Ny hadisoan'i TGV!

1. ronaldo09 ( 25/05/2009 10:34)
Tsy hoe akory TGV ny tena ka ny zavatra rehetra ataon'i Andry dia ho tehafina avokoa! Marina fa nahomby ny tolona natao ary ny fahombiazan'ny tolona dia tsy i Andry irery fa taon'ny dian-tanan'i Amiraly na dia tsy teto an-toerana aza izy!
Rehefa tafapetraka teo amin'ny toerany anefa i Andry toa olona niaraka tamin-dRavalo indray no nametrahany fitokisana fa tsy nojereny ireo nahatonga azy teo amin'ny toerany fa nanao zavatra hafa indray izy ,i Monja Roindefo na dia avy any Toliara aza tsy dia tian'ny olona any fa dia ekena fotsiny sitrany ahay mba avy any ny PM ,io anefa toa itokisany loatra nefa tsy hita ny adiny hatramizao!
I Ratsirahonana izay zatra mijapy indray no toa mitondra ny baolina amizao fotoana izao nefa ange io rangahy io zay rehetra teo naonganytoa an-dry Zafy ,Ratsiraka,ravalo dia io indray izy fa manadala an'izandrikely!
Eo koa ny tsy fanesorana ireo olon-dRavalomanana rehetra avy any ifotony toy ny Maires rehetra , ireo diplomaty nahatonga fitorahana lafarinina an'i Mialy Rajoelina zany hoe ireo rehetra izay napetraky Ravalo dia tokony ho dakana fa mamparary maso ny mijery azy ireo !!!
Manohitra an-dRavalo ny tenanay ary tsy mila ny fiverenany fa kosa mba manoro hevitra an'izandrikely satria nisy dian-tananay ny niakarany teo !
novalian'i xxx ny 25/05/2009 23:08
2. xxx ( 25/05/2009 11:31)
marina ny an'elahy ronaldo fa aza mifidy azy amin'ny fifidianana,milatsaha aza be taimbavava eo dia ho jerenana raha maharesy an'i roindefo nahazo 21voix :-D :-D :-D
3. penguin ( 25/05/2009 11:41)
"Train à grande Vitesse" lasa tgve,drana no dikany aty Madakasikara. Raha tsy lany olona favy dia soloy ny favy ny tsy alehany. Akoatra izay tsy izy
4. andrywui ( 25/05/2009 11:50)
hoy penguin !


Akoatra izay tsy izy


marina ny tenin'i penguin fa ny ankoatra ny TGV de tsy izy !!
--tena vitsy aloha ny olona mahatsapa ny fahadisoany toa andry penguin reto ee!! hitany tsara ny tsy mety sy ny fananana espoir tsony aminle antoko TIM de niova izy !! raisinay izy e !! satria kou zay mitambatra vato !! hany penguin oo ! :-* :-* :-* :-* :-* ha ha ha
5. patrick2002 ( 25/05/2009 11:59)
ka ilay fitondrana anie ka tetezamita eh! miaraka mita ,Transition io ,izany hoe tokony ho ao daholo ny ankolafi-kery rehetra ,izany no mahatonga ny communauté international milaza fa tsy izy io transition io ,satria tsy ao ny TIM.
Fa raha fitondrana lanim-bahoaka io dia tokony izay ekipany Andry ihany no mijanona eo ,ny ekipan`ny Andry dia ireo pro-ravalo ,izay nisitaka taminy fa tsy nety ny didy jadona sy ny monopole nataon`ny Ravalo ,aza hadino fa i Andry ,sy i Ravalo anie ka partenaire d`affaire hatramin`izay fa nalainy Ravalo ny bizna an`i Andry dia izay no nahatonga ny conflit ,izany hoe i Andry pro Ravalo t@ 2002.
6. Noue ( 25/05/2009 12:26)
patrick2002:
ka ilay fitondrana anie ka tetezamita eh! miaraka mita ,Transition io ,izany hoe tokony ho ao daholo ny ankolafi-kery rehetra ,



=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) fa iza no heverin'i patrick hiaraka mita @ inona ao??? aza manofy atoandro eee :-D :-D :-D :-D :-D :-D
7. halloween ( 25/05/2009 12:29)
hoy noue
fa iza no heverin'i patrick hiaraka mita @ inona ao??? aza manofy atoandro eee


Noue rehefa miampita de tsy maintsy tantanin'i patrick eo ambony tetezana sao voadonan'ny bibil eo !!
ha ha ha !!!
8. Noue ( 25/05/2009 12:33)
loin de là !!!! aleo izy hitanty ny hadisoan'ny tgv fa tsy izaho mahintsiny ! satria tsy mandaitra io tetezana io :-D :-D :-D :-D :-D
9. patrick2002 ( 25/05/2009 12:36)
Noue:

patrick2002:
ka ilay fitondrana anie ka tetezamita eh! miaraka mita ,Transition io ,izany hoe tokony ho ao daholo ny ankolafi-kery rehetra ,



=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) fa iza no heverin'i patrick hiaraka mita @ inona ao??? aza manofy atoandro eee :-D :-D :-D :-D :-D :-D



ka mbola mitady hanao monopole angaha ,efa lasa izay ,ary tsy hisy intsony :p :p
Ary mpbola hadisoana faharoan`i Ravalo ,dia tsy nanana hevitra ity antoko TIM ity fa culte de personalité no nanjaka tao ,hany ka tsy misy releve ,satro-bory angamba .
10. bogoskel2009 ( 25/05/2009 14:15)
zany lty refa dondrona.kapila no hainreny mikosika.de ty ndray nense.
mitapy ialahy ry ronaldo a.jeren la refa kelikely eo fa handady ny zandrikelin'lah.zao, toroy hevitra ny zandrikelinl'lah ,avelao dada hilatsaka ra sah lery de hita eo hoe feom-bahoaka tokoa ve tolon'lisany.Nenla ary ratsilavaka (ay moa ratsivalaka) vao nilaharan'ny legalista de efa rano tain lisany.Kitiho reo olom-boafidy rehetra ren rah sah koa nareo e.adala zan vahoaka nandatsa-bato hoan'ireny.sur.
11. xxx ( 25/05/2009 23:08)
Iza koa no hiampita tetezana mankany an-kady eo ,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0895