ambasady gasy paris
21. 08051972
(
25/05/2009 17:30)
Sôsy be ngé no azo @ zany ambasadera zany e! Ny ankabeazantsika Gasy aty Europa ngà manana la bonne na femme de menage zany? Ry zareo manana hatr@ chauffeur sy jardiner ...Pas belle la vie? :?: :-D :-D :-D
22. Noue
(
25/05/2009 18:34)
sali ifiona :-* :-* :-* tsy taitra @ zany akia izaho aa ! :-D :-D :-D himehezako fotsiny :-D :-D :-D sa ahoana ozy ndry ?? :-D :-D :-D
23. xxx
(
25/05/2009 23:30)
Iny ramatoa iny anie olona mandoto rano tao fotsiny ,ampy azy tsara zay mivadibadika ,miavonavona ,mpanalika olona ,aleo hinana any
24. xxx
(
26/05/2009 08:09)
bazylou:
tsy any amin'ny rinah rakotobleu no baolina fa le gtt re ry tsy mahazo resaka isany a!!!
vive tgv!! :-D :-D :-D
Mety ilay polisy frantsay aza no tena vendrana Rabazy e, ataony inona foana ary passeport vert sy ordre de mission nefa efa hoe tsy misy fa nommée @ izao fotsiny i Rinah .. marina tsy mba loza koa ireo polisy ireo an ! Raha tratran'ny Capsat ireo mahamay mihintsy
:-D :-D :-D :-D
