Tena nitombona ary tena marina kay io ee

1. Noue ( 26/05/2009 09:48)
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4a1ac22f7fa40

kay tena i charles ilay voatifitra saika nangalatra vary iny ee ! dia zao mangataka evacuation ho aty frantsa zao satria tsy maintsy emputéna ny tananany no voatifitra koa ny hilany havia ! (mampatsiaro ahy olay bandikely maty notifiriny dia lavaka be ny tanany)

hoy manko ny voalaza oe gaga dia gaga ny vahoaka fa toa tsy heno intsony sy tsy hita intsony io charles io ? kay lery any @ hopital !

dia mba namangy azy teny @ hopital ve hono i rondefo sy tgv ?

:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D

milamina kosa aloha ny olona depuis io voatifitra iny eee ! iza no manaraka ? ramaroson ? io aloha dia any @ fitsarana satria nangalatra fiara 4x4 eee ! mivaly androany ny didim-pitsarana ?
novalian'i fijo ny 27/05/2009 21:07
2. xxx ( 26/05/2009 09:52)
wa wa wa wa wo wo wo wo !!


rouuuutsoookouuuu ! ouh !ouh! ouh! ouh!

wo wo wo wo !!

wa wa wa ! wo wo wo
3. xxx ( 26/05/2009 09:53)
wou wou wou !! wouuuuuu !! wou wo wo

WO WO WO


WA WA WA WA

WOU WOU
4. Noue ( 26/05/2009 09:53)
=)) =)) =)) =)) =)) =))
5. essera ( 26/05/2009 09:59)
Mba asio sary, tsy maninona na monter-na aza fa mba te hahita mits koa aako.
Hay ve ilay dinika tetsy ambany no nasiana rojo d niverina eto ambony.
6. xxx ( 26/05/2009 10:01)
WOU WAOUH WAOUH WAOUH


wow wo wo w

wa wa wa ! mpametaka afisy wo wo wo
7. xxx ( 26/05/2009 10:14)
Aiza ry Noue hahamarina an'izany a, olona MAFY BE iny ve dia ho voa izany fa misy mampiesona indray nareo , sady fohy loatra ilay fanjakany raha rava sahady klé :-D :-D :-D
8. stanyh ( 26/05/2009 10:52)
Enganie mba tena ho marina,mbola ho aiza nefa ny hanjo azy,aleo alou ijaly2 ao d avy eo tsindromina @ rano fa tsy mendrika ampidarana fanafody ny vatan reny tsy mataho-tody reny. :twisted: =D>
9. nalison ( 26/05/2009 11:22)
tehaka hoan'ny ilay nahavoa azy.
nilaza izy ireo fa ny miaramila aleo hanao ny asany.mazava izany fa nanao ny asany ny miaramila nanakana mpangalatra .
mbola misy mpangalatra iray tsy azo any dia ilaybandy sola2 misolomaso mainty iny.
10. xxx ( 26/05/2009 12:14)
Ny fahamarinany aloha tsy haiko , fa raha tena izay tokoa dia tokony hisaotra an`Andriamanitra ileiry satria mafimafy noho ireny ny zavatra ahiana mety hiandry azy indrindra indrindra fa raha tratran`ny bandy mandehandeha tsy mitondra basy leiry . Azo inoana fa mbola miondana kalach ileiry ao amin`ny hopitaly ary arahi-maso fatratra satria itony karazan`olona itony ilay nanao ratsy ka mahina lava sao tokoa mantsy dia voatsindrona rano mangatsiaka. De toute façon , ny tsolotra azony be dia be , ampy hi-evaquer-na azy any Lafrantsa tsara ,sinon ampidirina am`izay meilleur hopital any aux frais des contribuables malagasy !!!! Zao lay hoe mitsabo Jiolahy zany !
11. Oay ( 26/05/2009 12:54)
nalison:


tehaka hoan\'ny ilay nahavoa azy.
nilaza izy ireo fa ny miaramila aleo hanao ny asany.mazava izany fa nanao ny asany ny miaramila nanakana mpangalatra .
mbola misy mpangalatra iray tsy azo any dia ilaybandy sola2 misolomaso mainty iny.



