Terena ny tsy hidinanan'ny ARIARY saingy donto ny tgvendrana
1. penguin
(
28/05/2009 05:59)
Manazava tsara ny mpandraharaha fa tsy mety ny hevitra hitazonana ny lanjan'ny ARIARY. Nazavain'ny mpandraharaha ihany koa ny fahavoazan-dreo nohon'ny filatsahan'ny sandan'ny ARIARY mihoatra amin'ny EURO sy DOLLAR izay miantraika amin'ny mpanjifa satria sarotra ny tsy hiovaovan'ny vidin-javatra. Miseho mahay moa ny tgvendrana ka asa vitan'ny capsat koa ngamba ny fitazonana ny lanjan'ny vola Malagasy. Ny miaramila no maika hakarina karama nefa ny famokarana asa raha ireo no miantoka azy mivantana.
novalian'i fijo ny 29/05/2009 21:38
2. karavasy
(
28/05/2009 06:15)
Fanerena tsisy vokany ho an'ny Malagasy no hain'ny TGVendrana. Milaza ry TGVendrana fa tsy ekena ny voarakitra anaty Chartes koa maninona no tsy roahina mody ireo mpanelanelana ireo ? Ny tsy hidiran'ny Filoham-pirenena Malagasy nefa no andefasana miaramila eny Ivato. Tsy tana ny fiakaran'ny EURO raha ny fika TGVendrana no mitohy.
3. penguin
(
28/05/2009 06:34)
Marina ny anao ra-karavasy fa efa norasahiko teto koa fa mivory ao amin'ny Carlton ry HAT tgvendrana fa tsy roahiny hody any araka ny firesak'i alain ramaroson ireo fa avelany mijanona manelanelana eto ihany nefa lazainy fa tsisy ilaina. Ny Malagasy hono mahavaha ny olany saingy ny vahaolan-dry hat tgvendrana no mba lazainy mahasoa ny Malagasy iray manontolo. Fa iza no milaza aminy fa tgvendrana daholo ny Malagasy ?
4. mihitsy
(
28/05/2009 08:38)
[quote=penguin]
enao no tena vendrana penguin a!
eritrereto tsara: nomenao ny miaramila ny fahefana, de milaza enao fa mbola enao no filaoha? vendrana enao satria tokony nitsoaka fotsiny ra de mbola izy foana no filoha!
vendrana enao mbola miaro azy, sa fitiavan-tsosy no ifikaranao azy?
soavaly maty mbola tadiavinao iantsampazana foana!
aza mba vendrana ihany e, ary aza manetsi-keloka fa ihomehezan'ny olona enao

5. xxx
(
28/05/2009 09:23)
mihitsy:

Fa ianao tena milay e
Matoa izy niala satria noterenareo TGV , nareo mantsy mihevitra anareo ho mahay ka dia io alefaso fa aza manilika hoe Ra8 koa no mampidina ny sandan'ny vola !
6. xxx
(
28/05/2009 09:28)
Asaivo mamorona vola vaovao indray ny TGV e, tsy ariary intsony , sady Ra8 anie no nampivadika t@ ariary e, mety tsy ho tian'ny TGV intsony :{ ... dia voafitaka daholo ny vahoaka avy eo hoe vola vaovao vola vaovao nefa vola baoritra :-D :-D
7. andrywui
(
28/05/2009 09:50)
enao no tena vendrana penguin a!
eritrereto tsara: nomenao ny miaramila ny fahefana, de milaza enao fa mbola enao no filaoha? vendrana enao satria tokony nitsoaka fotsiny ra de mbola izy foana no filoha!
vendrana enao mbola miaro azy, sa fitiavan-tsosy no ifikaranao azy?
soavaly maty mbola tadiavinao iantsampazana foana!
aza mba vendrana ihany e, ary aza manetsi-keloka fa ihomehezan'ny olona enao
mihitsy a! penguin anie efa tsy mahagaga eto am poilitika intsony fa zavatra efa nopetahandravalo vy mahamay ny lohany sy ny handriny de ny tou droa foana sisa voasoratra ao anaty lohany ! nefa mino isika fa mbola ho ovain'Andriamanitra anie ny lohan('ny penguin ! ha ha ha
fa hono oa toko ry penguin !! ary elah oa ndrai21 toa TGV de ndray2 TIM ?? fa ahoana kou no mahatonga anlah otranzany e ?? za aloh sur fa tsy mipika i toi fa ny miverindoha no atahorako ! vakio daholo anie ny zavtra nosoratandrangahy any aloha any fa ndray2 ompain'ingahy be ny TIM , indray2 nefa ngah manao hoe tgvendrana ! misy misy raha tsy mlammmmm ao !!
8. mihitsy
(
28/05/2009 13:08)
[quote=xxx]
[quote=mihitsy]
[Fa ianao tena milay e
Matoa izy niala satria noterenareo TGV , nareo mantsy mihevitra anareo ho mahay ka dia io alefaso fa aza manilika hoe Ra8 koa no mampidina ny sandan'ny vola ! ]
tsy mihevi-tena ho milay mihitsa za fa ny fahamarinana no lazaiko, zazakely 10 ans aza kôpy oe f'angaha moa ra8 tsy efa nanome ny fahefana an'miaramila koa mbola inona no mbola mahaprezida azy?
vendrana oa, zazakely aza misaina lavitra noho nareo fa ny anareo le saina nomen'Atra tsy mba ampiasaina fa zavatra hafa indray no ampiasaina

