fampanantenana
1. fijo
(
20/05/2009 20:21)
hono hoa ry zareo,mba milaza hoe nareo tgv fampananetnana natao teny ankianja ka tanteraka izao???
tsy ilaina ny sadecaiza izao?
tsy ilaina ny faneken'ny vahiny.aiza izao?
efa misy 50 millions any.aiza izao?
hidina ny vidimpiainana,aiza izao?
hisy ne demokrasia,aiza izao?
halalaka ny gazety,aiza izao?
hiova madagasikara ie,io ihany no misy izao,niova niha ratsy

novalian'i fijo ny 22/05/2009 21:09
2. xxx
(
20/05/2009 20:34)
tsotra fotsiny ny valin'ireo fanontaniana ireo! Raha vao mikasiana ny TGVENDRANA dia tsy misy manaiky ny FAHAMARINANA ry tgvendrana, tsy mahazaka ny fahamarinana fa dia ny azy ihany no marina na dia hita zao aza fa be ny tsy rariny, totofana lainga ny olona
jereo fotsiny ny zavatra niseho niaraka t@ kadafi, eo dia mamahan-dalitra ny olona fotsiny lazaina fa OK ny tany nefa ny source avy tany mihitsy no mbola namerina fa tsy nanaiky kadafi fa dia andry rajoelina fotsiny iny!
ankoatr'ireo voatanisa ireo, tao ny halatra isan-karazany nataon'ny capsat, vary, lafarina, hatramy ny kidoro avy hangalarina, ny fiara sns.
be hambom-po fotsiny nefa tsy mahavita azy na dia kely aza!
mbola ao koa ny US niala tanteraka, firy indray ny olona very asa ? jereo atsy ambadika atsy ny zavatra nolazain'i Ravatorano
efa manomboka miala tsikelikely ny investisseurs dia mbola minia tsy manaiky an'ireo ny tgvendrana ! manahirana e !

4. patrick2002
(
20/05/2009 21:03)
3 volana anie izay eh! fampanantenana inona ,raha mpifankatia dia resaka ambony fandrina no vita amin`izany fa tsy resaka firenena.
5. bazylou
(
20/05/2009 21:35)
aminay dia na tsy misy promesse aza dia vive tgv!!! izy ihany no ady eo
6. zoam
(
20/05/2009 22:15)
3volana hono izay no lasa,mbola aiza ity 18mois ry zalahy ,mbola ririnina izao aty dago vokatra ny vary,mbola hoavy lesy ny periode de sous dure an,sady ny vola avy any ivelany tsy misy dia ho hitantsika eo,
8. xxx
(
21/05/2009 00:23)
Hoy i bazilou
kely loha no tena fehiny ary zany dahlo no taratr'ireto tgvendrana ato reto!!!
aminay dia na tsy misy promesse aza dia vive tgv!!! izy ihany no ady eo
kely loha no tena fehiny ary zany dahlo no taratr'ireto tgvendrana ato reto!!!
9. xxx
(
21/05/2009 06:27)
mbola vao telo volana zay ry fijo a,
ampahafirin'ny firy 7 taona nampanantena tsy nahatanteraka izany??
aiza ze 4L?? aiza ze moto??
Hampanankararena ny tsy manana e?? toa vao miha-mitombo ny mahantra
Tsy hambotry ny mpanana e! Toa maro ihany ireo mpanambola mihaikaika fa tampona ny daomy, bahanan'ilery daholo ny tsena,
Ny vidim-bary, ny lasantsy, ny menaka, siramamy, ...ohatrina t@ Ra8 niditra t@ fitondrana?? de tahaka ny haoana ny fiakarany nony teo @ fitondrana ?? tsy voavidy vola tsony,

