Question pour un champion ?

21. essera ( 19/05/2009 15:04)
Tena kivy mihitsy aho fa rehefa mandeha ny dinika ato, tena tapi-pahaizana daholo ny bandy, ahitanao karazany. Zao anefa d mody :-w :-w daholo izay olona diso mahafantatra ny valiny.
Ny sasany d manao diversion ka sad manao xxx no mahay maminany adresse ip ato am tanana. Tsy miala eto lisany raha tsy voavaly io fa efa nataoko mora kely.
22. xxx ( 19/05/2009 15:07)
fanontaniana adala dia valin'ny adala andrywui :-D :-D :-D
23. essera ( 19/05/2009 15:07)
xxx19:
Tsy mahagaga raha tsy mahazo resaka enao zany é, kay alika no tahafinao ,zany no adin'ny tgv

Aza mody avadika moa ny fanontaniana e. Le ery ambony be ery valiana fa aza miraharaha an'i andrywui fa ny resantsika tohizana raha io no manome lagy anao eo.
24. xxx ( 19/05/2009 15:10)
fanonataniana adala aleo ny adala ihany no hamaly ny adala,ary tsy mahita koa le adala @ zay
25. gasmlay ( 19/05/2009 15:13)
any am 11 alina daholo zao reo xxx reo mivoaka eto daholo,ry mpametaka afisy sy ny tariny.. :-D :-D
26. xxx ( 19/05/2009 15:18)
Ary inona reo hitanao reo ,tsy milay ty gasy raika ty fa jamban'ny taolana :-D :-D :-D
27. ravalotgv ( 19/05/2009 19:31)
inona no réponse sarotra be le question pour un sampion

sniff
tcrouff

:^) :^) :^) :^) :^) :^)
28. patrick2002 ( 19/05/2009 23:12)
=)) =)) =)) =))
29. xxx ( 19/05/2009 23:51)
question champignon :-D :-D :-D
30. essera ( 20/05/2009 04:14)
Tena 12 sec iny d tokony voavaly d lasa 12hr mody gisa daholo ara-dalàna ka ny valiny marina moa d :

Ravalomanana, n'est-ce pas Penguin, Noue, Mirananirina, bozyboleta ? Mais c'est votre président. Comment est-ce possible que vous ne connaissez méme pas le président. Pourtant vous réclamez tous les jours du matin au soir son retour. Vous me décevez beaucoup !!!
31. patrick2002 ( 20/05/2009 04:21)
=)) =)) aoka lesy ry essera marina ah! aoka lesy ah! efa hita fa gasy tsy nihinana ireo raha tsy t@ androny Ravalo ,tena habosakao ny marina dia :oops: :oops: ny tena no menatra .
32. vaninna ( 20/05/2009 13:46)
aza dia mifanenjika ara potokevitra politika re fa izay mahasoa ny fianakavianao sy ny tenanao atrehina
Ianao miady ho any R8 io ve sûr fa maty noana izy any? Nefa ianao maty noana tsy miasa, ho tsaroany tsirairay ve ianareo rehetra any aoriana any ? misy lisitry ny anaranareo ve any aminy mba hahalalany fa niady nitolona ny politikany ianao?

Ary ianao manohana mafy TGV io ve, na dia mijery ny Villa style greco romain ipetrahany aza dia tsy mieritreritra ianao hoe tsy omeny, na dia ofaina aza, efitra 1 amin'io akory , raha tanteraka ny faniriana politikany, izay azony satria ianao no Tohatra niakarany?

Ny omaly tsy niova no ao Madagasikara aloha mandrapi-poitrany olona vaovao ; tsy lany olomanga hoe Madagasikara? Toa olomanga kanosa daholo , ka voatery mihonona aminy mamba noana sy mamba efa voky hatrany antampondoha ny vahoaka malagasy

Malahelo anao aho ry Madagasikara Tanindrazako

Sa ny vahaolana dia miverina Aminy Faha Mpanjaka tsy nila fifidianana ka ny Taranaky ny Mpanjaka teo aloha no hitondra? toa nilamina ihany ny tany t@ ireny !!Toa ity fifidianana ity manko no fositra!!! sady izany democratie sy suffrage universel izany ange Tsy vita malagasy é :roll: :roll:
Raha izay ary , iza tokoa izao ny Mpanjaka tokony hanjaka eo , isamparitany 6 ??

:?: :?:
33. xxx ( 20/05/2009 14:32)

Ianao miady ho any Andry io ve sûr fa maty noana izy ao? Nefa ianao maty noana tsy miasa, ho tsaroany tsirairay ve ianareo rehetra any aoriana any ? misy lisitry ny anaranareo ve any aminy mba hahalalany fa niady nitolona ny politikany ianao?


Hita hoa lesy eo am-sakafoana zany lery tao @ TF1 nizesta be @ le trano sy le sakafo ne fa ny vahoaka maty noana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0452