nahita an'ity aho

1. bazylou ( 22/05/2009 23:26)
http://vivetgv.centerblog.net/
novalian'i xxx ny 23/05/2009 11:44
2. xxx ( 22/05/2009 23:39)
Manja ka !
3. 08051972 ( 23/05/2009 09:00)
Tena tianao handroso ve Madagascar ? Amiko ny fizorana @ fifidiananan dia lalan'1 ahafahantsika mivôka @ izao krizy izao saingy Raha tena tia ny firenentsika isika dia tsy afaka hanaiky ny FANONGANAMPANJAKANA isaky ny 5 ans satria raha tsy faizina ny mpanankorontampirenena dia hiverina fôna ; ary ny hiafaran'ny firenentsika dia ato" lavanty"!
Misôtra @ fandraisana anjara!
4. xxx ( 23/05/2009 11:44)
Site maimbo be le izy le sipa mialy kosa aloha tsara karohina ihany le fikany e :-D :-D :-D
,mba madio kosa ngamba iny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0529