10. reeves
(
21/05/2009 08:48)
Tsy haiko ny fomba fijerinareo zavatra , fa na dia natao hoe miendrikendrika monopole aza tamin-dRa8 , voafehy ny inflation tsy mitovy am`zao fotoana zao . Izao dia tsy mihinana beurre intsony ny Gasy satria efa niakatra 20 000 fmg izao ny eny an-tsena raha tsy hiteny afa-tsy izay . Mbola HIAKA-BIDY TSY MIJANONA io vidin`entana rehetra io atsy ho atsy nohon`ny fidinan`ny sandan`ny ariary izay hiteraka fiakaram-bidin`ny zavatra importés rehetra ary anisan`izany ny LASANTSY , produit stratejika mametra ny vidin`ny transport , ary ny vidim-piainana mazava ho azy ka LAINGA AVOKOA ny betsaka amin`ny FAMPANANTENANA ataon`ity HAT ity mba entina manjono ireo MARIVO SALOSANA . Arakaraky ny hitarazohan`io raharaha io eo , no hahasimba miandalana ny FIRENENA ara-toe-karena ka raha hitazam-potsiny ny rehetra indrindra fa ny TAFIKA ( manoloana ny Barofo ataon`ny CAPSAT ) dia mbola ho mafimafy kokoa noho izao ny fiainana miandry antsika rehetra atsy ho atsy na Pro TGV io na Pro Ra8 , na ny hafa rehetra . Mbola tsy resahana ankoatran`izany ny hisian`ny fahaverezan`asa fanampiny ( 30 000 emplois a peu pres ary mamelona olona en moyenne 30 000 X 3 = 90 000 ) ho an`ny ankabeazan`ny Orinasa afak`haba maro izay saika miantehitra amin`ny tsenan`ny African Growth Opportunity Act ( AGOA ) izay tsy maintsy ho tapahin`ny Amerikana tsy ho ela . Maika noho izany ny famahana ny olana am`ty krizy ty ka rehefa tsy mety hidinika hijery ny tombotsoa`ny REHETRA na ny andaniny na ny ankilany dia tokony hisy FANDRAISANA ANDRAIKITRY NY DAHOLOBE MANERY AZY IREO HIROSO eny fa na dia hiafara amin`ny FAMPIASAN-KERY AZA RAHA ILAINA . Ny CAPSAT ihany anie no andry iankinan`io HAT io fa raha voafehy ny CAPSAT dia mianjera toy ny rindrina baoritra ny HAT e ! Ka asakasak`isika MIANAKAVY ihany io ! Tena teny tsy misorona izany ataoko izany ary miantefa amin`ny rehetra tsy ankanavaka !
11. bozyboleta
(
21/05/2009 08:55)
Ry Malagasy tsivakivolo,
- Amidy ny air force one hividianana vary ho an'ny Malagasy mandritra ny 5 taona===> Zay mbola tsy nahazo na voam-bary iray aza.
- Ampidinina Ar 2,000 - 2,500 ny vidin'ny menaka ===> Zay mbola tsy nahazo t@ io menaka mora io na 1 sotrokely aza.
Angamba zay tsy Malagasy :lol:

12. xxx
(
21/05/2009 09:15)
Ny ahy tonga de koziko mitsy reny domestikan'i tgv reny e ! otrandrabazilo tonga de kobo be oe ny tokotaniny tsy mihoatran' Atohamadinika sy Anosibe donc foy kely ny fisainany fa tsy mba mivelatra
13. sapele
(
21/05/2009 10:03)
De zay nahazo tombotsoa t@ ra8 iany zany no atao hoe lava fisainana an,,,?samy hameno ny paosiny daholo zay tonga eo fa aleo zay mbola tsy nihinana ndray no hinana satri tsy ho an'ny Tim irery i Madagasikara na de efa saika lasany tanteraka aza.adala zay tsy tia ny tenany fa samy manohana zay azaoany tombotsoa daholo ny olona.Tadidio fa ny zava-bitany Marc anie ka ny sombiny @tokony ho nataony e!eny fa na bola betsaka aza ny pokaty napantenany,,,,tsy ny Fananany akory no nanomezany anareo fa ny sombiny @tokony ho anjaranareo.de nakaiza ny ambiny ry lava fisainana,,,,?politika !hi,hi,hi :)
15. xxx
(
21/05/2009 13:18)
Ary dieny mbola tsy feno ny paosin'i ty Andry ty dia aleo @ zay dégagena any fa tsy lasa raha tsy hijery Malagasy noana izany :roll: :roll:
16. fijo
(
21/05/2009 20:16)
toa tsy nisy namaly ne fanontanian arah any marina e,ravalo anie nahongana fa hoe tsy mahatanteraka ny teniny sy ny fahafahan ae,ary dia nampanantenana izany ny vahoaka,ka izay no hanontaniako hoe aiza izao ireo fampanantenana?
17. pitchou
(
22/05/2009 03:00)
fijo> ka le fampanantenana kosa klo d'efa lova nolovaina ha@ dadabe e! tsy we raha tsy nahatanteraka i ra8 tao anatin'ny 7 taona d tsy koi (za tsy mbola nahazo 4L foana hatrizao) fa ny hafa raha tsy nahatanteraka tao anatin'ny 3 volana d wawawa!!!! mba tsy mety kosa izany! i dadabe aza 25 taona teo niala maina ny ambanilanitra ko!!!!
aleo asiana mari-drefy ihany izy ity fa tsy atao fanakianana be fahatany izay olona tsy tiana na fanandrianana izay olona tiana (sic!!!!!)
aleo asiana mari-drefy ihany izy ity fa tsy atao fanakianana be fahatany izay olona tsy tiana na fanandrianana izay olona tiana (sic!!!!!)
18. fijo
(
22/05/2009 21:09)
ka ny mahatonga le resaka anie de izao e,ry zalahy mitsara ny teo fa tsy nahavita.eka ozy,de mba hanontanian ary zalahy hoe inona no efa vita izao?