Mpanolotsaina

1. xxx ( 19/05/2009 15:54)
Zava-dehibe eo @ fitantanana firenena ny fananana mpanolotsaina kinga sy maranitra ary tsy manimpy hoditr'akondro.

Koa mipetraka ary ny fanontaniana amin'izao fotoana izao, i TGV ve no donendrina sy mafy hatoka sa ireo mpanolontsainany no bontolo be mpanara drenirano fotsiny na tsy ampy fandinihana mihitsy e! Ny olana manko dia toa tsy hitan Ingahy TGV intsony hoe lalana tsy azony haleha sy hizorany nefa dia hizorany ihany. Ohatra iray fotsiny ny fivoahana voalohany nataony tany Lybie izay mametraka henatra ihany; HENATRA IHANY hoy aho na dia amboarina aza ny saina hoe tsara ny voandalana ho an ireo mpanaradrenirano kanefa dia ny mifanohitra amin izay ny zava-nitranga.
novalian'i xxx ny 20/05/2009 00:08
2. Noue ( 19/05/2009 17:13)
xxx:
Koa mipetraka ary ny fanontaniana amin'izao fotoana izao, i TGV ve no donendrina sy mafy hatoka sa ireo mpanolontsainany no bontolo be mpanara drenirano fotsiny na tsy ampy fandinihana mihitsy e! Ny olana manko dia toa tsy hitan Ingahy TGV intsony hoe lalana tsy azony haleha sy hizorany nefa dia hizorany ihany.
nga hono izy mahita olona zany ee ??? ny seza no hitany koo


:^) :^) :^) :^)
3. ravalotgv ( 19/05/2009 19:23)
alaivo ndray zaky syllah eee iny mahay miodina foana izao izy zao tsy azo samborina nefa tena conseiller matanjaka an i ra8 lery

sniff
tcrouffff

:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
4. xxx ( 20/05/2009 00:08)
Hoy xxx


Ny olana manko dia toa tsy hitan Ingahy TGV intsony hoe lalana tsy azony haleha sy hizorany nefa dia hizorany ihany.


Tsisy mihaino an'io ntsony aza na ny capsat zany na ny PM,nomendry zalahy azy ny seza de faly be nefa tsy fantany ny tena hanjo azy


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1097