OK
1. Oay
(
19/05/2009 09:12)
Araka ny resaka nifanaovan'i Andry Rajoelina t@ mpanao gazety teny Ivato androany t@ 11 ora teo d OK NY HAT hoy i ny filohan'ny firaisam-be afrikanina amperin'asa.
Nentina tany ny dossier d niarahana nijery ny resaka ka d ara-dalana daholo ny zavatra natao.
Nampitaina ny vaovao fa d araka ny voalaza d miroso any @ fanomanana ny Fifidianana izany isika é!

novalian'i xxx ny 19/05/2009 15:13
2. Mirananirina
(
19/05/2009 09:16)
Nentina tany ny dossier d niarahana nijery ny resaka ka d ara-dalana daholo ny zavatra natao.
Ka natao taminy teny gasy ve,avy dia ok hozy ry zalahy fa tsy fantany izay dikany :lol: :lol: tsy nisy mpandika teny :lol: :lol:
3. Oay
(
19/05/2009 09:23)
ranabavy mirana a!
Ny teny hifaneraserana no teny Malagsy rehefa eto Madagsikara enao fa ny teny hifaneraserana eny anivon'ny sampandraharaha isan-karazany d ny teny frantsay, d aza manahy enao fa manana mpandika teny mahay tsara ny fanjakana Malagasy ka!

4. bozyboleta
(
19/05/2009 09:26)
Dia samy manana ny OK-ny koa ve?
Toa hafa mantsy ny dikan'ty.
Dource: lexpressmada
Visite officielle
Rajoelina demande l'appui de Kadhafi
Quelques bribes d'informations filtrent du téte-à-téte entre Andry Rajoelina, président de la Haute autorité de la transition (HAT) et le président libyen, le colonel Muammar El Kadhafi, dimanche à Tripoli.
Selon l'agence de presse libyenne Jana, citée par Reuters hier, Andry Rajoelina a appelé le président libyen, président en exercice de l'Union africaine (UA), à poursuivre ses initiatives en faveur du rétablissement de la stabilité.
Au cours de l'entretien qui a duré deux heures et demie, le président de la HAT a également sollicité conseil auprès du président en exercice de l'UA, toujours selon Reuters. Rajoelina a en méme temps demandé l'appui du président libyen dans l'organisation des élections.
Au cours de l'entretien, celui qui est qualifié par l'agence de presse Jana d'«auto-proclamé président de la HAT», a informé le président libyen de l'évolution de la situation à Madagascar. Mais aucune déclaration du Colonel Muammar El Kadhafi n'a été mentionnée dans le texte.
Pour l'instant, l'UA maintient sa position concernant le dossier Madagascar. L'organisme panafricain a suspendu la Grande île après la prise de pouvoir de Andry Rajoelina.
La délégation conduite par le président de la HAT est attendue très tôt ce matin après cette visite officielle de trois jours en Libye.
Iloniaina Alain
Date : 19-05-2009

5. Oay
(
19/05/2009 09:32)
Tsy tokony mipetraka ny fanontaniana satria OLONA ROA SAMY HAFA NO MITONDRA ILAY TENY fa d miandry ny marina isika fa hatreto aloha d na ny nolazain'i Andry Rajoelina na ireo voalazan'i Bozy araka io source d'information-ny io d samy tsy fantatra hoe iza no marina!
Ny marina aloha hatreto d nasaina hiaraka nikaly i Andry Rajoelina d @ language diplomatique izany d zavatra hafa be an!

6. bozyboleta
(
19/05/2009 09:56)
Io ange azo amboarina araka izay tiany hilazany azy e!
Izy ve hiteny @nao hoe wain be za tany sns...
Ary olona mahalala fomba no nanasa dia natao daholo izay fombafombam-panasana fa tsy hoe niray latabatra dia midika inona loatra.
Io sal@ filazan-dry nyhasina vilambava t@ izy avy tany Addis-Ababa e! Iny indray moa efa tsy mahagaga fa hafa ny lazain'ny molotra sy tondroin'ny tanana.
Ho hitantsika eo foana ny tohiny. Fa ny valalabemandry aloha dia ampatoriana @ OK izao. Fa inona marina ny dikan'le OK ry oay?

