RAHA TENA TIA NY MALAGASY I RAJOELINA SY RAVALO
1. profesera
(
19/05/2009 20:40)
RAHA TENA TIA NY VAHOAKA MALAGASY SY MITADY NY TOMBOTSOAN NY MALAGASY I RAVALO SY I RAJOELINA DIA TSY TOKONY HITANAREO FA TOKONY HIFANANTONA VE IZY MIANAKA MIRAHALAHY ARY SAMY TSY MISY MILATSAKA HO FILOHA SA VE DIA TSY MISY MALAGASY HAFA AFAKA MITONDRA FIRENENA HOY IANAREO
ASAKASAKAITSIKA MALAGASY IHANY IO RAHA TOA KA HIJANONA AMIN IZAO TOEDRAHARAHA IZAO ISIKA NA HIOVA NA SAMY HANKITADY NY TOMBOTSOAN NY TENAN NY TSIRAIRAY AVY
MAMPALAHELO
ASAKASAKAITSIKA MALAGASY IHANY IO RAHA TOA KA HIJANONA AMIN IZAO TOEDRAHARAHA IZAO ISIKA NA HIOVA NA SAMY HANKITADY NY TOMBOTSOAN NY TENAN NY TSIRAIRAY AVY
MAMPALAHELO
novalian'i xxx ny 20/05/2009 14:33
3. xxx
(
19/05/2009 22:04)
Jereo zao i ra8 fa manao politique d' autruche , manafin- doha !!
reefa mfy ny ataky dé na ny iverina any ankibon- dreny aza andramana !
reefa mfy ny ataky dé na ny iverina any ankibon- dreny aza andramana !
4. xxx
(
19/05/2009 22:07)
Fa nen' i TGV koss dé plein gaz fona léanna !!!

:lol: :lol: K' aiza no tsy idonaka ny fananan' ny vaoka !! :idea: :idea:

:lol: :lol: K' aiza no tsy idonaka ny fananan' ny vaoka !! :idea: :idea:
6. xxx
(
19/05/2009 23:32)
Zao no fomban'ny TGV refa tsisy apoaka io ilay nolazain'i oay ao ambany ao
7. xxx
(
20/05/2009 00:18)
Izany angaha no fijerinao azy ? mahandrasa kely fotsiny fa ho avy ny atao hoe porofo tsy azo lavina @ fananana toetra tsy mendrika tao @ ireo filoha nitondra teo aloha ireo , ary tsy hisy velively ny échappatoires ,na ho an' ny TIM ,AREMA ,MONIMA ,TGV ......Efa nanaraka ny ady hevitry i Oay sy milamm ary i bazylou tao aho fa tsy mbola nisy opportunité nilazako ny hevitro .Ny zavatra tiako marihina dia izao ! manam- potoana ny zava- drehetra ary tiako ny manome alaolana tena mahaomby indrindra ny mikasika ny soson- kevitra nosoratan' i profesera eo amboalohany!Mahaiza mana interpretation tsara ny sary avoaka eto , fa misy dika mazava ireny rehefa manana saina mpandalina . ok ? Tsy maintsy avahina ny ahi-dratsy mba hanatsarana ny famokarana .
8. AndriambyII
(
20/05/2009 11:59)
Tsy hita ilay an' iRatsiraka é ! avereno , raha misy hoan' ny sasany koa dia asehoy !!i zafy albert , pierrot rajaonarivelo , sy ny sisa ..... :lol: :lol:
11. xxx
(
20/05/2009 14:33)
Fa tsy ty Andry ty mintsy aloha no avela eo , mpangalatra ,aleo faizina any io :-D :-D :-D :-D

