Hay ve ka fôpla ireo lazaina hoe mpandraharaha saoudien

1. rabaradaka ( 29/05/2009 06:24)
Vola be no lanin'ny fitondrana TGV tamin'ny fandalovan'ireto lazaina hoe opérateurs économiques avy any Arabie Saoudite. Hay ry le maty reo tsy nanam-bola fa ny fitondrana TGV no niantoka ny Carlton nipetrahany, nisy orinasa goavana niantoka ny billet d'avion niverenan-dry zareo. Tena mampalahelo ny toe-tsain'ny Monja sy Andry mampiesona vahoaka.
Ampitao ho fantatry ny maro ity resaka ity
novalian'i fijo ny 29/05/2009 20:51
2. Noue ( 29/05/2009 06:30)
zao nga vao fantatrao zany ? ny azy anie ka OK daholo eee ! mampalahelo oa ny Malagasy eee !
3. xxx ( 29/05/2009 06:35)
Kôzy ve lé!! Izy ity anie raharahampirenena fa tsy kilalaonjaza akory ka vitan'ny fampiesonana e!
4. xxx ( 29/05/2009 06:37)
angaha mbola tsy tonga ihany cargo hitondra ppn mora be efa lasa ny 1mois toa tsy misy fiovany e
5. Noue ( 29/05/2009 06:37)
nefa dia mampihesona no beee :^) :^) :^)
6. ravatorano ( 29/05/2009 06:58)
ny tena nahagaga anah ange d hoe aiza no hisy saoudie mpanakarena handeha vol commercial zany nefa ry zalahy any jet privée daholo sady amizay indray contrat ami'ny firenena iray no hatao !
aiza ihany ary tsika ty e !
7. Noue ( 29/05/2009 07:17)
zay indrindra manko eee ! aiza ihany ary tsika ity arakin'ny voalazanao ry Ravatorano a !
8. xxx ( 29/05/2009 07:25)
i andrywui efa be resaka teto hoe hidina ny PPN miaraka ny arabo,ny vaovao farany dia hoe hivarotra couscous merguez any dago hono andrywui hampidina ny PPN
snif snif troufff
9. andrywui ( 29/05/2009 08:21)
raha marina de asio anle jereo eto video na sary na soratra fa raha tsy zay de vaovao fopla foana e!! sao mamorona fa kobonay foana a !ha ha ha
10. xxx ( 29/05/2009 09:30)
kobo ny fikobonanana le kibo kobanin ny koba

=)) =)) =)) =))

bouf misy mangetotra ny farany
11. hery ( 29/05/2009 09:52)
Tokony asiana jereo eto ve ilay hoe tsy tonga ny PPN? lol

Koa izy aza tsy tonga kou inona no hatao jereo eto eo?

Sa le hoe ry zalahy nandeha vol commercial (Classe Economique am'zany) koa ve asiana jereo eto?

Jereo any ra-andrywui a...
12. penguin ( 29/05/2009 10:43)
Efa tonga ao hono ny volabe hoy ry zalahy tgvendrana ko!!!! Izany no tsy amakiany loha izay fifanarahana any sy izay mpamatsy vola mahazatra any.
13. fijo ( 29/05/2009 20:51)
ravato an,ny namana sasany avy dia mino fa tsy mil amandinika izany hoe avion inon ano handehanany izany.
atramin'izao aloha,dia tsy misy hafa tsy lainga no ita atao hoan'ny malagasy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8505