TAFONDRO , LOCL hafatra ho anareo mtsamy ,

1. xxx ( 31/05/2009 19:34)
Nareo mtsamy rehefa hitanareo fa tena iva be le raison politika entinareo

mitsamy eto dia tsaratsara aminareo ny tsy miditra resaka politika eto fa

misy betsaka ndray anefa azonareo idirana fa fanaratsiana sy teny ratsy ary

mandefa sary X no ataonareo ,,



tsiky dia ampy e !
novalian'i xxx ny 01/06/2009 20:54
2. xxx ( 31/05/2009 19:35)
teny ratsy ary

mandefa sary X no ataonareo ,,


tratra ny dahalo tato zany ko
3. xxx ( 31/05/2009 19:37)
19h00 - L'apprenti dictateur a eu honte et part la téte baissée
Jamais de mémoire d'hommes, l'aéroport international de Roissy n'a connu un évenèment similaire à celui de cet après-midi. Cet aéroport pourtant est le passage obligé de nombreux dictateurs africains, voleurs et assassins mais aujourd'hui, un vent amer planait aux alentours du HALL A2 destination M/CAR. Les légalistes avec à leur téte le GTT étaient présents en grand nombre, femmes, enfants, petits et grands, TOUS on tenus à huer, crier, injuriér ceux qui ont causé la perte totale de M/CAR. Car aujourdjui le pays est dans un gouffre uniquement à cause d'un minorité assoifé de pouvoir. En effet le petit groupe de comédiens mené par l'apprenti dictateur qu'est Andry RAJOELINA n'ont pu rien faire que de baisser
les yeux vers le sol et avancer timidement vers le hall d'embarquement. En tous cas le w-end à Paris a été fatiguant et mouvementé pour eux. Tel des bandits en cavale ils
ont du fuir, fuir constament le peuple qui a été à leurs trousses depuis 48h, de la Tour Eiffeil jusqu'à Roissy en passant par l'Hotel MERCURE. Les médias français venus sur place (TV5, FR3, etc ...) en perdaient leur latin. Méme les forces de l'ordre prévus encadrer les manifestants n'ont rien pu faire que laisser, laisser le PEUPLE s'exprimer. Au passage demandant gentiement, c'est lui votre dictateur ? Et oui ! ils ont tout compris. Pendant ce temps Andry RAJOELINA se faufile rapidement dans le SAS à la sauvette. Comme d'hab !
4. xxx ( 31/05/2009 19:39)
Nareo mtsamy rehefa hitanareo fa tena iva be le raison politika entinareo

mitsamy eto dia tsaratsara aminareo ny tsy miditra resaka politika eto
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
5. locl ( 31/05/2009 19:40)
Mbola tsy nandefa sary X teto aho rangahy a! Sa hianao manana porofo???????? tena mba naniry ny handefa ihany aho fa tsy tao andohako hatr'izay, fa misaotra nanome hevitra, fa aminy manaraka handefasako spéciale ho an'i toi.

Sa hianareo tena mamo e! Fa hianao moa xxx1 sa xxx2 ? Sa XXL

Tsy natao hanome hevitra pôlitika daholo akory ny olona eto fa afaka manohana hevitra, ary tsy tampenambava koa.
6. xxx ( 31/05/2009 19:48)
Merci GTT.
TGVendrana fanga tsy tany i Racharle le aza ha! ha! tsy hadinony ma ndrapahafatiny ny daty androany iny, nihinany ampangony lery, raha izany no niseho tany.
GTT OK! mahery aloha ianareo tsy ohatranay aty tsy mandongalika intsony fa efa mandady @ fahantrana
7. xxx ( 31/05/2009 19:50)
vehivavy ah no miresak sy nandef io hafatr ho anareo io ry locl fa ianao sy

tafondro mihitsy no mamadik ho site porno ny site n'ny serasera tsik eto
8. xxx ( 31/05/2009 19:54)
hafatr ho anareo io ry locl fa ianao sy

tafondro mihitsy no mamadik ho site porno ny site n'ny serasera tsik eto


tsy afaka intsony ra-locl fa kobo n'ny mponina eto amin'ny quartié serasera letia e , mifonà lety a :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
9. locl ( 31/05/2009 20:00)
Sa tsy mifona ary tsy nandefa sary porno teto izany, omeo ny porofo ra vehivavy fa aza manendrikendrika.

