Vohay ny trano ry zanak'idada fa tonga vahiny isika a
1. halloween
(
20/05/2009 09:55)
Aza malaim-bahiny re ry zanak'i dada fa ny vahiny tsy hitoetra a! vohay ny trano de aleo hiroso ny olona e !! aleo mba haka hafanana kely ao atrano ny olona fa mba mahalalà fomba e !! nareo efa mba nafana ela tao antrano foana !!
--de aok'izay re ny ranomaso eee!! ha ha ha !! VOHAY NY TRANO OOOO !!!!
io rasarla omeo ny detety io varavarana io fa nakaton'ny ankizy a!! i dada anfe toa manaiky hamoha trano ,i neny kou tsy nandà fa reto ankizy no mafimafy loha !! ha ha ha !!!

novalian'i xxx ny 21/05/2009 00:33
2. xxx
(
20/05/2009 11:34)
halloween:
Aza malaim-bahiny re ry zanak'i dada fa ny vahiny tsy hitoetra a! vohay ny trano de aleo hiroso ny olona e !! aleo mba haka hafanana kely ao atrano ny olona fa mba mahalalà fomba e !! nareo efa mba nafana ela tao antrano foana !!
--de aok'izay re ny ranomaso eee!! ha ha ha !! VOHAY NY TRANO OOOO !!!!
io rasarla omeo ny detety io varavarana io fa nakaton'ny ankizy a!! i dada anfe toa manaiky hamoha trano ,i neny kou tsy nandà fa reto ankizy no mafimafy loha !! ha ha ha !!!
Ha ha ha, izay foana , rehefa midona @ rindirna dia antsoy ra sarla , ho aiza nareo rehefa tsy eo ra sarla ??? Ra Sarla anie mortel fa aza hadino e
3. Mirananirina
(
20/05/2009 11:43)
Ha ha ha, izay foana , rehefa midona @ rindirna dia antsoy ra sarla , ho aiza nareo rehefa tsy eo ra sarla ??? Ra Sarla anie mortel fa aza hadino
tena miaiky mihitsy aho fa misy mipitsoka kely ity
4. AndriambyII
(
20/05/2009 12:13)
Miala any kou ny psychopate , aie! aie! aie! aie! Tandremo fa isy von'ola mangina any o any !!! i ra xxx io !!! 8O 8O
5. xxx
(
20/05/2009 12:17)
Ha ha ha, izay foana , rehefa midona @ rindirna dia antsoy ra sarla , ho aiza nareo rehefa tsy eo ra sarla ??? Ra Sarla anie mortel fa aza hadino
Mirananirina:
tena miaiky mihitsy aho fa misy mipitsoka kely ity
Iza no mipitsoka ? Isika roa ve ?
6. 08051972
(
20/05/2009 12:45)
hazavao lay hoe vohay ny trano fa tsy azoko laotra izay tianao resahana ! Iza no vahiny tonga ?varavaran'inona no vahana?
:roll: :roll: :roll:
:roll: :roll: :roll:
7. kidoropamba
(
20/05/2009 12:52)
Raha avy nitifitra sy namono olona 80 izany moa Raoelina dia tsy henoheno intsony an?
Sa mamahana lalitra tena any afrika atsimo koa?

8. xxx
(
20/05/2009 13:05)
Hoy kidoro
Fomban'i tgv zany mampandry valalabemandry zany ry kidoro a
Sa mamahana lalitra tena avy tany lybie koa?
sa mamahana sy mampandry adrisa hotran'i Andry avy any Lybie koa
Fomban'i tgv zany mampandry valalabemandry zany ry kidoro a
9. andrywui
(
20/05/2009 16:27)
sokafy hono zany ry TIM ny ambasadinay f'aza hidina ny trano a !!alao hiditra ny lehibe fa mivoaha ny ankizy !! sady na ho ela anie na ho haingana tsy maintsy misokatra foana io e !! mampalaelo be oa ry reto le TIM a!! isaky ny mieritreritra ny fahorianareo aho oa de manganohano foana !! ha ha ha !! hitako mihitsy oe lavitra anareo le kanana tany nampanatenaina ,fa le afobe sy helo no akaikikaiky kokoa anareo izao ka izory eee !!! sao de mba tonga any amparadisa iany io !! ha ha ha ha
10. xxx
(
21/05/2009 00:33)
hoy i andrywui
koa efa hita fa poak'aty daholo ny resaky i Andry zao
tsy te hahalala ny ambasady vaovao zany ny frantsa ,alemana,sud af,sns,de mody hoe navelanay teo fa tsy ampy ny vola, misy marina ihany fa saingy fika be fa wain :-D :-D :-D
hitako mihitsy oe lavitra anay TGV le kanana tany nampanatenaina ,fa le afobe sy helo no akaikikaiky kokoa