mila hevitra za

21. vale ( 05/06/2009 14:59)
zah koa ankia tsy mba naharary lamosina izany an, hihi
22. rtcflora ( 06/06/2009 08:31)
misaotra betsaka amtorohevitra fa ho arahiko daholo reo, ramose manampy ihany fa ny fotoana no tsy misy fa miditra am8 de am6-hariva vao mirava,
donc tsy maintsy za no manao .sady za lo matanjaka ra parapor amnolona hitako fa za tsy mba narary sady tsy mba nando nefa misy olona itako nando ra aza refa tsisy aloha intsony.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4421