Hanipy baolina i Andry TGV

1. rabaradaka ( 26/05/2009 07:16)
Tsy zakako intsony ity, hoy i Andry TGV fa i Monja sy Ratsirahonana no mbola manery ahy hijanona eto. Midika izay teny izany fa ho rava ity resaka HAT ity
novalian'i fijo ny 27/05/2009 20:43
2. benkintana ( 26/05/2009 07:21)
AMPIRITIKO @ ZAY FA TADY HAKA SAPHIR DE MIPITSIKA HONO ?KLE ? ZAY VAO FIN :twisted: :twisted:
3. xxx ( 26/05/2009 07:25)
Farano @ zay io fa tena mikorosy ny firenena
4. essera ( 26/05/2009 08:07)
zay ndray lisany a !!! Maninona les ra mitsotra wé mba omeo seza fa io ange le sady mati-kambo no am-po taralila. Aza manao fanahin-jaza les e.
5. xxx ( 26/05/2009 09:38)
cyril anao aza be vava anao fa anao bbt...n'omby anao sokryl zany tsisy dikany manaboaka maloto foana
6. xxx ( 26/05/2009 11:48)
Aleo atsipiny any dia i Monja indray ny prezidà nareo
7. 08051972 ( 26/05/2009 12:10)
AFAKA miditra izay manambola ! Mila sôs 'zao ny firenena ka alfao ny candidature nareo e! =D> =D> =D> =D>
8. reeves ( 26/05/2009 12:51)
Matoa mbola tsy manipy izy hatreto dia midika izany fa manome vola an-tsokosoko i LaFrantsa any ambadimbadika any , mody atao sous forme aide humanitaire na dia miseho manameloka ampahibemaso aza satria tsy maintsy menatra manoloana ny Communauté Internationale . Etsy andanin`izany , Izy koa no efa niteny hoe \"Hena mby an-tanan-tsaka \" ny fitondràna ka tsy mino aho fa hanipy an`izany izy . Ny tokony hatao angamba dia ny mijery ny fiavian`ny vola ampiasain`ity HAT ty ary mamaky bantsilana izany raha toa ka avy amin`i Lafrantsa tokoa izany . Hitako hoe mila mafimafy ny Pression avy amin`ny ara-dalàna fa tsy ampy intsony ilay mivory eo amin`ny MAGRO isan`andro , satria na ny mpitolona aza mety ho kivikivy rehefa tsy hita loatra ny fandrosony . Mazava ho azy , maro be no te ho eny saingy ny asa aloha no ambony satria mafimafy ihany koa ireny nanarina ny 6 mois Greve generale tamin`ny 2002 ireny ka izay no mbola mampisalasala ny olona . Araka ny hevitro , tokony manao FANAZAVAN-KEVITRA MIKASIKA NY LALANA HO ARAHINA SY NY DINGANA HO ATAO ( HEVITRA TENA MAFONJA TSARA ) hivoahana amin`izao Krizy izao Ra8 sy ny namany rehetra mba ho hitan`ny vahoaka tsara fa tsy mandany andro izy akory raha mankeny . Zava-dehibe manko ny Communication ary izay no anisan`ny lesoka tamin`ny Fitondrana Ra8 teo aloha , etsy andaniny ny radio mikatona avokoa nefa mila ampaherezina ireo mpitolona .
9. xxx ( 26/05/2009 20:26)
hoy reeves

LaFrantsa any ambadimbadika any , mody atao sous forme aide humanitaire na dia miseho manameloka ampahibemaso aza satria tsy maintsy menatra manoloana ny Communauté Internationale
.

Efa voadagan'i Gabon sy Gonco ny total de mitonatonana any Nigeria sy Madakasikara zao sisa tsy havototra

Ny tokony hatao angamba dia ny mijery ny fiavian`ny vola ampiasain`ity HAT ty ary mamaky bantsilana izany raha toa ka avy amin`i Lafrantsa tokoa izany .


izy ve de sahy anangana mpanadihady hanakana ny halatra hataony

mikatona avokoa nefa mila ampaherezina ireo mpitolona .


zao no miseho t@ totalitarisme reny,fanjakan'olon-tokana,tsy mahazaka tsikera
10. fijo ( 27/05/2009 20:43)
ny vokabulera HAT anie tena hafa mihints e.
filaminana amininy midika basy sy halatra eran'ny tanana
fahamarinana aminy midika lainga sy fanetsemana vava
fahalalahana aminy midika fanakatonana ny gazety rehetra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1251