Ny zava-misy eto Madagasikara...

21. xxx ( 21/05/2009 14:05)
Sady mampifangaro resaka le oay no manohitra ny heviny ihany
tsy dia tsara aminay ny manao gazety ,fa vao mihoatra ny 10lignes dia mifandaka be le hevitra ary manao resaka boloky ianao rahavana ,ialako tsiny ,
Ny anao zany tena alahelo an"i R_ no tena mifototra ao an-tsainao
22. Oay ( 21/05/2009 14:20)
xxx:


Sady mampifangaro resaka le oay no manohitra ny heviny ihany
tsy dia tsara aminay ny manao gazety ,fa vao mihoatra ny 10lignes dia mifandaka be le hevitra ary manao resaka boloky ianao rahavana ,ialako tsiny ,
Ny anao zany tena alahelo an"i R_ no tena mifototra ao an-tsainao



Ka atao ahoana moa ry XXX raha izay ny fahatsapanao anazy, Tsy azo omena tsiny ianao satria samy manana ny fijeriny!

Momba ny gazety d ampahafirin'ny rapport ny soutenance nataonao io fa enao koa d efa lalina.D taminao nanao an'ilay soutenance iny ka nahazahoanao an'ilay mention très bien avec félicitation de jury iny anie ka lava be ilay fotoana fa nazoto nihaino anao ny manantsaina é! D efa mba tonga eo @ toeran'ireo mantsaina indray ve ianao d handrak'ilo mby an-doha!

D ianao zatra manao débat politique io, tsy efa mba zatra kosa ve ianao hoe :"Ny mpanao politika anie une fois lancé d sakanana fotsiny fa raha tsy izany d anazy irery ihany ny fitenenana"

Fa d misaotra anao @ ilay jerikihina fa d raha tsy intéressée t@ ilay resaka ianao d zava-poana ny zavatra nosoratan'i Oay sy ravonjison rehefa tsy misy mpamaky é!


23. ravonjison ( 21/05/2009 14:22)
Oay:

ravonjison a!

Fa sao heverinao fa irony mpanompo olona irony ary i Oay ka tsy hahatsapa fa raha mbola azo atao ny manavotra aina d andeha hamono tena.
Za mi-comprendre ny FANAVOTANY NY AINY Nataon'i Ravalomanana sy ny Taranany satria ASA enao raha efa namaky ilay nosoratako momba an'ilay OLONA NANOME TSINY an'Andriamanitra satria tsy nanavotra anazy Andriamanitra rehefa latsaka tao anaty rano ilay olona!

Mbola averiko indray fa ny tsy azonao d ny hoe TANT QUE LE RESULTAT DE LA NOUVELLE ELECTION N'EST PAS PROMOLUGUE d mijanona eo @ FITONDRANA ILAY MPITONDRA KA na INN na INN d rehefa tsy MIandry izay lazain'ny Haute Cour Constitutionnelle hi-affirmer na hi-désaffirmer an'ilay vokampifidianana NY MPIFANANDRINA d RAHA VAO MAKA FANJAKANA ENAO D MANAO COUP D'ETAT NO DIKANY, D MBA TSY HIADIANA HEVITRA ELA BE @ iny D AZAVAO ARY hoe MANINN NO NIANDRY 04 JUILLET 2002 NY Amerikanina VAO NI-RECONNAITRE an'ilay régime.

D VAliko ianao @ ilay hoe NISY FIFIDIANANA:
Aux yeux de la loi d sans ne rien veut dire FA NY TSY MAINTSY TOKONY NATAO D NA:

-Niandry izay nolazain'ny HCC d namela ilay mpitondra nitondra mandrampahatonga ny valiny!

_Na nanao second tour
.
Fa ny mifanohatra @ ireo d COUP D'ETAT d mitovy @ nataon'ny TGV!

Ary enao aza matahotra fa tsy any @ tany communiste isika fa eto Madagasikara ka ny ankamaroan'ny Malagasy d mino an'Andriamanitra ary mino fa MIVALY NY NATAO, d io ny valin'ny nataon'i Ravalomanana na inn lazaina na inn!

(Enao moa raha tsy diso za toa hoe nanao fianarana tany @ TCHECOSLOVAQUIE an!)