Fa raha tsy vehivavy hianao mety nahazo tsaratsara fa mbola fanajako anao sy ny site hiresahantsika eto no hitenenako mora hoe tsy nana izany aho.

Sa ialainao ny miresaka amiko direct???hors serasera??????
10. xxx ( 31/05/2009 20:00)
tsiky dia ampy e !


tratran'i hery ihany zany ny mpanao ratsy tato rehefa ela ny ela léé

mahamay laisany
11. xxx ( 31/05/2009 20:04)
ataon'ny le sipa mihinana elà zay ra-locl a, aiza i tafondro akamanlà ?
12. locl ( 31/05/2009 20:04)
Fa iza no nanao ratsy e!! Tratra taiza?????
aza mahasorena ry xxx fa tsy mbola nisy nanao ratsy teo an!

Fa raha mba misy manana le sary teny @ CDG dia mba alefaso e, merci d'avance.

xxx, za tsy nandefa sary izany, tena mba marina ange izany e :roll: :roll: :roll:
13. locl ( 31/05/2009 20:06)
Za tsy akaman'i Tafondro izany, efa ela aho no namaly ny dinika t@ tafondro.

Sao manonofy ary nareo e
14. xxx ( 31/05/2009 20:09)
Za tsy akaman'i Tafondro izany, efa ela aho no namaly ny dinika t@ tafondro.

Sao manonofy ary nareo e


io locl mangovitr io mihits no porofo ééé

ianao tena misy rambo mihits ,

mbol miandry lé tafondro namanao iny ah vo miala teto androan
15. locl ( 31/05/2009 20:12)
za ve no mangovitra, hiihih

Mahazo miandry azy hianao pour l'etérnité, fa za handeha hatory fa mbola lavi-dalana demain.

Merci pr le nampiresaka fa @ manaraka thème hafa indray hanendrikendrehana ahy.

Ciao
16. xxx ( 31/05/2009 20:14)
tsy mahazo miala eo i locl ééé raha ts zany de hanoratr amn hery ah de asaiko faiziny i locl sy tafondro ratsy toetr reo anio
17. xxx ( 31/05/2009 20:18)
RAHA TSY MATY NAREO MITSAMY ZANY RY TAFONDRO SY LOCL DE MIFOFOH VOLO

raha ho afaka amin'ny Mpiandraikitra amin'ny serasera a
18. tafondro ( 31/05/2009 20:54)
Miala tsiny @ fihavanana aho ra- XXX fa tsy mbola nandefa sequence - na porno teto izany aho !
Sao dia diso fijery ianao azafady .Anisan' ny tsy nankasitraka ny nandefasan' ny sasany izany aho , satria mahafantatra fa misy ankizy sy tanoro mifanerasera eto .
Ary tadidio fa mety ho ianao io mihintsy ilay mpandefa ireny ka te hanadio eritreritra ao @ olon-kafa .
Tsy zazakely aho miresaka eto ,ary raha ny hitsaranao ny hevitro dia tazony ho anao izany raha resaka politika ,j' aime l' adversité , ary mahafinaritra ahy ny critiques alefan' ny sasany eto .
Tsy manome tsiny an' ilay XXX aho ny @ izany , saingy diso fitontona ilay tondro-molotra ataonao.
:oops: :oops:
19. xxx ( 01/06/2009 07:26)
fantatr'olona zany ny fika ratsy fanaon'i tafondro sy locl e

andrasana sisa zany ny mpiandraikitra dia invisible nareo mitsamy ,,
20. andrywui ( 01/06/2009 07:38)
hay ve elah isany letsy ra tafondro sy locl !!!!!!!
reo zany ra-hery a!! endaso ry zalahy reo zany e !!!
ha ha ha !!
petsa nareo zany ry zalah reto raha marina ny verification ao amin dra-hery ao !!!!! asio mihitsy ry Annie2005 a !! aza hamelana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1781