tonga dia daka mandrivorivo

1. bazylou ( 29/05/2009 11:34)
ary enjika be manadala amin'izay ny baolina !!! solona daholo ny systeme rehetra !! vita ny kabary!!
""La HAT vers un monopole des institutions
29 mai 2009

Andry Rajoelina face à la presse (Photo TF1)
Si les représentants de la mouvance Ravalomanana et la mouvance Ratsiraka ne sont pas réapparus sur la table de rencontre du groupe international de Contact et que la charte proposée par celle – ci n’a pas encore fait l’objet de discussion, la HAT propose sa propre charte. Une charte qui supporte la transition existante avec quelques modifications dans le gouvernement et du parlement. Et la HAT aura d’après sa charte la majorité dans toutes les institutions. Andry Rajoelina reste Président, Monja Roindefo reste le Premier Ministre, le nombre de ministres sera relevé à 29, les 22 ministres pour la HAT et les 7 restants à se départager entre la mouvance Ravalomanana, Ratsiraka et Zafy Albert. La chambre basse sera remplacée par un congrès constitué de 128 représentants de la HAT, 30 représentants pour chacune des trois mouvances pré- citées et 7 sièges pour la société civile. Le Sénat est remplacé par les membres de la HAT (autres que le gouvernement), un organe qui sera composé des 44 membres actuels avec 10 anciens sénateurs.

La charte proposée par la HAT propose l’annulation de tous les faits et décisions de nature administrative et judiciaire relatifs aux affaires politiques entre 2002 et 2008 et accordera ainsi l’amnistie à l’ancien Président Ratsiraka et ses partisans. Comme ce délai ne compte pas l’année 2009, les partisans de Ravalomanana emprisonnés au cours de la crise, et Ravalomanana ne bénéficieront pas de cette amnistie si tant est la charte adoptée.

Le brouillard total couvre actuellement la rencontre avec le groupe International de Contact de Madagascar. Le cours des discussions et le fond des discussions restent encore des énigmes pour les citoyens qui suivent la situation actuelle, chacune des parties appelées à la rencontre ayant sa propre version des entrevues.
hoy top mada!! :-D :-D
2. naritsimba ( 29/05/2009 12:39)
Raha izaho aloha tsy nifampizara izany eh! izay teo angaha nahalala hifampidinika izany, ataoko izay hampandeha tsara ny asa dia zay.
3. Noue ( 29/05/2009 13:36)
naritsimba:

Raha izaho aloha tsy nifampizara izany eh! izay teo angaha nahalala hifampidinika izany, ataoko izay hampandeha tsara ny asa dia zay.
ka mandeha tsara ve aloha ny asa hatramizao???


4. tovolahy007 ( 29/05/2009 14:11)
Raha nandeha io tsy nanaiky ny hidinika ny HATY fa matoa izy nanaiky dia misy tsy mandeha ao izany. Mihitsoka izy. Fantatrao mo ny zavatra hiseho raha tsy misy vokany io dinika atao io??? Sa dia hoe IZAY NO NATAON'NY TEO ALOHA DE ANDAO ATAO KO. Dia avy eo hiaona sy hangataka @ zao mpamatsy vola fosika rehetra iza, saodiana e, italiana e,.... .
5. patrick2002 ( 29/05/2009 15:07)
ka ianareo ravalomananiste no manao izay mampikatso azy kou
6. kidoropamba ( 29/05/2009 15:23)
SONIAVO amin'izay ilay charte ry mpanao politika ireto a.
Tena tsara be ilay izy ary tokony aroso amin'izay.

Efa nanaiky hanao sonia izao Zafy, HAT, sy Ratsiraka. Ny mpomba an-dRavalo aloha hanao Sonia koa na dia mitomany azy levalo te hiverina amin'ny bonbon a-ny.

