Aza mitady vola maizina zany ndrematoa Andry
1. benkintana
(
23/05/2009 23:03)
Misy resaka intercepter-ny satelitanay fa mifandray @ sy mitady vola maizina ianareo ka dia mampitandrina izahay fa tsy madio io vola io fa ianareo no mety voafandrika ao
répondu par xxx le 24/05/2009 19:33
2. xxx
(
23/05/2009 23:14)
K a latsaka an-katerena ry zalahy de mihinana zay afahan'olona azy , mampalahelo le fitiavan-tseza :roll: :roll: :roll: :roll:
3. captation
(
24/05/2009 00:17)
ny fotodresaka amin'ity fitadiavambola ity dia tsotra e:
-milaza ny firenendehibe fa hiala tsy hamatsy vola an'i Madagasikara
-ny firenena arabo maro amizao efa mba be vola mitovy2 aminy volany ireo eorpeanina sy amerikana ieo
-vao nahare an'izay ary ny arabo dia tonga dia vonona be haka ny toerana malalaka be navelany eoropeanina sy amerikanina eto Madagasikara
-May ny endimboanjony eoropeanina sy amerikanina fa sao dia lasany arabo ilay tsena malagasy
-Ao ambadika ao dia aleo manampy an'i dago ihany; fa ety ivelany mody hoe Tsia
Mitaribato vilambava fa sao dia very vilia fihinanana
Aminy fomba ahoana moa no hanekeny eoropeanina sy amerikanina ny hoe arabo indray no hitatatra ny harena malagasy efa nomatimatesany ? indrindra fa ny resaka fitrandrahana harena ankibony tany; mampalaza any dago?
Resaka mbola hitohy .... Wait & See

4. xxx
(
24/05/2009 01:11)
Ka raha tena faizina anie io de ro foana le blem ,ny mpitondra mibolangina ihany fa ny vahoaka no masaka,zay io le fanampiana an-kolaka io sady le fika de le contrat en retour hé hé hé
Endasin'i bekitana ao lisana moa
Endasin'i bekitana ao lisana moa
5. endrika01
(
24/05/2009 08:01)
captation:
ny fotodresaka amin'ity fitadiavambola ity dia tsotra e:
-milaza ny firenendehibe fa hiala tsy hamatsy vola an'i Madagasikara
-ny firenena arabo maro amizao efa mba be vola mitovy2 aminy volany ireo eorpeanina sy amerikana ieo
-vao nahare an'izay ary ny arabo dia tonga dia vonona be haka ny toerana malalaka be navelany eoropeanina sy amerikanina eto Madagasikara
-May ny endimboanjony eoropeanina sy amerikanina fa sao dia lasany arabo ilay tsena malagasy
-Ao ambadika ao dia aleo manampy an'i dago ihany; fa ety ivelany mody hoe Tsia
Mitaribato vilambava fa sao dia very vilia fihinanana
Aminy fomba ahoana moa no hanekeny eoropeanina sy amerikanina ny hoe arabo indray no hitatatra ny harena malagasy efa nomatimatesany ? indrindra fa ny resaka fitrandrahana harena ankibony tany; mampalaza any dago?
Resaka mbola hitohy .... Wait & See
Mila mpitondra mailo sy tsy matoritory, fa mandady ny trambo.
Ajanony ny ady an-trano,fa zay no tsy ahitanareo vahaolana mahomby,
indrindra fa we ao le RAHA ,andao lety zalahy anjakana doly ze azontsika anjakana ao Madagascar ao fa le Gasy kely mpiady an-trano reo,ovaintsika ny toen-tsainy mba hanjaka ao ny ady civil,de tonga de aty an-tanantsika ny bizna, manaova koa bizna miaraka aminy Arabo eo,raha te ho zerainy ny Baomba eo.
Ny fahalalany hafa fa misy Petrole ao Dago,dia hiazakazaka izy menakavy ,hamatsy vola,hiorom-ponenana,ny sasany moa mody mba we,touriste e,touriste,nefa rongoiny hatrany aby ny fianakam's ny, ary hisy KERE be ao Dago ao afaka 2taona raha ela indrindra! mediva an-trano ao ihany ,manao zaza saina ao doly,ampanjakao ihany ny fitiavan-tena,fa ho voazanaka fanindroany no iafarany Madagascar!
6. Mirananirina
(
24/05/2009 08:32)
mitady vola maizina ianareo ka dia mampitandrina izahay fa tsy madio io vola io fa ianareo no mety voafandrika ao
Aiza kosa ary izy no hahita vola hilatsaka avy any andanitra?Tsy maintsy maizimaizina ihany e?
7. ravalotgv
(
24/05/2009 10:02)
alaivo rangaha aloha le vola de sasana amin ny savony de avy eo pasohina tsy hadio ve iny ny farany de hividianana forceone hafa fa ny andra8 hamidy aa
sady amin ny forceone vaovao misy ahafahana mihaninkazo
sniff
tcrouff
:@ :@ :@ :@ :@ :@
sady amin ny forceone vaovao misy ahafahana mihaninkazo
sniff
tcrouff
:@ :@ :@ :@ :@ :@
8. xxx
(
24/05/2009 10:51)
Nahazo force III tany @ Khadaffi i Andry tgv ,mbola jojopila ,de nahazo porte avion tany Dakar,dé dé dé nahazo bateau de croisière tany Maroc
Tsara kosa le kobaka am-bava :-D :-D :-D
Efa voasasa marina ve le vola r8tgv
Tsara kosa le kobaka am-bava :-D :-D :-D
Efa voasasa marina ve le vola r8tgv
9. 08051972
(
24/05/2009 13:51)
:-D Ka :-D :-D :-D :-D Misainjaza nareo reto an! Izao ry reto no hevitro a! Adao aloha isika Malagasy rehetra hiray hevitra hoe "Tsy an'i Ra8Na an'i TVG" i Madagasikara fa atsika Malagasy! Ary tsy Aoka isika hangataka ny Deputé nofidiantsika mba haneho ny Maha solombavambahoak'azy ireo! Fa rehefa terntsika ireo mahay manery ny mpitondra fanjakana fôna satria mifampiankina ny ain'ireo: Filohampirenena azon'ny deputé soloina ary ny deputé azon'ny vahoaka soloina. @ zay tsika sady tandalana eran-tany no tsy ampiadian'i Andry sy Ra8 intsony! ;-) ;-) (l) (l) :idea:
10. xxx
(
24/05/2009 19:33)
Tohanako tanteraka ny hoe " andao isika sady tsy ho andRavalo no tsy ho an'i Andry. Samy avela hilahatra irery eny @ kianja 13 Mai na Ambohijatovo. Ho aiza toko mo ireo raha samy ilaozan'ny vahoaka. Isika vahoaka koa ange no tsy tonga saina é . Ry zareo anefa efa manana ny lova ho anjanany fa isika no lany andro..