nihataka am fifampidinihan i deba sy ravalo,disqualifié zan
1. halloween
(
25/05/2009 13:27)
Rehaf mihataka de mihatak e! donk diskal tanterak zan ry lerony ! vita ny aminy ! ny toro hevitra ho anareo TIM de izao : aza maty ankazo tokana amze olona tsy hipody tsony hianareo fa mitadiava solony !! mbola eo i Yves Aimée ,randrianatoandro ,yvan ,hajanirina sy ny sisa ! satria efa izy tenany mihitsy no hilaza ato ho ato fa tsy hanao politika tsony fa hiverina eto M/car fotsiny hanao bizana !! asainy manohana ny fiverenany sy hiaro azy aminireo vola be nopehany izy de hianareo no asainy alefa sorona hotifirina hiaro azy eo nefa izy tsy hanao politika sy hilatsaka tsony !!!
-zay anie no ataoko oe nareo TIM reto de badra odra be tsisy saina mihitsy na kely aza e !! faty entin'alina ka tsy fantany ze hitondrana azy !! fa de bonaika be manohana fahatany eo !!
mba alefaso kely ihany ny saina fa hianareo ho voatifitifitra , izy tafiditra eto M/car hanao bizana pierre precieuse !! nareo mandevina havana sy handevina tena ! izy manao chateau be misy gardes du corps bedebe !! mba mitaraina any nareo oe nisy havanay maty anie tamlé anao niditra amboletra teto M/car iny ! aliaka ndray no amporisihany anareo !!
--ka mba ovao ihany le saina fanatika ozy bazylou zay !! fa defa manaotao foan ee!!
-- raha TIM zany anie de zahay zao no tena fanatika sy mpanohana sy zanaka tim 100% tebna hiringiriny ee!! fa rehefa hita oe veta be lery sady tsy mampandroso fa fopla de mba mihataka !!! TAPITRA
....hay mo andrywui no mpiteny anzay!!

novalian'i xxx ny 26/05/2009 09:28
2. andrywui
(
25/05/2009 13:39)
ny toro hevitra ho anareo TIM de izao : aza maty ankazo tokana amze olona tsy hipody tsony hianareo fa mitadiava solony !! mbola eo i Yves Aimée ,randrianatoandro ,yvan ,hajanirina sy ny sisa !
3. xxx
(
25/05/2009 15:17)
Ary sao ary Andrywui manana rancune particulière @ -ndra 8 matoa tena mankahala azy ohatr' izao .Lazao ny marina ra wui wui ô ! tantarao ny olona ny marina momba ny tsy fitiavanao azy.Sa anisan' ny nikandrana an' i Sarah koa i ra Andrywui taloha dia tsy nahazo azy fa tsy navelan' ny rainy ? :idea: :idea:
4. 08051972
(
25/05/2009 15:28)
KA SAHIA ANDEHA HIARADIA ...,TIAKO I MADAGSIKARA (l) (l) (l) (l) (l)
5. bazylou
(
25/05/2009 15:28)
soavaly be lohalika sy hors piste ve letsy dia handeha ho aiza!! izy azaz tsyeo ambony piste akory!!! le course anefa any mada no atao ry lerony aty france sy RSA hono no hifandramatra!! tsy poinsa e;; tsar aho azy koa ny mijanoana any!! :-D :-D :-D
6. andrywui
(
25/05/2009 16:20)
za ndray letsy bazylou maniry ny hiverenany eto M/car amzay hisy ampisotroina pp y ao amin capsat a!! atao otran rasendrahasina e ! misotro iny vao migadona eto M/car fa tena mikozy zahay zay !!!
-aleo letsy izy hiditra eto fa izaho mihitsy no mitarika ny miaramilan'ny RFI na BANI , na CAPSAT na ny G-6 na ny SCAC na ny BAG mitady azy !! ha h ha !! aleo aloha hazava manomboka izao fa miaramila ny bandy e !! ha ha ha !! tsy nidezerta fa mba makamaka kely !! ha ha ha! ary mbola hiverina miaramila !!

8. essera
(
26/05/2009 06:29)
Jereon'lisany refaveo ny handikan'ny tim vilana an'io fa hoe :
NAHATAKA TAMIN'NY FIFAMPIDINIHANA.
Efa zatra nitondra sy nisalobok'homana zan zareo d tiany handeha sens unique foana ny dinika. Sens unique am faveur zareo io. Aiza ve koa avereno eo ambony seza eo Dadanay. hi hi hiiiiiiiiii

9. xxx
(
26/05/2009 06:59)
Diso be ianao ndrematoa
TIM mitaky ny face à face fa ny fozaorana mifendro
TIM mitaky ny face à face fa ny fozaorana mifendro