RAVALOMANANA
1. ndaty
(
19/05/2009 18:25)
Tsy misy ndaty atokisan'ny RAVALO intsony:
na ONU, na OUA, na ny namany,
http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?option=com_content&task=view&id=14230
- Ratsiraka marary: Tsy niandry azy ny AREMA rajaonarivelo no nalainy.
-Zafy albert: Na Rakotovahiny na Tabera no solontenany
-Ny TIM dia I dada i dada ihany tsy misy olona hitan'ny TIM hanao delegation, ary izy rahateo moa (i dada izany) dia mivola fa tsy misy negociation mandra-piveriny.
matoa mikatso ty raaharaha eto Madagasikara dia Ravalo no antony ravalo no antony,

novalian'i xxx ny 20/05/2009 05:14
2. xxx
(
19/05/2009 18:59)
inona no hatahorana manao negotiation an-dra8 é! nenareo vatany lé olona mihitsy no masosotra anareo fa tsy fijerena ny mahasoa ny firenena!
13:00 - Pour Andry Rajoelina, il est «hors de question» que le Président Ravalomanana participe à une table ronde
13:00 - Pour Andry Rajoelina, il est «hors de question» que le Président Ravalomanana participe à une table ronde
3. Noue
(
19/05/2009 19:10)
ilay izy anie ry ndaty raha zay aza no tadiavin'ireo olona ireo, maninona nefa no tsy atao io? raha mety mahavoaka ny krizy zay ihainana ankehitriny?
4. ravalotgv
(
19/05/2009 19:15)
zany hoe tokony akisaka koa ve zany ra8 dia ahoana reo olona eo ambohijatovo mi dadadada reo le aza
sniff
tcrouff
tena hisy kamboty tampoka ato raha izao no mitohy
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
sniff
tcrouff
tena hisy kamboty tampoka ato raha izao no mitohy
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
5. rakaroka
(
19/05/2009 19:43)
8O 8O 8O
Azoko mihitsy ny mahatonga ´reo zaza minaonaona
midada dada dada foana !
satria tinaiza tao ambany vahoan´ny dada
dia vao ilaizany dia mibadabada!
Azoko mihitsy ny mahatonga ´reo zaza minaonaona
midada dada dada foana !
satria tinaiza tao ambany vahoan´ny dada
dia vao ilaizany dia mibadabada!
6. andrywui
(
19/05/2009 20:37)
matoa mikatso ty raaharaha eto Madagasikara dia Ravalo no antony ravalo no antony,
tena marina zany ndaty a!! tena zay mihitsy letsy a!! nalain'idadandry zalah tao am banky daholo ny volampanjakana rehetra de io mikatso sy voan'ny ampitaka io ny HAT !!
tokony adinina tsy11 any am capsat any reo TIM reo de ampisotroina P ze tsy mamoaka ny vola nangalariny !!!
8. xxx
(
19/05/2009 23:42)
ndaty aza mody fanina eo elah fa zany ndaty roindefo zany tsy miteny eto fa sao mitsako tsy misy eo
9. perfectly
(
20/05/2009 04:47)
tsy hoe frais no blèm fa matahotra ny higadra ngé dada matoa tsy sahy miverina e! zany ny aina ka te hanao;miandry vasoka eo nareo eo am magro
10. xxx
(
20/05/2009 05:14)
Andrywui> efa nihaona ve elah sy Bazily t@ alina. Elah koa hono hapoakan'i Pamba raha hitany fa k'hay elah akaman'i Bazly de mody mamporisika azy hamely mafy eo.