Momba ny Finoana an'Andriamanitra d mialatsiny aho raha DISO NY FIJERIKO fa ny fahatsapako d TSY MINO AN'Andriamanitra ianao, Tsy manome tsiny anao ny @ izany i Oay ary tsy anjarany ny mitsara anao fa kosa mbola averiko fa MATOA I Oay miresaka Andriamanitra rehefa miresaka momba an'i Ravalomanana d satria i Ravalomanana KRISTIANINA TOA an'i Oay, KRISTIANINA I Ravalomanana satria Filoha lefitrin'ny Fiangonan'i JESOSY KRISTY eto Madagasikara noho izany d afaka miresaka finoana an'Andriamanitra amin'i Ravalomanana i Oay.

Fa i ravonjison izao raha ny fahitako izay mbola hialakao tsiny raha diso d olona tsy mino ilay atao hoe LAHATRA AVY @ Andriamanitra d amiko tsy afaka hiresaka Finoana Kristianina amin'i ravonjison i Oay ny antony d tsotra TSY MITOVY ILAY REGISTRE HIRESAHANA d i Oay anefa il se veut étre un démocrate républicain noho izany d manaja ny antsoina hoe lâïcité i Oay ka d mananja ny fomba fijerin'ny olona sy manaja olona izy!

Ka momba ilay tantara n'i Madagasikara d lazaiko anao fa TSY AZO LAVINA FA NISY NY NAMADIKA D IZAY NO FANAZAVANA PLAUSIBLE AZO omena mahakasika ilay faharesena d izay ilay atao hoe EXCUSE VALABLE ho an'ireo CARTéSIEN,
Fa ho anay mino ny fandaharan'Andriamanitra d apetrakay tsotra hoe izay no sitrak'Andriamanitra fa tsy hihezaka foana izahay hitady raison,
D avec le SI on peut réconstruire le monde. Ny tiako lazaina d raha hiteny isika hoe :"RAHA TSY NAMADIKA NY..."

Momba ilay hoe NY VAHOAKA NO MISISIKA HIARO SY HITAKY NY FIVERENANY,
ETo aho d mangataka an'i ravonjison manao hoe: "mettez vous dans la peau de Ravalomanana" satria @ izao zavatra izao no olana, mbola averiko fa i Ravalomanana d olona mino an'Andriamanitra ka noho izany maha olon'Andriamanitra anazy izany d tokony hahatsapa tena izy ka hijery fa ny fitakian'ny MPIASAN'NY TIKO sy IREO Orin'asa isankarazany tao antin'ilay EMPIRE TIKO no FINGANA manelingelina ny FAndehanan'ilay HAT noho izany amiko raha tena TIa an'ny Malagasy Ravalomanana d tokony hiteny manao hoe "Za Ravalomanana d na tsy hiasa intsony aza mandrampahafatiko d hiadana anaty lapa noho izany d miangavy anareo mpanaraka ana za milamina ianareo fa indray andro any raha mbola sitrakin'ny Ray ao ambony d mbola hiverina miaraka aminareo aho, fa @ izao aloha d simba ny firenentsika satria efa nahazo toerana ireo HAT ireo ary efa mivonona @ ady an-trano ka mba tsy hisian'izany d hipetraka aho, ary tadidio fa TSy RESY akory ny olomangina"

Mbola averiko fa tsy mety @ Cartésien io proposition io fa zavatra azon'ny olona mino an'Andriamanitra atao.
Raha manao an'io fanambarana io i Ravalomanana d hilamina ny tanana d hovita aingana ny fametrahana ilay repoblika d hiverina hiasa ny havan'i ravonjison, d hiverina hahaloha hofatrano ny mpanofatranon'i dada sy neny n'i Oay, d azo heverina sy azo atao ny manao négociation @ izay mitondra eo ny @ TOKONY HIVERENAN'i Ravalomanana TSY MISY rà mandriaka.

D ity mba misy zavatra nolazaiko d mba vakio ravonjison a!http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4a139180a5009#m4a141548dca4e

D misaotra anao @ ilay fifanajana @ ady hevitra, d tsarovy fa faly aho miady hevitra aminao satria NY HEVITRA TSY AZO RAHA TSY @ OLOMBELONA.
ARy i Oay mbola averiny fa mba maniry izy indray andro any raha sitrakin'ny ao ambony mba hitondra izay anjara birikiny hanatsarana an'ity nosindrazantsika ity izay manankarena fa nezahana natao izay hampahantra anazy!
NY faniriana tsy arahana asa anefa zava-poana, ary Andriamanitra tsy manampy izay tsy manampy ny tenany ka d mahazo mahatoky i ravonjison fa efa misy ny asa atao @ izao fotoana izao, anisan'izany izao fifanankalozakevitra @ kitsi-po atao aminao izao!



