J-8 anio hoy andrywui !!

1. halloween ( 31/05/2009 10:12)
mazava zany letsy !!!
2. Mirananirina ( 31/05/2009 10:14)
Aoka re izay ,marina e,efa tezitra aminao mihitsy ny olona dia mandefa sary ratsy be
3. xxx ( 31/05/2009 11:58)
Mpandefa : halloween [ Valio ] 31-05-2009 12:12:11
Lohateny : J-8 anio hoy andrywui !!
mazava zany letsy !!!
sady mamahan-dalitra satria i Andrywui ihany no Alloween no KALACK d iza ko moa fa tsy tadidiko avokoa?
4. dadabe ( 31/05/2009 15:47)
:-D :-D traingo zzany leaza
5. andrywui ( 31/05/2009 19:10)
Aoka re izay ,marina e,efa tezitra aminao mihitsy ny olona dia mandefa sary ratsy be


akaiky izy zany ry mirana de miezaka manohana sy miaro ny mpanota i mirana a !! na misy mandefa sary tsara ho an'ny tgv na ratsy sy vetaveta alefan'ny TIM ato ry Mirana de mbola ny TGV aloha no favori amzao ! ny ankoatra anzay de anazy sy Hery mpiandraikitra !
- eny e! any amin'ny site n'ny TGV kosa aloha zahay mahazo laka e! otrotrzay politika io ! afaka manao ze tiana hatao zahay ao !! fa le TIM kou any vao manao sary vetaveta na tsy tena izy ary defa voatoraka !!

efa tezitra aminao mihitsy ny olona


iMirana ko ve ?
--be mpanenjika anie ny TGV fa mafy firifatra e !!! 350km/h =tsy araky ry penguin zany !
6. andrywui ( 31/05/2009 19:14)
Rahapitso vao maraina aho manoratra eto ny J-7 ry zalahy TIM a ! miomana fa miara mihinana eto laisany fa kely sisa !
-misy mirefotra eto aminio fotoana io ka na hiala aza ny ps aminio de tsy maninnnnn fa politika no eto ref tsy miteny ratsy otranareo TIM mandefa sary vetaveta lava eto io !! zany ve no mba TIM ? zany no hoe "manohana ara-dalana " ?? ara-dalana PORNO ? TIM nemportekoa !!! pppppffffffffff!!
7. xxx ( 31/05/2009 19:40)
Rahapitso vao maraina aho manoratra eto ny J-7 ry zalahy TIM a ! miomana fa miara mihinana eto laisany fa kely sisa !


fangah mo mis mataoatr tgv eto e
8. benkintana ( 03/06/2009 18:30)
Fa inona ary tony tsy mety tonga fotoana tony no mimenomenona
Elah ihany no mpanao copie coller teto sy mpandefa sary vetaveta ,dia tsara raha saziana elah fa tsy misaina no manimba dinika
Mankanesa any @ hatsikana any fa eto tsy zakan'ny lohanao

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0401