hoa ny dago aho

1. bibidia ( 28/05/2009 10:15)
misy olana ara-pitivana aho ka hoany dago spt na oct ka mitady vehivavy matodra aho hilazako ny tsiambarateloko ary mba afaka hanampy ahy tsiferana ny tohiny.....
novalian'i xxx ny 28/07/2009 05:59
2. tess ( 28/05/2009 10:24)
8) :D zà matotra be de bitsiho amiko zany fa hifampizàra ny manta sy ny masaka tsika, ny tsiambaratelo tsy misy mipika na ny pitiny aza, afaka mifanome torohevitra :^)
3. bibidia ( 28/05/2009 11:06)
izaho lehilahy 40 plus misy olana arampitiavana vehivavy any dago no tiako ataoko confidance izaho dia lehilahy hantra olona sy tiana namana ka izay no défaut-ko angamba miara maina amin'ny zanako aho efa lehibe izy ireo
izaho lehilahy tsy tiako manao akolahim-bohitra ... izho mora tia olona sy mahatoly dia avadikin'ny sasany ... izaho tia mitendry guitare ka be vetsovetso ihany ny zankao mahay zava-many koizana farara guitare piano batterie....
dia maiana eo anivon'ny art tanteraka aloha lazao amoko ny momba anao ry tess?
4. ni81 ( 28/05/2009 11:18)
:�) lazao anay ampahibemaso eto ny momba anao ry Tess a! :-P
5. Mirananirina ( 28/05/2009 11:31)
vehivavy any dago no tiako ataoko confidanc

Mazotoa mitady dia mirary anao hahita
6. xxx ( 28/05/2009 12:40)
de misy oul be de be eto de iza no safidin\'i bibidia?
lasa ambaramaro le izy fa tsiambara telo
7. ari.malala ( 28/05/2009 12:54)
Aiza indry ry Tess a! ;)

xxx hihih marina tokoa izany an!

bibidia, d ahoana marina izany hoe rah amisy oul bdb eto Tana d iza no hanambarànao ny momba anao sy ny tsiambaratelonao?
8. ni81 ( 28/05/2009 13:13)
bibidia, d ahoana marina izany hoe rah amisy oul bdb eto Tana d iza no hanambarànao ny momba anao sy ny tsiambaratelonao?
Dia manao safidy izy hoe IZA NO TIAKO NAREO 3 VAVY E? :-D :-D :-D :-D
9. bibidia ( 28/05/2009 13:42)
0 tsara fanahy be ianareo ka izao i tess no tiako hiesaka amiko voalohany fa izy no namaly ahy voalohany sa ahoana aiza koa dia hoe telo ... fa hoe tsy amabaratelo. Izaho anie efa voa t@ 2005 tany dago misy mitady hampitra @ maizina tsotra izao ka valio itess dia hitohy ny tantara . Izany akory tsy misakana anareo namana rehetra hano hrvitra ahy izay tiako haroso eto fa tsiamabaratelo misy fona sa tsy i tess
10. tess ( 28/05/2009 14:50)
2. Mpandefa : bibidia [ Valio ] 28-05-2009 13:06:46
Lohateny : Re : hoa ny dago aho
izaho lehilahy 40 plus misy olana arampitiavana vehivavy any dago no tiako ataoko confidance izaho dia lehilahy hantra olona sy tiana namana ka izay no défaut-ko angamba miara maina amin'ny zanako aho efa lehibe izy ireo
izaho lehilahy tsy tiako manao akolahim-bohitra ... izho mora tia olona sy mahatoly dia avadikin'ny sasany ... izaho tia mitendry guitare ka be vetsovetso ihany ny zankao mahay zava-many koizana farara guitare piano batterie....
dia maiana eo anivon'ny art tanteraka aloha lazao amoko ny momba anao ry tess?