9. vaotonga
(
28/05/2009 13:36)
Tena misaotra izay nanao ity loha-hevitra ity satria tena mba te-hizara @nareo ny filatsahan'ny Firenena any an-kady ny tena raha ny sandam-bolantsika no resahina satria arakaraka ny sandam-bola no mampianatra ny fahefa-mividy sy ny fiainan'ny olona,Izaho dia mipetraka aty an-dafy ary misy fotoana mba manontany ny fanankalozam-bola ny tena ahafantarana ny havesatry ny ariary.Ity ary misy"evidence"vitsivitsy atolotra antsika mpiserasera:-T@ Descembre 1$=1100Ar(Avant la crise)
-T@ Fevrier 1$=1380Ar(2volana taty aoriana)
-T@ Mars 1$=1470Ar(1volana aoriana)
-7 Mai 1$=1600Ar(2volana aoriana)
14Mai 1$=1780Ar(2herinandro taty aoriana)
Ka raha izao no mitohy dia hanao ahoana ny fiainana,1100Ar efa kely sisa dia ho tafakatra 2000Ar nefa vao firy volana fotsiny.Tsy haiko na misy olona mpitondra mba mijery itony serasera itony eto na tsia fa raha misy dia hoy aho hoe: mba eritrereto ihany lahy ny fomba fitondranareo ny firenena fa tena zava-doza izao zava-miseho izao.

10. penguin
(
28/05/2009 14:42)
Omeko fisaorana koa ianao ry vaotonga saingy ho an'i andrywui izay mpamadimadika ny zavatra soratako eto ary manao "copy and paste" avy eo manova ny fanaratsiako TGV ho fanatsarana azy dia ianao no tena mitapy. Samy mamaky teny daholo ny mpiserasera eto fa tsy ny soratra eo ambony ihany akory no vakiany sy anomezany fanazavana ka lany andro eo ianao tgvendrana andrywui. Rehefa tsy voalaha ny fampiakarana ny sandan'ny ARIARY dia tairo hoe ho hita ity FANAMBOARANA VOLA BAORITRA. Hain'ny vahoaka Malagasy ihany koa ny hanaovana ny tgvendrana eny fa na tsy manana basy sy tafondro sahalan'ny miaramila aza izahay vahoaka.
11. andrywui
(
28/05/2009 15:40)
Mba hisaory ko letsy aho penguin fa raha tsy nisy ahy elah efa nodarofan'ny TIM tato fa ompainlah daholo ry lerony ao ambany ao !!
12. fijo
(
28/05/2009 22:28)
efa tena tery ny HAT satria tsy misy vola,de io manaonao foana io.ny tsy heritreretiny,na tsy raharahiany no tena marina fa efa fantany ihany,dia ny hoe rehefa tsy eo izy ahoana ny toiny???
13. penguin
(
29/05/2009 10:08)
Tsy mbola nanompa TIM penguin fa ny fahasahianao andrywui mody mandika ny soratr'olona ary navadika satria tsy hoe tsy azo adika fa voaharo akory io. hahaha izany no maha tgvendran ny tgvendrana satria lohan'angidina.