tsy hita intsony i Noue sy yuka

1. xxx ( 24/05/2009 21:23)
fa nankaiza i noue sy yuka sa naolan i sarla sy ny hat
sa kosa i ra wqiwi be pips no nanolana ireo zanakolona ireo

ombay mitady re
oo
omeo mesazy ze mahalala azy
oo


répondu par xxx le 25/05/2009 22:40
2. xxx ( 24/05/2009 22:57)
K a raha resaka fanaon'i andrywui sy rakaroka ary ndaty reny ve no eto raha tsy xxx daholo no mpisera tsy mahazaka tevateva hotran'ireny,
merci lesy xxx a ;-) ;-)
3. xxx ( 24/05/2009 23:19)
Avohay i Noue sy Yuka é ! Tsy mifandanja ny dinika raha tsy eo iry roa vavy kely!! :oops:
4. xxx ( 25/05/2009 01:39)
i nous tratran'ny capsaty nametraka afisy teny anosy manaratsy an'i HAT
i yuka ihany ihany no ihanta le vadina colonel nosamborin'ny capsat niaraka an'i manadafy
5. Oay ( 25/05/2009 06:14)
Tonga indray ny Alatsinainy rehefa lasa ny ASABOTSY sy Alahady!
D mandalo eto @ serasera d mahita fa misy filazana olona very eto kanefa nisaraka teto t@ Alarobia tsy nisy vaovao hafahafa hafa tsy ilay hoe:"KOMBAKA BE ao @ ambassady" ka mipetraka ny fanontaniana manao hoe d ho sanatria tokoa ve fa mpiasan'ny ambassady i Noue ka noraofin'ny be sandry? sady ilay vaovao momba an'iny koa tsy nisy nanohy tsy fantatra hoe ahoana ny nihafarany!
Enga anie mba holasa naka vokansy i Noue satria lavalava ilay week-end fa mbola hiverina eo ihany izy!
Fa raha sanatria moa ka niharan'ny aza mahavoa ana izy d tsy mety kosa raha d holasan'ny HAT daholo ny toerana rehetra satria ny toeran'i dada efa nalaindry zalahy d mbola alaina koa ve ny toeran'ny ankizy, SAO D TSY RAINY é!
6. ravalotgv ( 25/05/2009 09:23)
ny toeran i hery aza efa ho alain i wiwi ko
sniff
tcroufff


:@ :@ :@ :@
7. xxx ( 25/05/2009 09:49)
ato ihany fa mbola miandry afisy ho apetaka ehh!!
8. yuka ( 25/05/2009 10:01)
asio fifanajana rehefa miresaka dia miverina izahay e!
vero notangenampody ny aty e!
tsy folaka fa nandefitra :D :D :D
9. Noue ( 25/05/2009 10:03)
yuka:
asio fifanajana rehefa miresaka dia miverina izahay e!
ekena à 100%


:-* :-* :-*
10. halloween ( 25/05/2009 12:32)
i nous tratran'ny capsaty nametraka afisy teny anosy manaratsy an'i HAT
i yuka ihany ihany no ihanta le vadina colonel nosamborin'ny capsat niaraka an'i manadafy


ha ha ha ha !!!
11. xxx ( 25/05/2009 22:40)
Kay i andrywui io be taraina lava any @ Rahery any anaovan'i xxx azy :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0074