resaka grippen-kisoa sy grippem-borona

1. salopard ( 18/05/2009 13:07)
eh oui, tafaresaka t@ kiso amam-borona ny tenanay, dia hoy ry zareo:

Hatramin'izay dia ianareo olombelona no voan'ny Grippe, ka ahoana no tato ho ato toa lazaina fa izahay no niandohan'ireo grippe ireo.

tsy hananinky intsony ny kisoa sy vorona

saingy tsy mahay manoratra sy manana tele izahay,ary tsy mahay internet dia lazaina fa grippe-nay ny:
-grippe aviaire H5N1 (grippem-borona)
grippe porcine H1N1 .

hisy manifestation ao paris hiaraka @ akoho sy vorona sy ny kisoa GTT ho fanohanana ny kisoa sy vorona, sy ho famerenana ny legalité ho iza no tena niandohan'ny Grippe (ny olombelona io)
novalian'i xxx ny 18/05/2009 20:10
2. xxx ( 18/05/2009 13:14)
ka elahy anie ry salopard le nitifitra kisoa hono dia nalaza be e fa hoe tsy ampy saosy t@ androan'i ra8 e hihihih,efa niakatra ny pass tout position hoy eahy izay ,salama tsara ve aloha le kisoa sa efa nifindran'ny gripan elahy e :-D :-D :-D
snif snif tssssssssiah 8-) 8-) 8-)
3. xxx ( 18/05/2009 13:18)
Hay ve vorona sy kisoa nareo zany mahay mifampiresaka =))


eh oui, tafaresaka t@ kiso amam-borona ny tenanay,


ary neveriko fa tgvendran koa anie elah io é,

essera=salopard kobo le vendran-dahy ty :-D :-D :-D
4. essera ( 18/05/2009 13:26)
Ahoana tsara hoe ry xxx. Ny xxx aza no mety :
xxx = xxx = xxx = xxx = xxx = xxx = xxx = xxx = xxx = xxx

Mivoah elah tao ry le kanosa be ty !!!

ny essera eto am forum ltia ray ihany a. Ny heviny alpha makany am oméga fa nénlah no possible manaraka ny fiovan'ny ora sy minitra. hi hi iiiiiiiiii
5. xxx ( 18/05/2009 13:31)
Aza ataonareo fanina kosa i essera ry zalahy fa efa mamobe nedala zany sao latsaka any anaty tatatra ny klé ha ha ha
ka le GTT kosa aloha mahery é,taitra hatrany @ lehiben'ny Frantsay hoa!!!
6. essera ( 18/05/2009 13:35)
Manala azy sisa ny mpiondana. Eny am magro les milay2 kokoa. Misy balai eny. Mitondra ballerine lah d efa ça va. Misy aérobic koa eny.
7. xxx ( 18/05/2009 13:37)
Marina zany fa voatery tao lery hoe mivoaha tao anatin'io lava-boalavo io @ zay elah ry Andry dia iny mbola bedesin-dry Khadaffi reny ndray ,
toa be no hanafay @ iny herinadro iny
Maty aho tgvendrana
8. essera ( 18/05/2009 13:44)
Salopard, tairo omentsika mitsam ny une deux kely ireto mpiondana ireto :
Omen'lah ny droite be d tatazako am genou. :-D :-D :-D
Ireto ange efa atosika am akihibe araka ny kôzin'i Andry sisa e.
9. xxx ( 18/05/2009 13:46)
Io leity xxx fa miantso vonjy koa ty klé
mahery elah xxx ,a
10. essera ( 18/05/2009 13:49)
Ze xxx eo ange robot made in Tiko daholo ny ankabeazany e. Efa ho lany fahana lisany fa Dada mbola sahirana manao vacances.

:-P
11. xxx ( 18/05/2009 13:52)
essera=salopard :-D :-D :-D :-D
12. xxx ( 18/05/2009 14:00)
hifindranny gripan'i salopard eo elahy ry essera fa ataovy ,izany anie no mahatonga ny mpanohana tgv eto manao komika sisa e
snif snif h h h tshiahhhhhhh velona a salopard
13. xxx ( 18/05/2009 14:08)
Tsisy hambara reto tgv reto ,toa tantara vala-maty fotsiny sisa asesika,ny fahoriana mahazo ny vahoaka Mlagasy zao ve tsy hitanareo fa mamadi-dresaka fotsiny sisa tena fozaorana
14. andrywui ( 18/05/2009 14:15)
Iza no mamadi dresaka eto ? iza ? tsy nareo TIM reraka reo ihany ! TIMamadidresaka !! kely sisa ny ahaveloman'i dadanareo e ! vao migadona eto izy de tonga de any soanierana alloh maka souffle kely de ampisotroin'i sarla pp kely vao vitain'ny fianakams n'ireo olona teo A/tsorohitra amzay !! miandry azy ireny !!
15. xxx ( 18/05/2009 14:16)
Fa iza no salopard i essera sa andrywui é???
16. essera ( 18/05/2009 14:16)
Tena élako reto mpiondana reto fa efa marefo kely. doum am ankikely fotsn sisa fa mbola mihirahira b leazhaaaa.
17. xxx ( 18/05/2009 14:18)
Maty aho Andrikeliko , efa tady hipitika zany seza zany klé :-D :-D :-D
18. Oay ( 18/05/2009 14:20)
xxx:


Tsisy hambara reto tgv reto ,toa tantara vala-maty fotsiny sisa asesika,ny fahoriana mahazo ny vahoaka Mlagasy zao ve tsy hitanareo fa mamadi-dresaka fotsiny sisa tena fozaorana



XXX a! rehefa tsy manankambara ny TGV d mba ento ny an'ny TIM fa ny TIM izao manankambara sady mila maandresy lahatra fa tsy hotapitra ny sabotsy raha izao no mitohy klé!

i Oay moa izao d efa mi-scanne sisa, d reveko be ohatra ny kozin'i Salopard manala azy! d ilay sketch nosoratan'i Andrywui koa mialy be an!


19. andrywui ( 18/05/2009 14:21)
Fa iza no salopard i essera sa andrywui é???


TSY IREO IHANY ZAHAY LETY FA MBOLA EO BAZYLOU PATRICK ANNIE SNS A
20. xxx ( 18/05/2009 14:24)
Samy voan'ny gripa kisoa daholo zany :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0419