7. xxx
(
19/05/2009 09:57)
Oay:
Ny marina aloha hatreto d nasaina hiaraka nikaly i Andry Rajoelina d @ language diplomatique izany d zavatra hafa be an!
izany ve no zava-dehibe ? resaka minable no dikan izany satria omena kaly dia domina avy eo dia mitsaitsaika mody, raha OK dia tany ihany dia nisy conférence de presse nataony Tintin (TGV io a) hoe nakatoaviny libiana izy, kanjo indrisy!!!. Dia rehefa tonga eny Ivato dia tsy maitsy mamorona resaka hamalifalina ny mpomba sao dia tezitra eo ny partisant hoe nandany ny kerozène libiana tany fotsiny.
8. hery
(
19/05/2009 09:59)
:-)
Ireny no atao hoe fampandriana adrisa dia mandry tokoa ry Oay.
Satria ve tsy mahita Internet ny vahoaka gasy ao Dago dia faly ery miteny hoe OK ?
Kanefa ny vaovao avy any Libye miteny hoe na dia niresaka tamin'i Kaddhafi aza i Andry dia mbola tsy manaiky ny HAT ihany i Kaddhafi?
Izay anie ilay lazaiko hoe manohana olona ianareo fa tsy manohana foto-kevitra. Ianareo mba manana internet afaka manadihady sy manazava ny sain'ny gasy indray no manafina ny tena izy.
Tsy voatery hoe tsy fitiavana TGV mihitsy ny milaza hoe tsy nanaiky ny HAT ny Afrikana... inona no atahorana? Efa fantatra hatr@ voalohany fa izany no hitranga. Tsy hitako izay tsy hilazan'i Andry sy ny TGV eto hoe tsy manaiky ny Afrikana fa tsy ivakianay loha :-) Sa manomboka tsisy saosy intsony? Dia ho rava tsy ho ela? Firy andro sisa moa? :-p

9. ravatorano
(
19/05/2009 10:03)
oay < iza no atokisanoa kokoa amin' ireo info roa ireo ilay voalazan'ny HAT sa ilay voalazan 'ny agence presse lybienne JANA fa tena mifanohitra mantsy izy roa ireo !
:wink:
ny firtenena lybianinamanokana dia afaka mankato azy fa raha ny firenena afrikanina izay mivondrona ao anatin'ny UA tsy afaka hiteny samirery an'izany ny Guide Kadhafi raha tsy amin'ny alalan'ny fanapahana amin'ny fivorian'ny firenena rehetra na ny conseil permanent no manome ny fankatoavana !

10. essera
(
19/05/2009 10:06)
Hery koa !!!
Izahay tsy hanohana olona manana foto-kevitra JADONA na hivadika aza ny tany aman-danitra. Efa tratran'ny dehors izy iny fa mbola mati-kambo be ihany. Efa haterina e, mahazo manantena ianareo, ao aorianareo lalandava ao e. Ny fifaliana lehibe ho an'ny tenako dia ny nahatapaka ny tendan'ny amperora Ra8. Ny mahavariana ahy dia tsy nisy niresaka mihitsy hoe inona sy iza ary oviana no efa niatraikan'ny fahefan'ny amperorantsika teto Mcar. Fa raha hiteny i Hery hoe mpanohana olona dia :
Ireo TIM sy mpanara-dalàna no tena manohana olona iray (Dada).
Izay anie ilay lazaiko hoe manohana olona ianareo fa tsy manohana foto-kevitra.

11. xxx
(
19/05/2009 10:09)
hery : io resaka tsy misy saosy io no heritreretiko fa tena marina, satria ny fidirambolany kitapopombolampanjakana nge izao no tena lasa olana e!
Niezaka nitady solution 24h ihany ry zareo, nanao saisie vary ny Tiko sns, fa tsy vitanizany le izy, ny machine tsy maintsy mihodina kanefa ny vola tsy miditra. Jereo fotsiny aza fa na ny bourse ny mpianatra eny @ Université aza izao lasa olana be, ohatra iray ihany io, ny pension ny alaina ao @ Trésor olana ihany koa, olana daholo e!!!!
Tsy maintsy miditra @ fifanarahana ihany ny HAT satria izay ihany ny varavarana hivoahana aminio crise io. TGV mety ho convaincu ihany amin izay fifanarahana izay fa ireo apombolahy bdb vao nomena seza no hanahirana ny hanamboarana ny sainy ka hahatonga ny fahasarotanjavatra.