Mazava ny hevitrao. Tiako marihina fotsiny fa olona mino an' Andriamanitra tanteraka aho, saingy tsy azoko hekena ilay HEVITRA hoe : ny frantsay no efa te hanjanaka an'i Dago efa ela, ka mody atao hoe izay no sitrak'andrianmanitra @ ilay fanjakan' ny hova,araka ilay ohatra nomeko. Io hevitra io mantsy dia ampiasain' ny sasany foana hatramin' izao.
24. Oay ( 21/05/2009 14:42)
Misaotra anao ravonjison a!

D mbola averiko izany ny FIALATSINY MOMBA ilay finoana an'Andriamanitra noho izany d faly aho Milaza aminao fa ISIKA IZANY D EFA NAKAMBAN'iLay Hinoantsika é d izay ilay hoe RY HAVA MALALA AO @ TOMPO.

Momba ilay fanjanahantany d tsotra é: NY Frantsay no nisafidy ny handeha hanjanaka an'i Madagasikara ary raha tsy diso za d nifanraka izy sy ny Anglisy, ahitsio za raha diso an, d rehefa tonga teto izy d nisy NISOLELAKA NAMADIKA TANINDRAZANA d resy ny Malagasy.

D ho an'ireo tsy mino ny lahatra (ireo ilay ataoko hoe :Cartésien) d milaza izy fa tsy tokony horesy ny razabe antsika fa ny nahresy anzy d noho ireo mpamadika, i Oay d tsy hiady hevitra @ izany satria azo lazaina hoe MARINA izany, d io ilay ataoko hoe Valeur absolue miankina @ ilay domaine de définition.|a| d +a raha a>0 fa -a raha a0 domaine de définition entina milaza ny olona milaza fa ny mpamadika no naharesy antsika >>> Tsy AZO DISOANA IO.

_d raha ohatra atao hoe a
25. xxx ( 21/05/2009 15:50)
Aza miteny irery eo lesy elah a,mpandoka tena miseho zavatra eto nefa tsy alehany akory ,tsy misaina noho i andrywui sy essera elah fa aza be zesta eo
Mody Andriamanitra eo nefa mpanompa olona eto fotsiny
26. Oay ( 21/05/2009 16:22)
xxx:


Aza miteny irery eo lesy elah a,mpandoka tena miseho zavatra eto nefa tsy alehany akory ,tsy misaina noho i andrywui sy essera elah fa aza be zesta eo
Mody Andriamanitra eo nefa mpanompa olona eto fotsiny



Za less ry XXX tsy mbola nanompa olona teto a! ny nataoko ary tsy hialako d ny MANASA IREO MPANAMBANY SY MPANOMPA MBA HIFANKAHITA RAHA AZO ATAO mba hifanazava kanefa moa misy ny tsy sahy mihaona, ao koa ny tsy afaka mihaona noho ny elen'elan-tany d tohizana ny resaka raha azo tohizana rehefa tsy azo tohizana moa d ajanona!

Diso elah milaza fa miteny irery eto i Oay satria la preuve miresaka @ elah za d misaotra an'elah aloha mandray anjara @ resaka é!

Momba ny hoe misaina noho i andrywui na essera d tsy nieritreritra mihintsy i Oay fa manantsaina noho ny SATRIA SANATRIA ANAY NY HANAMBANY NAMANA FA MATOA TONGA ETO ZAZA SAHALA!

D mba vakio izay lazain'i ravonjison é!
Ary mbola averiko fa raha tehanao politika fa tsy teho mpametaka afisy d tsy maintsy mahazaka ny déstabilisation ataon'ny mpanompon'ireo adversaire politique sinon tapaka lalandrà hoazy


27. xxx ( 21/05/2009 16:38)
ravonjison=Oay
marina zany ry xxx
kobo le mpiteny irery :-D :-D :-D
28. ravonjison ( 21/05/2009 16:47)
xxx:

ravonjison=Oay
marina zany ry xxx
kobo le mpiteny irery :-D :-D :-D



Tiako marihina fa Ravonjison aloha dia tsy Oay mihitsy e.
29. xxx ( 21/05/2009 18:26)
Hoy xxx27


Tiako marihina fa Ravonjison aloha dia i Oay mihitsy e.


=)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0401