INONA NO TIANAREO SAIN-KANINA SA LIAM-PANDROSOANA ?

1. endrika01 ( 21/05/2009 07:15)
Raisiko ohatra akaiky ,somary fampiomehezana ihany izy ity an, misy olona 2 miara-mipetraka eo aminy tanana na faritra iray,ny iray sain-kanina kah ny kibony tsy feno no mampalahelo azy,ny iray kosa nahay nihonina sy nandanjalanja ka nametraka tahiry fa tsy tonga de tany amsakafo aby no nolaniany ny vola.Taona vitsy taty aoriana niova be ny fari-piainanle mahalala ny antonony,nisongadina ny fandrosoany,de le sain-kanina ,romotra be,lazainy fa tsy ampy azy ihany ny miditra ny kibony,de io iany no anaovany alahelon-kanina isanandro eo,kely ny anjara nomena azy nefa de nitovy ny anjara nomena. iza ary ireo o ? Nefa Madagascar sy Ile Maurices :P =))=))=))=))=))
novalian'i endrika01 ny 22/05/2009 04:09
2. xxx ( 21/05/2009 07:26)
ndana tena mande any rehefa tsy misy atao
3. xxx ( 21/05/2009 07:29)
Ity fampitoviana biby tsy mitovy ity re tompoko hajanony any fa tsy mahaomby na hampivo ilay fanazavan-kevitrao hoe: niaraka niainga teto i gasikara sy marice amin'ny lafiny rehetra io an! dia izao no niafarany tsirairay. Dia ho hiadian-tsika hevitra eto raha toa ka ilaina izany.
4. Mirananirina ( 21/05/2009 09:16)
salut endrika01 =D> =D> =D>
5. endrika01 ( 21/05/2009 09:38)
Ka marina zany,ny resan-kanina foana no mampalahelo ny antsika malagasy,ka raha misy zavatra ezahiny mpitondra atao de ny fanapotehana no betsaka,reny fahasimbana reny tsy maintsy harenina,de avy eo mimenomenona aby,fa tsy mahavita azy ny mpitondra,mahantra ary mahantra eroa,satria na vola tokony hahavoky ny kibo aza,lasa any aminy fanarenana satria entiny hambom-po be fahatany ka na varavarana efa mivoha aza,mbola homena ny coup d tt iany,manimba milakamilaka refa tsy ampy ny hanina vao mivanaka :D
6. ravalotgv ( 21/05/2009 09:52)
aleo mihanika kely de mikaly sa aleo mihanika kely de midaroka

sniff
tcrouff

:^) :^) :^) :^) :^)
7. bazylou ( 21/05/2009 10:40)
dia ianao ve dia mandroso raha noana ?????? :-D :-D
8. ndenn ( 21/05/2009 12:42)
Tsy mety ny mampitovy ny saka @ ny liona ,aza hadino miankina @ Madagasikara @ lafiny maro ireo nosy manodidina azy . Ary lahimatoan' ny arin- karena ao @ ocean indien .Tsy nisy fandrosoana tany maurice ,seychelle, la reunion ,comore ,..., raha tsy nisy iMada .
9. Rajakoo ( 21/05/2009 13:12)
Zahay sady mila vola no mila akondro fa rajako é,ary mampitandrina an'i Andry fa raha tsy mitondra vola eo iny dia potehinay io HAT io
10. endrika01 ( 21/05/2009 13:14)
Marina io voalazanao eo ambony io.Ny hafa anie e fetsy e e e ,tsy mahagaga raha Art Malagasy vidin-dry zareo aty Mada 10 euro,lafon-dry zareo 50euro,@mpizahan-tany tonga ao aminy! Namana Italianina nitondra voan-dalana ho ahy ,avy ao Maurice,no naitako fa hay le izy Art Malagasy nefa mba we avy ao Maurice,sady lafo be ny vidiny!Ny Malagasy anie tsy mahay miray hina e e e
11. endrika01 ( 21/05/2009 13:16)
Marina io voalazanao eo ambony io.Ny hafa anie e fetsy e e e ,tsy mahagaga raha Art Malagasy vidin-dry zareo aty Mada 10 euro,lafon-dry zareo 50euro,@mpizahan-tany tonga ao aminy! Namana Italianina nitondra voan-dalana ho ahy ,avy ao Maurice,no naitako fa hay le izy Art Malagasy nefa mba we avy ao Maurice,sady lafo be ny vidiny!Ny Malagasy anie tsy mahay miray hina e e e
12. endrika01 ( 21/05/2009 13:16)
Marina io voalazanao eo ambony io.Ny hafa anie e fetsy e e e ,tsy mahagaga raha Art Malagasy vidin-dry zareo aty Mada 10 euro,lafon-dry zareo 50euro,@mpizahan-tany tonga ao aminy! Namana Italianina nitondra voan-dalana ho ahy ,avy ao Maurice,no naitako fa hay le izy Art Malagasy nefa mba we avy ao Maurice,sady lafo be ny vidiny!Ny Malagasy anie tsy mahay miray hina e e e
13. xxx ( 21/05/2009 13:39)
Hoy endrika

Ny Malagasy anie tsy mahay miray hina e e e


kamo be tenda ,misintona hiaraka hidaboka foana,mifampialona,zany samy misy @ olona retra fa reto ataon'ny tgv reto zao dia potehina fahatany sy hangalarina daholo zao retra zao ,naninona raha notohizana nahodina de mandé hatrany ny ppn hoa 'ny fanjakana sy ny vahoaka ,sady nitazona ny asany avokoa reo teo aloha
14. ndenn ( 21/05/2009 13:46)
Ka ahoana ary no tokony hatao hoy iendrika ,efa misy lojika mba mampidi-bola kely ho an' ireo mpanao asa-tànana malagasy ve dia ampidirana protocole hanahirana azy ireny indray ve sa ho foanana ny fanondranana ireny asa-tànana ireny any ivelany . Efa fantatra fa deficitaire ny commerce malagasy any ivelany , ary mila fanovana filamatra kely fotsiny angamba dia mety hahavelona ny mpanao asa-tànana ny asa sahaniny. Raha resaka objet d' artisanat aloha dia tsy dia tokony ho sarotiny loatra ny malagasy @ io , fa ity resaka Lanthanides sy ressources minieres ary ressources petroliferes ity no tena mahavaka ny saina , satria dia tena harena tsy hita pesipesenina tokoa ange no miy ao mada ao é!! :roll:
15. xxx ( 21/05/2009 13:56)
Hoy ndenn


fa ity resaka Lanthanides sy ressources minieres ary ressources petroliferes ity no tena mahavaka ny saina , satria dia tena harena tsy hita pesipesenina tokoa ange no miy ao mada ao é!!


Io ihany no fototr'ity coup d'état ty, maika be ry zalahy nony njay fa misy gisement ny zao sy zao etsy sy eroa
de taitra daholo zao renimalala zao fa tokony ahazo ny anjarany @ zay,de io naniraka an'io pion io via reo dinozoro reo
16. fijo ( 21/05/2009 21:09)
de ny mampiomehy anie de izao e.milaza ny HAT fa hampandroso ny asa hoann'y tanora,nefa izy ihany no nandoro sy nandroba ny orinasa rehetra teo.ka asa inona n ohoaroso ny olona eo?????izao vao mahatsapa ten afa nandrora nitsilany ry zalahy
17. endrika01 ( 22/05/2009 04:09)
Ka io indrindra no nilazako we, varavarana efa mivoha no mbola hifofofofona omena coup d tt. hanarina foana fa e e e :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0788