lasa mora be ny PPN nanomboka androany

21. essera ( 27/05/2009 09:54)
Penguin, kalma fotsin a. Eo aloha mipetrapetra maka seza kely d maka rivotra kely mits alou fa sao ho safotsafotra am tsy antony eo a
22. penguin ( 27/05/2009 10:05)
Keep prices stable = taim-bava tgvendrana amin'izao fotoana. satria tsisy ny "Train à Grande Vitesse" fa tgvendrana no misy.
23. tafondro ( 27/05/2009 11:17)
Ny tokony hataon' ny HAT @ izao vanim-potoana izao ny restructuration 'ny budget de transition , tsy hamaha ny olana mipetraka ny fitsikerana ny situation @ izao fotoana izao , ary raha ny momba ny fampanantenana ny hahamora ny PPN araka ny voalaza teo ambony dia miankina @ offres et demandes araka ny voalazan' i reeves eo ambony , nefa kosa tsy azo atao ankilabao ny marge de manoeuvres tokony hananan' ny entreprises sy ny sociétés de distributions ,ary ny grossistes misahana ireo fizarana ny PPN ireo ,na dia misy actions vahiny aza ny ampahany manodina azy ireny !!
:oops:
24. reeves ( 27/05/2009 13:49)
Amiko aloha dia avy ao amin`ny TAFIKA ( TSY NY CAPSAT fotsiny fa tena ny TAFIKA MANONTOLO mihitsy) NO TENA IPETRAHAN`NY FANANKIANAKO MIVAIVAY noho ireto antony ireto :

1)-Raha nisy ny disadisa dia tsy nahay nipetraka ho elanelam-panahy ho MPANDAMINA NY MPIFANANDRINA NY TAFIKA ( izany hoe tsy nomba ny tatsy sy ny taroa ) fa nitongilana tany amin`ny TGV . ( Na ireo nandray volabe ka nanao ny Coup d`Etat izany , na ireo tsy nandray vola fa nitazam-potsiny ) ka azo lazaina fa niray petsapetsa taminy .

2)-Nohon`ny fitiavana tombo-tsoa manokana ( vola , kiantranoantrano ara-pihaviana , ara-pirazanana ..sns ) , lasa nanao politika koa ny Tafika ( CAPSAT) ary tsy voahajany intsony ny NEUTRALITE-ny , tsy voahaja ny Hierarchie , ny unité de l`armée izay tena saropady tokoa .

3)-Ny fanohanan`ny CAPSAT an`i TGV no mahatonga azy mihevitra fa intouchable ka izay impression de force izay no tsy mamela azy hanao concession amin`izay dinika hifanaovana amin`izao fotoana izao . Voatery mitady lalana hivoahana samirery izy kanefa tsy tafa hatreto rehefa tsy concensus .

4)-Ny CAPSAT dia tsy hanaiky mihitsy ny concensus misy Ra8 satria matahotra sao hiverenan`ny dakam-boriky ( fa tsy hoe tsy tian`ny vahoaka intsony ny fiverenan-dRa8 araky ny voalaza ombieny ombieny ) .

Ireo zavatra ireo dia midika fa mbola hitarazoka ity raharaha ity , ary ny dikan`izany dia hihasimba ny economie ary mitombina ireo vinavina hiakaran`ny vidim-piainana ambony be hatrany . Ny fanontaniana mipetraka dia ny hoe \" Hatramin`ny oviana ary amin`ny fomba ahoana no hahafahana manery an`i TGV hiditra amin`izay concensus izay ? Andrasana efa ho simba be ve ny Firenena vao hisy fanapahan-kevitra ? Avy amin`ireo ampahany ao amin`ny TAFIKA izay tonga saina ? Sa hiandry ny civil sy ny Reserviste handray basy ka hiroso amin`ny Guerre civile vao ho tonga saina ? Tsy maintsy ho izay manko no hiafaran`ity rehefa tsy misy vahaolana !





25. andrywui ( 27/05/2009 13:57)
hoy reeves

Amiko aloha dia avy ao amin`ny TAFIKA ( TSY NY CAPSAT fotsiny fa tena ny TAFIKA MANONTOLO mihitsy) NO TENA IPETRAHAN`NY FANANKIANAKO MIVAIVAY noho ireto antony ireto :

1)-Raha nisy ny disadisa dia tsy nahay nipetraka ho elanelam-panahy ho MPANDAMINA NY MPIFANANDRINA NY TAFIKA ( izany hoe tsy nomba ny tatsy sy ny taroa ) fa nitongilana tany amin`ny TGV . ( Na ireo nandray volabe ka nanao ny Coup d`Etat izany , na ireo tsy nandray vola fa nitazam-potsiny ) ka azo lazaina fa niray petsapetsa taminy .


manao resaka miaramila sy tafika reeves !! izao no tena fandehan'io reeves !

--Tsy miteny ny capsat na ny RFI na Bani na bana sns ....aho fa izy rehetra mitambatra no lazaiko !
- 1°---fantatry reves moa fa promotion iray daholo ny miaramila ? raha nanagadra fahatany an'io gradés bedebe ireo anie ravalo ka tsy niteny ry zalahy de tadidio fa olona niaraka hatramzay ireo fa ravalo no vao tonga teo en plus civil ! rankinnnn voalo iny
--2e--- nanainnn ny karaman'ny miaramila na efa nagataka fotoana ela aza no tsy nohetsehina mihitsy fa an'ny polisy nakarina 1.200.000fmg ny ambany indrindra ?? mbola fanambaniana ny tafika hita maso koa izay !!
ankoatra ireo ny teny anavona sy vavabe atao amin'ny tafika rehefa miditra any izy (ravalo)
-mbola marobe ny azo lazaina fa ireo aloha
26. KALACK ( 27/05/2009 15:29)
Mbola tsy androany fa afaka 2herinandro raha be indrindra ,
ny vary no efa nahatonga iray sambo fa ny PPN mbola miandry kely fa aza mitsaho aloha
27. fijo ( 27/05/2009 20:28)
naritsimba an,mba adala fitia zavatra kosa izao andriamanitra izao,raha ny capsat no tiany ko.tena marina e.aleoko devoly rah aizany.any misy tsaky lava
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2458