_Ka raha efa vita ny @ Cdt Charles,
_d raha izy irery ihany no tena afaka manao ireny asa ireny,
>>>D inn no andrasana ny TIM tsy hiverenana etsy Ambohijatovo!
>>>D inn no andrasan\'i Ravalomanana fa tsy tonga d miverina!
Mba azavao hoe?

_D raha tsaho indray ity mahazo an\'i Cdt Charles ity d inn ny antony anaovana anazy?


12. halloween ( 26/05/2009 13:24)
_Ka raha efa vita ny @ Cdt Charles,
_d raha izy irery ihany no tena afaka manao ireny asa ireny,
>>>D inn no andrasana ny TIM tsy hiverenana etsy Ambohijatovo!
>>>D inn no andrasan'i Ravalomanana fa tsy tonga d miverina!
Mba azavao hoe?


Raha sanatria ka vita ny amin'ny rahalahy Charles de izaho no hisolo azy any M/car !! taranaka miaramila zahay ka nanaraka ny dian-drainay !! donc raha resaka charles2 no blem de ahita ny pire noho izy nareo !!
--tsy misy HAT rava zany eo !
--Tsy misy Ravalo tafiditra eto M/car zany eo !!

tsy ze zavatra soratako ao amin'ny acceuil_ko ao akory de marina daholo ! ary tsy zay sary avoakan'i andrywui ao de ho izaho io zay!!


-tsy zay soratako sy avoakako de ekena fa izay lazaiko no ekeo !!

Afaka ny manolo an'i Charles any mihitsy aho raha zay no olana ka mitombona io resaka io! ha ha ha ha !!
--ataoko tsisy TIM sahy mivoaka eny amin'ny arabe zany tsony !
-ny Magro ho nofy ny Amboja ho nofy sisa !! kalack no miasa isaky ny phrase iray !
- anay ny tanana e !! ha ha ha !!

kalaky isaky ny phrase iray ee !! zay mihitsy !!


tsy mahatoky ve ?


13. Noue ( 26/05/2009 16:38)
Oay:

_Ka raha efa vita ny @ Cdt Charles,
_d raha izy irery ihany no tena afaka manao ireny asa ireny,
>>>D inn no andrasana ny TIM tsy hiverenana etsy Ambohijatovo!
>>>D inn no andrasan\'i Ravalomanana fa tsy tonga d miverina!
Mba azavao hoe?

_D raha tsaho indray ity mahazo an\'i Cdt Charles ity d inn ny antony anaovana anazy?
io aloha dia tsy tsaho fa tena marina ee! sa nafenin'i Oay any @ oay any lery dia iny fa nanjavona tampoka teo ??
d raha izy irery ihany no tena afaka manao ireny asa ireny,D inn no andrasana ny TIM tsy hiverenana etsy Ambohijatovo!
>>>D inn no andrasan\'i Ravalomanana fa tsy tonga d miverina!
satria mbola manana fahendrena ny olona eee! fa nga moa i charles irery ihany no nanao an'ireny?? fa dia iny aloha no voa dia zay ny azy !! de toute façon, chaque chose a son temps eee !!!


14. xxx ( 26/05/2009 21:02)
hoy stanyh


Enganie mba tena ho marina,mbola ho aiza nefa ny hanjo azy,aleo alou ijaly2 ao d avy eo tsindromina @ rano fa tsy mendrika ampidarana fanafody ny vatan reny tsy mataho-tody reny. >



=D> =D> =D> =D>
15. fijo ( 27/05/2009 21:07)
maninona tokoa rah atsy mitroatra ny olona rehefa tsy eo intsony i sarlakely e??????????????????????????????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0813