Nifandrotahana i TGV tany France !...

1. xxx ( 31/05/2009 18:41)
Nanomboka tao Dakar ka hatreo @ aéroport CDG androany alahady dia tsy namelan ny GTT mihintsy Atoa Andry Rajoelina , nahita atao ihany aloha ireto pro Ravalo ireto e!.
novalian'i fijo ny 02/06/2009 21:26
2. xxx ( 31/05/2009 18:44)
GTT INTERNATIONALE NO TSARA TOHANANA TSARA
MENATRA NY COMMUNAUTE INTERNATIONALE @ IZAY
TOHIZO FA TSARA
3. bazylou ( 31/05/2009 18:47)
andanaary manohan azy dia miarak afa baraka ao ianreo mianakavy e!! tandremo hoy aho fa tsy maintsyhisy ny valiny , na any mada io na ty france, !! :-D
4. xxx ( 31/05/2009 19:00)
Andry RAJOELINA nargue le peuple, en effet ce dernier a atterri en cachette à Paris vendredi soir via un avion AIR FRANCE. Sauf qu'il a sous estimé la diaspora malgache très nombreuse, le fil en aiguille, de sms en sms, tout son programme est connu par le GTT. Il loge dans un hotel 5* au MERCURE à la défense 18 Rue Baudin 92400 Courbevoie. Mais avant cela, ce maigre monsieur et sa clique d'apprentis dictateurs se sont offerts un diner à 10.000 euros avec l'argent du PEUPLE à la Tour Effeil. Tout devait bien se dérouler mais ce monsieur TGV ne savait pas qu'il était filé dès le début de son séjour. Moins d'une centaine de personnes se sont réunies en bas de la Tour Effeil pour attendre sa sortie, cris, hués, oeufs et farine l'attendaient en règle. Hélas nous avons été déçu par la lâcheté de cette équipe de dictacteurs qui au lieu d'affronter la vindicte populaire a préféré appeller les forces de l'ordre. TGV s'est donc faufilé à 1h30 du matin, téte caché vers un SAS qui mène directement à la voiture de location payé avec l'argent DU PEUPLE qu'il est train d'opprésser. Il n'a osé jeté un regard à la DIASPORA MALGACHE venus nombreux pour lui demander des comptes. Andry RAJOELINA se dirige alors de vive allure vers l'Hotel Mercure filé par 2 voitures civils du GTT. Comble de tout, au MERCURE des éléments l'attendaient déja, ce cher TGV s'est sauvé comme une femme (en courant et montant les escaliers) suivi des ses 4 gardes du corps. En ricanant "@#$%& bé ty ry zalà !!! "

Actuellement la DIASPORA mené par le GTT mène des actions devant le MERCURE !! Le Standard téléphonique du MERCURE explose d'appels.

Article sur le repas à 10.000 euros ...
5. bazylou ( 31/05/2009 23:04)
Na inona na inona tsy fitovian-kevitra de mba mampalahelo ihany ny zava-nisy tao Roissy....toy ny valalan'Amboa tokoa ka ny tompony aza tsy tia..

De hihevitra ve isika fa fankasitrahana sy fiderana ny toetsain-tsika gasy no fitsaran'ny manodidina antsika taorian'ireny? isika samy gasy aza tsy mifanaja toy ireny koa ahoana no mba fomba hanajan'ny vahiny antsika izay mipetraka amin'ny taniny? Aza malahelo isika raha tsy asian'ny olona manodidina "consideration" satria "barbare"...

Ary mba esory anaty saina sy eritreritra ny fiheverana fa rehefa mipetraka aty an-dafy de tompon'ny fahaizana sy atidoha...tsy isika irery no voalohany nila ravin'ahitra aty ivelany...efa maro ireo talohantsika...ary mbola maro koa ny taranaka hoavy any aoriana any.....maro amintsika mipetraka aty aza no tsy sahy mody any dago akory satria 'NY TAPANY IHANY NO MIKOBANA"...aleony mivelona mitsipozipozy aty toy izay hody any dago vonto henatr'olona fa hay gasy manhantra ireto mi-gesta mipetraka aty frantsa aty ireto....tsy mahazaka mody an-tanindrazana.
:-D :-D :-D
6. xxx ( 01/06/2009 08:32)
tsitako izay mapihomehy anizany
7. xxx ( 01/06/2009 09:51)
eisy mbola tsy mahazo force one zany 10.00 euros zany ee tokony mbola misimisy no pehana
:^) :^) :^)
8. fijo ( 02/06/2009 21:26)
milay le kaly tsy volan'ny tena an.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2149