ka oe tsiambaratelo kou ataonao resaka pub ndray ..... aiza reh zany e! :-D :-P
11. tess ( 28/05/2009 14:52)
bibidia: tokatrano tsy ahahaka hono e! bitsibitsika ihany de lazao ahy dool lay any madà any ! kouny!!!!! :^)
12. bibidia ( 29/05/2009 06:55)
manahoana i tess lazao amiko eto aiza misy anao any dago tsoriko aloha rahany any @ faritany ianao dia mety tsy ho hitako tsy afaka mankany aho i ny olona tiako hiresahana dia eo @ 30+ . izaho no momba ahy vitsivitsy . Izaho nipetraka tany Alaotra , niasa tany fianarantsoa , tuléar, Fort-dauphin,
Izaho tsy na kany UNIVERSITE fa nanao concours dia nia t@ postes, nipetraka tany LA REUNION 2ANS TANY aUSTRALIE 2ANS? TANY Moscou 2ans
tany Barcelone 4ans ,dia tsy miala eto itsony zanako roa vavy nitsoaka ny reniny, efa nisy stagaiaire teto fa nahazo paps dia barakay.... mitsodrano azy
izahy dia gasy iahay no tiako. Ka asa ianao raha hafaka hanampy ahy...
13. nathie86 ( 29/05/2009 11:56)
bibidia:

misy olana ara-pitivana aho ka hoany dago spt na oct ka mitady vehivavy matodra aho hilazako ny tsiambarateloko ary mba afaka hanampy ahy tsiferana ny tohiny.....


in zany matondra zany ry r'se
14. Djhamhal ( 29/05/2009 13:04)
nipetraka tany LA REUNION 2ANS TANY aUSTRALIE 2ANS? TANY Moscou 2ans
tany Barcelone 4ans ,

Efa ho 10 taona ngeh zany ise no tsy teto é! de fakafakao tsara aloha le vehivavy gasy satria efa mivôtra be mantsy @ zao ny olona ka sao de diso fanantenana fan 2 eo ndray se! fa aza tonga dia miroboka lalina loatra ! satria mila fandinihana tsara ihany zany ; fa za kosa klou tsy milaza oe ratsy ny sipa gasy an ! gasy ka manja é!
15. booboo ( 29/05/2009 13:25)
Tess > lazao² kosa hono ny momba anao é hihihihihihihihihihi. Efa naka sezakely sy popcorn zà ato mankony ka sao tsy hita eo ny faran'ity zistoara ity vô tsy milaza² ny momba anao eo ianao :�) :�) :�) :�)
16. tess ( 29/05/2009 13:59)
booboo: kou efa hoe tsy ambara-telo fa ho anay roa ihany :wink:

bibidia: tena enjana kou zany kriteranao zany an!
zà anie ilay olona hizaràna ny tsiamabaratelo sy hifanoro hevitra fa tsy imay tedavinao any dago e! zà raha teo tsy dago .... 8)
17. ari.malala ( 29/05/2009 14:01)
Hahahaha za koa hanampy an'i booboo raha izany kanoooo! :-P
18. fijo ( 29/05/2009 22:21)
hihihihih moderna koa izao fomba fikoty izao an.hummmmm
19. Mirananirina ( 30/05/2009 11:52)
tess,efa faly ery aho haheno ny momba ny tess
20. bibidia ( 31/05/2009 16:32)
Dj hamal. Olona tena mailo ianao izaho aloha 24 spt 1988 niala teto dago
nanamabady 1 mandehaha niteraka 2 nisaraka maromaro efa stagiaires efa nandalo misy olona nafarako avy dago dia barakay izy izao.... avelao eo ny @iny aloha fa no havy hahorina ka izay no anoratako eto tsiamaratelo e
aiza i tess izy izao o voafidiko sa tsydiso ve aoka anefa ho namana fotsiny an... tsy tiako izany mifamitapitaka izany ahoana no ataoko hifandraisana ianao moa raha azoko tsara dia any dago ka omaly aho nanao reservation dia spt aho no tonga é tsiamabaratelony ny ambiny é omeko anareo ny e-mail ra tianareo na phone koa aoaka mba ho serieux daholo...e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2243