Fotoana mamy !

1. Stretch ( 23/05/2009 17:23)
http://www.youtube.com/watch?v=QQBkv3DsMCk


http://www.youtube.com/watch?v=2qbocMWzB7o



Tena mamy tena mamy retsy ny fotoana niharahana , dia faly mizara amin'ny namana serasera =D> =D> =D>
novalian'i Angie ny 07/06/2009 16:26
2. cyril ( 23/05/2009 22:31)
teny kely teny tsotra hoa !
eny aza manadino oooo :-*
3. Mirananirina ( 24/05/2009 08:57)
=D> =D> =D> misaotra e
4. xxx ( 28/05/2009 11:09)
1. Mpandefa : cyril [ Valio ] 24-05-2009 00:31:56
Lohateny : Re : Fotoana mamy !
teny kely teny tsotra hoa !
eny aza manadino oooo



pppffffff !
5. sitlo ( 31/05/2009 16:27)
Merci ndry!

Efa mitady ahavoa an'ahy mihitsy izy io. :wink:
6. Stretch ( 06/06/2009 15:04)
tsy mbola mahavoa lesy fa mba fety tao antsekoliiiiy,

misy fôna ny fotoana . . . .
mba tohizo we , Raimbla angamba zany ! :�)
7. sitlo ( 07/06/2009 14:32)
ny iray kilasy no miredona hoe
mankanesa se
eny amin'ny solitikabe e e e e
8. Angie ( 07/06/2009 16:26)
bravo be fa hay tena mahay be daholo nareo fa manafin-talenta an
mba mahafaly ery mahita ny malagasy mahay mihira be ohatr'izao mba entina hampirisihina ny ankizy saro-kenatra koa.
:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3998