Amin'ny talata izao dia tokony manao sonia an'io charte io io mouvansa efatra io. Satria na dia Roa fotsiny mantsy no manao sonia dia efa mahazo "reconnaissance" ny fitondrana tetezamita, ka afaka mampandroso ny firenena.
Raha vita io sonia io dia MIDITRA AMIN'NY FIFIDIANANA amin'izay isika ka dia resaka hafa indray no atao eto.
7. tovolahy007 ( 29/05/2009 17:04)
Aleo aloha hazava tsara ny resaka fa tsy mbola niteny mitsy aho teto hoe za ra8iste na TGV iste. Ny nataoko dia nilaza ireo zavatra tsy nety rehetra izay nataon'ny ra8 sy ny nataon'ny TGV. Ary efa nolazaiko teto fa za dia nanohana ny TGV fony mbola vao natomboka io tolona io. Fa tsy ao intsony kosa @ zao satria mahita fa misy zavatra tsy mety ao. Izany akory tsy midika fa ra8 iste aho. Ary io no efa naniliana ny andra8 io le hoe REFA TSY MANARAKA NY TENIKO SY IZAY TIKO ATAO, NA MITSIKERA NY ZAVATRA TSY METY ATAOKO DIA TSY IZY ZAY. Ny tiko lazaina eto dia izao, marimaritra iraisana no tadiavina fa tsy tokony hisy mitsy ny hoe ny ahy no tsy maintsy arahina. ATAOKO FA IZAY NO ATAO HOE FIFAMPIDINIHINA.

Ary ny tena valiteniko io ambony io dia mamaly ny resaky Naritsimba @ hoe AZA MIFAMPIRAHARAHA @ AFA IZANY. Raha tsy misy ny MARIMARITRA IRAISANA ETO DIA MBOLA IZAO KRIZY ZAO FOANA NO HISEHO SATRY TSY HISY FANAMPIANA HO AVY EO.
8. patrick2002 ( 29/05/2009 17:17)
tovolahy ianao izany ilay te hihinana atody fa tsy te hamaky atody :lol: :lol: :lol: ka inona no hanohananao an`i Ravalo t@ 2002 nanao auto proclamation ,nanangana reserviste ,
amiko indray rehefa tsy mahafantatra ny mpitondra fa tsy laniny vahoaka nefa tsy hiala fa hiady hamikitra seza ,dia soroy raofy ,haongano ,korontano ,
i Zafy Albert ihany tao ny mpitondra nanaiky niala moramora nanaja tena ,fa sisanìzay ,Ratsiraka sy Ravalo ,dia samy olona tsy maty voalavo an-kibo eo @ fitondrana. Manao izay hitazonana .
9. fijo ( 29/05/2009 20:25)
mandeha ve izy ao ry naritsimba?????mba asio fanontaniana kely.raha mandeha io,inona no mbola hanodinana aeroplanina hitadiavana tosika any senegaly????
mba izay misy lazaina,fa efa mba nilaza fa hilaza ny marina ihany.
sa efa nahazo ny vokabulary TGV koa???
10. tovolahy007 ( 30/05/2009 04:26)
Patrick2002> Aiza ary izany resakao zany rahalahy marina. Tsy nisy nahalala na lany na tsy lany t@ fifidianana i rav8 t@ 2002. Mety tsy lany izy nefa mety lany ko. NA ELAHY IO AZA VE DIA SAHY HITENY FA TSY FALY T@ NAHALASANAN'NY DEBA T@ 2002 ARY MBA NANATENA ZAVATRA TSARA T@ RA8????. Izaho dia tsy hafenoko fa nanohana andra8 za t@2002 satria mba nanantena zavatra avy aminy. Saingy tsy izay ny zavatra nisy anefa. Izany akory tsy midika fa dia FANONGANAMPAJAKANA NO VAHAOLANA SATRIA FANTATRO FA TSY HITONDRA ZAVATRA TSARA IZANY, Dia izao ny valiny ilay fanonganana izao hitantsika izao. Efa tsy izy intsony ny fanganampanjakana izany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1251