra lazain'i Naritsimba akia ry Mirana aa



ary ny tokanonao angaha milamna , ha ha ha aaaa aa a a a a a aaa a aaa a aaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa !!!!!!!!!!!!!!!
18. xxx ( 02/06/2009 14:44)
hoy noue


Voalaza teo :
tena mivaralina oa ny zavatra lazain'i Naritsimba akia ry Mirana aa



ary ny tokanonao angaha milamna , ha ha ha aaaa aa a a a a a aaa a aaa a aaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa !!!!!!!!!!!!!!!



ooohhh ! pardon noue izaho ihany e
diso lé eo ambony io fa izao no marina : ary ny tokatranonao angaha milamina ? ha ha ha ha aaaahhhhaaaaahhhhhhaaaahhhaaaaa !!! :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3403