12. xxx
(
19/05/2009 10:23)
essera:
Hery koa !!!
Izay anie ilay lazaiko hoe manohana olona ianareo fa tsy manohana foto-kevitra.
Izahay tsy hanohana olona manana foto-kevitra JADONA na hivadika aza ny tany aman-danitra. Efa tratran'ny dehors izy iny fa mbola mati-kambo be ihany. Efa haterina e, mahazo manantena ianareo, ao aorianareo lalandava ao e. Ny fifaliana lehibe ho an'ny tenako dia ny nahatapaka ny tendan'ny amperora Ra8. Ny mahavariana ahy dia tsy nisy niresaka mihitsy hoe inona sy iza ary oviana no efa niatraikan'ny fahefan'ny amperorantsika teto Mcar. Fa raha hiteny i Hery hoe mpanohana olona dia :
Ireo TIM sy mpanara-dalàna no tena manohana olona iray (Dada).
Lasa manova sujet nge ry Môsie essera zany e! sa resaka tosidrà sendra miakatra izy zany dia miova hatr@ resaka dinihina ? Ento mora ozy Black Jacks zay fa resapirenena izy ity leroa a!!!
13. Oay
(
19/05/2009 10:42)
hery:
:-)
Ireny no atao hoe fampandriana adrisa dia mandry tokoa ry Oay.
Ô ry hery a! efa impiry enao no ilazana fa tsy misy afaka mampandry andrisa izany eto wa fa matoa ilay hevitra nentina teto d hiadiana hevitra.
D mbola asaiko mi-philosopher kely fona i hery é: "Ny fatra mpihaihay mpamosavy ary ny fatrampanidy trano fangalarana" d mba diniho kely é! fa izay ilay fahendrena Malagasy, mahay mandinika fa tsy manao telimoka!
ravatorano a! miandry ny ho avy za fa tsy misy hinoako satria za tsy tany!
Ny dikany OK indray d expression abrégée de l'anglais OKAy qui signifie d'accord
14. Mirananirina
(
19/05/2009 11:37)
ranabavy mirana a!
Ny teny hifaneraserana no teny Malagsy rehefa eto Madagsikara enao fa ny teny hifaneraserana eny anivon'ny sampandraharaha isan-karazany d ny teny frantsay, d aza manahy enao fa manana mpandika teny mahay tsara ny fanjakana Malagasy ka!
ranadahy ô,nampihomehy anao ve ny valiteniko????????? :lol: hihihi tokony hihomehy ianao ô.fantatro tsara izany fa aza matahotra ianao.
15. essera
(
19/05/2009 11:57)
Niezaka nitady solution 24h ihany ry zareo, nanao saisie vary ny Tiko sns
Sao d tsy tsaroanareo ny nahatongavan'ny kila avy any Ambato nidradradradra nitaraina tamin'ny nanaovana ampihimamba ny vokany. Izay ange ilay hoe azo tam kilôdôka ... Sa zavatra tsy nisy izany ???
xxx11:
Lasa manova sujet nge ry Môsie essera zany e! sa resaka tosidrà sendra miakatra izy zany dia miova hatr@ resaka dinihina ?
tsy azonareo ve ilay resaka. Averiko amin'ilay oul nanao azy ny teniny satria toy ny manao an'izao izy. Misy arina be eo am tapikandrinareo, nefa ny tarehiny feno arina tanteraka. Efa mazava be fa fanatisme ny an ny TIM izao fa ny politikan'ny ra8 ange politikana tompona orin'asa fa tsy mpitondra firenena e. Ao anaty sujet am zay ve sa mbola azavaina lava b d azonareo vety2 kely.
16. xxx
(
19/05/2009 12:42)
I.hoy bozyboleta
hoy hery
mivohaza @ zay ry valalabemandry a
l'UA maintient sa position concernant le dossier Madagascar. L'organisme panafricain a suspendu la Grande île après la prise de pouvoir de Andry Rajoelina.
hoy hery
Ireny no atao hoe fampandriana adrisa dia mandry tokoa ry Oay.
mivohaza @ zay ry valalabemandry a
17. Oay
(
19/05/2009 14:22)
Mirananirina:
ranadahy ô,nampihomehy anao ve ny valiteniko????????? :lol: hihihi tokony hihomehy ianao ô.fantatro tsara izany fa aza matahotra ianao.
Tsy mihomehy za fa velontsiky miresaka @nao ranabavy a! hihihi... zany hoe faly aho é! d OK zany é!
18. xxx
(
19/05/2009 15:13)
Mialona eo andrywui fa tady hanao déclartion ty aoy kleaza , elah kosa raha tsy tgvendrana de mba nahazo sopapa ihany