radiomada, tena izy ve sa tsia

1. diamondra27 ( 19/05/2009 14:31)
lazaina fa tsy mandeha intsony ny radio mada nefa za mbola maheno radio mada tsara ihany.

Indro zaraiko aminareo izay te hihaino ary mba lazao hoe:tena izy sa tsia
http://www.medinalia.com/radio/pais/Madagascar
novalian'i xxx ny 20/05/2009 00:26
2. xxx ( 19/05/2009 14:33)
tena izy io diamondra a! izaho mihitsy no vao nilaza vaovao tao teo atoandro teo.
3. andrywui ( 19/05/2009 14:40)
slt diam's ! nalefa le vaovao diso de amzay angamba nihevitra le TIM amlé hevitra tainginany oe hitroatra ny olona halaelo azy amin'ny Radio -mada kely ! kay tsary nisy niraharah le izy fa zaran'ny olona aza maty tany de naverina moramora tsilemilemy tao no nandefa azy fa tsa nety ny fika antitra fanaon'ny Tim de izao afabaraka be zao no hanaovan'i Diam's azy !! asio ihany Diam's ah !! velezo mafy retsy a !
4. xxx ( 19/05/2009 14:44)
Diso be elah ry akama kely tsy any no fandehan-javatra fa diniho kely ny tenenina
5. diamondra27 ( 19/05/2009 14:48)
xxx: ka misy miteny hoe tsy izy koa, nareo any dago any zao no tena mahalala an'io

andrywui: le tena izy koa ve aloha ty andrywui ty sa le fosika e, :wink:
sao de andrywui ny tim ty


le izy zany tsy hoe: te hamely an'i tim za na tsia fa mba nanontany fotsiny hoe :tena izy ve le radio sa tsia fa tena milaza vaovao samihafa be koa.

Mandeha ve le MBS fa aty amiko tsy mandeha?
le DRS no mandeha aty
6. locl ( 19/05/2009 15:03)
Slt, tsy mety mahazo le Radio Mada zahay fa le DRS no azo, sao mba misy afaka manampy
7. xxx ( 19/05/2009 15:05)
radio kilalao en ligne nenao ry diams
sao dia ho an'i andrywui zany kilalao zany é =)) =))
8. diamondra27 ( 19/05/2009 15:29)
locl:

Slt, tsy mety mahazo le Radio Mada zahay fa le DRS no azo, sao mba misy afaka manampy


-----------------------


mila real player le izy aloha e
9. diamondra27 ( 19/05/2009 15:30)
xxx:

radio kilalao en ligne nenao ry diams
sao dia ho an'i andrywui zany kilalao zany é =)) =))



-------------------

omeo telecommande any zany mba hampandeha azy e
10. Belami ( 19/05/2009 16:42)
Diamondra27 : nihaino ilay radio aho ka tsy hitako izay antony tsy aha radio-mada io radio io. Tena radio nge le izy e , ary tena radio mada :-D :-D :-D
11. ravalotgv ( 19/05/2009 19:29)
radi mada tgv

sniff
tcrouff
:@ :@ :@ :@ :@ :@
12. xxx ( 20/05/2009 00:26)
hoy diams

andrywui: le tena izy koa ve aloha ty andrywui ty sa le fosika e,
sao de andrywui ny tim ty


Io le tim namadika palitao fa tsy nahazo toerana mpanao hatsikana ary efa lasa Arema ndray zao fa tsy nasin-dry Andry sirany ha ha ha
petsa ndray andrywui klé
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3744